fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?

21. cutie ( 27/08/2006 20:05)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-08-2006 19:23:32
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Ka tendrony no omenjy ka aiza no tsy raisiko klé.

aiza ze tendrony eo
nefa za saika hanao xxx:-D:-D:-D:-D
22. pissoa ( 27/08/2006 20:05)
HM =D=D=D
Marina ny teninjy. Misy manana fahafinaretana be amin'io mampiesona io dia mody manadio conscience hoe mbola tsy realy avy eo :lol:
23. cutie ( 27/08/2006 20:06)
kanefa azo heverina ho ohatran'ny any ampianarana sy any am-piangonana ihany (ho an'ireo mikoty sipa any).
Koa ataoko fa tsy mety ilay miteny hoe aleo maka sipa roa ato am-pianarana ato sao dia tsy raikitra tsara ny iray dia misy roue de secours...

tsy azoko l eany am-pengoanna sy any am-penarana:roll::roll::roll:
24. cutie ( 27/08/2006 20:07)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-08-2006 21:10:38
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Ny realy anie efa resaka fizika fotsiny sisa e, fa raha tsy fizika dia ny engagement sentimental sy morale no manahirana raha misy.

Ohatra hoe: aza mampiresaka sipa hafa tsony ianao fa saropiaro be aho, ary rehefa ato amin'ny pv dia aza ilaozana mbola mandeha atsy ambadika ihany, sy ny hoe iza no miresaka aminao ao ankoatr'ahy....

raha efa samy hifanarahana hoe tsy misy resaka engagement eto dai okay, tsy misy olana na hanao mormons eto aza isika mianankavy, fa aza impliquer-na sentiementalement fotsiny ny olona raha tsy impliqué aminy akory ianao!

resaka fizika nga ny betsaka any :-D:-D:-D:-D
tsaty zao no resahina
25. cutie ( 27/08/2006 20:08)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-08-2006 19:24:36
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Raha tsy tia akory izy dia tsy mampirafy fa mandainga fotsiny
Raha tia izy dia tsy mampirafy ho azy (ozizy izay cutie izay)

sady tsy mitia zany no tsy mampirafy a :lol::lol::lol::lol:
26. cutie ( 27/08/2006 20:09)
Mpandefa : guns [ Valio ] 27-08-2006 21:35:09
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
TAY HANINA RY RETO AH!!

sao de te hampirafy alou e :-D:-D:-D:-D
27. Herimiafina ( 27/08/2006 20:15)
Ny mpanao azy foana hoa no tsy mahatanty rehefa atao matetika e! hehehehe=))
28. pissoa ( 27/08/2006 20:19)
cutie:
sady tsy mitia zany no tsy mampirafy a :lol::lol::lol::lol:
Tsy mampirafy - fa manao zavatra ratsy lavitra noho io: mamitaka olona - mandainga - mety manimba fiainan'olona ... (enga anie tsy hitady hanamarin-tena hoe mbola tsy realy :lol::lol::lol: )

HM - marina leisy :^)=))=))=))
29. fasaly ( 27/08/2006 20:22)
Tokinao:

[quote=fasaly]


de za ve zany ry fasaly mbola tsy mikôty. hihihi
je blague hein...:)




tokinao: chutttt: sekiré ny antsika:wink::-$:-$:-w

30. cutie ( 27/08/2006 20:23)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-08-2006 22:15:18
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Ny mpanao azy foana hoa no tsy mahatanty rehefa atao matetika e! hehehehe

iza no mpanao azy :roll::roll::roll:
de mpanao in alou zany
31. fasaly ( 27/08/2006 20:23)
Herimiafina:

Aza manadala sain'olona fotsiny fa tonga dia tsory hoe mbola tsy realy izy ity dia vita e!
Ny olana anie dia asaina mino hoe tena fitiavana le olona nefa kay mbola tsy realy e,

tandremo fa tsy ny olona rehetra no mitovy fisainana aminao izay manao izany an! :-D



efa impiry mou tsika sy njy no nifanao gtm fa hatramzao mbola tsy mikonty fona:wink::^):^):^):-D:-D
32. cutie ( 27/08/2006 20:23)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-08-2006 22:19:24
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hoy i cutie:
sady tsy mitia zany no tsy mampirafy a
Tsy mampirafy - fa manao zavatra ratsy lavitra noho io: mamitaka olona - mandainga - mety manimba fiainan'olona ... (enga anie tsy hitady hanamarin-tena hoe mbola tsy realy )

