fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?

61. cutie ( 27/08/2006 22:34)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 28-08-2006 00:27:55
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie an! aza rarahina zay mapirafy andry any fa zah jerena fa zah Ra-fidéle Ratsimamitaka

atokisako njay toi @ iny ka :wink::-D
62. kiali ( 27/08/2006 22:37)
hita wa ko! aleo ho any zay mapirafy any fa zah jerena de manga ny lanitra
63. cutie ( 27/08/2006 22:39)
:-D:-D:-D:-D
jerena fotsiny ve
64. kiali ( 27/08/2006 22:49)
aza jerena fotsiny aza eh
65. malalatinasoa ( 28/08/2006 04:36)
Arakaraky ny fifandraisan'izy 2 ihany io. Fa raha mbola tsy nisy passage du monde virtuel au monde reel (nifankahita) kalou amiko dia tsy misy zavatra serieux izany = tsy mampirafy.
Tsy tokony manantena be ny monde virtuel fa ny reel no ketrehina ho milay be (l)(l)
66. sasa ( 28/08/2006 04:53)
Ary mety ve raha hoe manana efa realy 1 nefa mbola manana virtoaly 2 =))=))=))=))=))
malalatinasoa tsssssssss za indray akia tena tsy miasa saina am le virtuel klé, aleo ny realy ihany no hamafisina koa
67. dadabe ( 28/08/2006 05:14)
iza izany realy 1 sy virtualy 2 izany ry sasa ???:-w:-w:-w:-w:-w
68. majesty ( 28/08/2006 06:20)
Tena aleo wa le akama fotsiny fa tsy atao sipa zany d amin'zay afaka mampiresaka na izy rehetra ao amin'ny tchat aza,mba marina e:D:D:D
69. dolby ( 28/08/2006 07:16)
Ilay hoe mpisipa ao @ chat ve aloha hoe ao@ chat ihany no mpisipa sa na ety ivelany koa aza ?
70. tywa68 ( 28/08/2006 08:16)
ilay mampirafy angambany dia ho an'olona tena tafifitra lalina @ fitiavana mihitsy, fa tsy ho an'olna te hanala azy sy hiresaka fotsiny.
71. tywa68 ( 28/08/2006 08:17)
diso "tafiditra"
72. Fiffi ( 28/08/2006 08:26)
cutie:
" za akia manana sipa maromaro ao @ tsaty ao, ka asa ra mampirafy aho na
ahoana ? ".
tsy aiko ny fandraisan'le namandy hoe "manana sipa maromaro" fa amiko aloha de raha mbola resaka virtuel de tsyhitako hoe mampirafy ve zany ?
Raha ohatra kosa ka efa manana sipa efa hita , efa niharahana de io zany no hatao mapirafy.


73. hery ( 28/08/2006 09:53)
malalatinasoa:

Arakaraky ny fifandraisan'izy 2 ihany io. Fa raha mbola tsy nisy passage du monde virtuel au monde reel (nifankahita) kalou amiko dia tsy misy zavatra serieux izany = tsy mampirafy.


Misy olona tsy mbola mandalo an'i passage io kanefa efa mifaningotra sentiment be mihitsy kah. Raha tsy mifankahita dia te hihaona eo @ chat foana. Raha sendra eo ny iray kanefa tsy miresaka dia saro-piaro. Raha misy manao bizz ny iray dia saro-piaro. Izany hoe efa tafiditra lalina mihitsy ny sentiment... fa ny physique fotsiny sisa no tsy ampy.

Raha io dia efa tena azo atao hoe fitiavana... ka tokony hisy fifanajana tahaka ny fitiavana rehetra na dia virtuel aza.
74. Fomena ( 28/08/2006 10:58)
Mahoana daholo nareo... (l)(l)(l)
Mahaliana ny lazainareo dia vao mba mamaky...(l)
75. cutie ( 28/08/2006 11:04)
mamaky fotsiny ve ry fomena a :lol:
76. Fomena ( 28/08/2006 11:10)
Za tsy manan-kevitra satria tsy tia mampirafy...(l)
77. booboo ( 28/08/2006 11:17)
hum...
78. Fomena ( 28/08/2006 11:20)
Za zao vô mba mitsaty tsin koooo...(l)
79. booboo ( 28/08/2006 11:24)
hihihihi
80. Fomena ( 28/08/2006 11:28)
:oops: fa za tsy tia mampiraf satri ts tia ampirafesina...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093