nivadika ny sujet :-D:-D:-D:-D
33. fasaly ( 27/08/2006 20:26)
ka marina ange zany ry reto e! hifampitory fitiavana eto nefa tsy hiaona akory na tsy ho lasa realy, amiko zany tsy fiarahana fa fandaniana andro fotriny:^):^)
hoy aho hoe "bidon":^):^):^):^), misy ny efa misolosolo be mahitsy de mampiresaka sia maro na bandy maro, de ho raisina serieux ve zany rehetsa zany, fampireshana sy fianarana miresaka mampiresaka fotsiny am alalan'ny net:^):^):^):^)
34. cutie ( 27/08/2006 20:27)
fasaly
za wa d'accord @ njy :wink::wink::wink::wink:
35. fasaly ( 27/08/2006 20:32)
cutie: ka raikitsa zany na ho zato aza ny ao am tsaty lasa zao raha maharaka ny feeling:wink::-D:-D:-D
36. cutie ( 27/08/2006 20:32)
:-D:-D:-D:-D
ze mahatanty hono hoy i hery :-D:-D:-D
37. simplex ( 27/08/2006 20:34)

cutie,

Efa zava-dehibe aloha ny hoe tsy mandry ny saina satria au fond enao zany mahatsapa hoe misy zavatra tsy mety ihany zany ataoko zany :D:D.

Le izy aloha @ maha tsaty an'le izy, de mazava be fa ny zavatra tenina de manan-danja tokoa. Ka ra ohatra nataonareo genre serieux le izy (tokony ho tsapanao io), de mazava hoazy fa tsy mety ra manao promesse na hoe miteny zavatra mety handiso fiheverana na fanatenana an'ilay olona enao. Fa ohatra kosa moa ka hoe samy manala azy nareo (tokony ho tsapanao koa io), de zany ary izy hoe samy manala azy kou :°).

Ny tena tsy mety manko ny milalao an'ilay fitiavana ra ohatra hoe ilay olona tena hoe tafalatsaka tanteraka, love be nefa enao mbola manala azy foana. @ zay fotoana zay enao no tokony hanajonana an'ilay resaka refa tsy matotra ny anao...

Ny mampirafy dia otran'ny iray @ didy folo ihany an, na fantatra hoe tsy tokony hatao ary mbola misy manao ihany. Ra tsapanao hoe tsy mety ny ataonao, azonao ajanona izany. Samy manana ny kilemany ary resy doly ny olombelona d'une maniere ou d'une autre...

mazotoa,
:-*:-*
38. pissoa ( 27/08/2006 20:35)
cutie:
nivadika ny sujet

--- refa tsy mitovy hevitra ve dia mivadika ny size ... sa tokony hiteny hoe manao zavatra tsara izany mamitaka olona izany :-*=))=))=))
39. fasaly ( 27/08/2006 20:37)
hummmm! ka raha matotra be njay nge lay izy hafa mitsy e! hisy projet zany atsy ho atsy sns....fa lay tena mody hoe miaraka tsika nefa tsy izy akory ange de aleo manàla azy eç:-D
40. cutie ( 27/08/2006 20:39)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 27-08-2006 22:34:52
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?

cutie,

Efa zava-dehibe aloha ny hoe tsy mandry ny saina satria au fond enao zany mahatsapa hoe misy zavatra tsy mety ihany zany ataoko zany .

Le izy aloha @ maha tsaty an'le izy, de mazava be fa ny zavatra tenina de manan-danja tokoa. Ka ra ohatra nataonareo genre serieux le izy (tokony ho tsapanao io), de mazava hoazy fa tsy mety ra manao promesse na hoe miteny zavatra mety handiso fiheverana na fanatenana an'ilay olona enao. Fa ohatra kosa moa ka hoe samy manala azy nareo (tokony ho tsapanao koa io), de zany ary izy hoe samy manala azy kou .

Ny tena tsy mety manko ny milalao an'ilay fitiavana ra ohatra hoe ilay olona tena hoe tafalatsaka tanteraka, love be nefa enao mbola manala azy foana. @ zay fotoana zay enao no tokony hanajonana an'ilay resaka refa tsy matotra ny anao...

Ny mampirafy dia otran'ny iray @ didy folo ihany an, na fantatra hoe tsy tokony hatao ary mbola misy manao ihany. Ra tsapanao hoe tsy mety ny ataonao, azonao ajanona izany. Samy manana ny kilemany ary resy doly ny olombelona d'une maniere ou d'une autre...

mazotoa,

arakaraky le oul ihany zany io ry simplex a :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3161