fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
101. cutie
(
28/08/2006 20:43)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 28-08-2006 10:26:40
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hoy i cutie:
" za akia manana sipa maromaro ao @ tsaty ao, ka asa ra mampirafy aho na
ahoana ? ".
tsy aiko ny fandraisan'le namandy hoe "manana sipa maromaro" fa amiko aloha de raha mbola resaka virtuel de tsyhitako hoe mampirafy ve zany ?
ok:lol:
102. cutie
(
28/08/2006 20:45)
Mpandefa : hery [ Valio ] 28-08-2006 11:53:47
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hoy i malalatinasoa:
Arakaraky ny fifandraisan'izy 2 ihany io. Fa raha mbola tsy nisy passage du monde virtuel au monde reel (nifankahita) kalou amiko dia tsy misy zavatra serieux izany = tsy mampirafy.
Misy olona tsy mbola mandalo an'i passage io kanefa efa mifaningotra sentiment be mihitsy kah. Raha tsy mifankahita dia te hihaona eo @ chat foana. Raha sendra eo ny iray kanefa tsy miresaka dia saro-piaro. Raha misy manao bizz ny iray dia saro-piaro. Izany hoe efa tafiditra lalina mihitsy ny sentiment... fa ny physique fotsiny sisa no tsy ampy.
Raha io dia efa tena azo atao hoe fitiavana... ka tokony hisy fifanajana tahaka ny fitiavana rehetra na dia virtuel aza.
ekena koa iny :lol:
103. cutie
(
28/08/2006 20:49)
Mpandefa : fameusecousine [ Valio ] 28-08-2006 18:05:19
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
amiko aloha de fampirafesana lay izy satria manomboka @ izay ihany anie ny fiantombohany ehh satria lasa maika hi chat sy hamaky message ianao sao de nanoratra izy..de^plus matetika ny olona mi chat manao partage vie privee na de efa samy manana sipa aza ..de manomboka eo ny complicité de avce le temps de lasa important lay olona .
AMIKO ILAINA NY FRANCHISE SY HONNETETE SATRIA TSY VATANA AKONDRO AKONDRO AKORY LAY OLONA MIARAKA AMINAO KA HI SUPPORTER ZAO REHETRA ZAO NA DE TIA ZA...
DE PLUS TSY MITOVY DAHOLO NY ATTITUDE NY OLONA MANOLONA NY CHAT.efa niaianako io mantsy fa mamary hehhehe...zao ehhajao zay ananana zay fotsiny .somary masika za ka miala tsiny raha misy concerné.tsy ny manao ihany no mapirafy fa na juste mifampilaza confidence ..ny relation nao @sipanao lasa tsy entre nao sy ny sipano intsony ...RESPECT ET HONNETETE...
le oul hafa ao @ tsaty koa ve zany lazain-jy ho vatan'akondro zany:roll::roll::roll:
samy ao @ tsaty daholo manko le fampirafesina dinihina eto fa tsy mivoaka ety ivelany( real )
104. cutie
(
28/08/2006 20:50)
Mpandefa : bogosi [ Valio ] 28-08-2006 19:33:05
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
ny ahy aloha ny ato @chat de fampiresahina fotsiny e! satria efa ahy fa tsi afaka ny hiaraka akory fa raha tsi hoe tonga de mifankatoky @vava fotsiny nefa tsi posible fa fampiresahina ny sasany fotsiny izany ka aoka zay le resabe fa ts!!!!mifanadala fotsiny aiza ko no isi olona hapirafi ao @chat fa ny olona iray aza mbola tsi nifanena t@akory ko mampirafi @inona fa mampiresaka angaba oe
:-D:-D:-D:-D
105. fameusecousine
(
29/08/2006 01:55)
:lol::lol:
Cutie tsy zany mahintsy fa lay olona miaraka @ ilay olona manao chat virtuel ..ilay victime no vatana akondro
8O8O8O:lol::lol::lol::lol:
cutie:
Mpandefa : fameusecousine [ Valio ] 28-08-2006 18:05:19
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
amiko aloha de fampirafesana lay izy satria manomboka @ izay ihany anie ny fiantombohany ehh satria lasa maika hi chat sy hamaky message ianao sao de nanoratra izy..de^plus matetika ny olona mi chat manao partage vie privee na de efa samy manana sipa aza ..de manomboka eo ny complicité de avce le temps de lasa important lay olona .
AMIKO ILAINA NY FRANCHISE SY HONNETETE SATRIA TSY VATANA AKONDRO AKONDRO AKORY LAY OLONA MIARAKA AMINAO KA HI SUPPORTER ZAO REHETRA ZAO NA DE TIA ZA...
DE PLUS TSY MITOVY DAHOLO NY ATTITUDE NY OLONA MANOLONA NY CHAT.efa niaianako io mantsy fa mamary hehhehe...zao ehhajao zay ananana zay fotsiny .somary masika za ka miala tsiny raha misy concerné.tsy ny manao ihany no mapirafy fa na juste mifampilaza confidence ..ny relation nao @sipanao lasa tsy entre nao sy ny sipano intsony ...RESPECT ET HONNETETE...
le oul hafa ao @ tsaty koa ve zany lazain-jy ho vatan'akondro zany:roll::roll::roll:
samy ao @ tsaty daholo manko le fampirafesina dinihina eto fa tsy mivoaka ety ivelany( real )
Cutie tsy zany mahintsy fa lay olona miaraka @ ilay olona manao chat virtuel ..ilay victime no vatana akondro
8O8O8O:lol::lol::lol::lol:
107. mandrindra
(
29/08/2006 08:14)
cutie, vavy aloha sa lahy io namanao io?:wink:
fameusecousine, aza atao mankarary izany fa izay ilay fizarana fitiavana

108. diamondra27
(
29/08/2006 08:51)
jennifer2: tonga soa indray:-*:-*, tsy manadino ny namana taloha aho e! ary faly mahita anao eto indray.
cutie: ny heviko momba io dia ilazao an'izao ny namanao fa ny teny de sarobidy tokoa, tandremo @ fampiasàna azy
raha miteny ianao dia responsable @iny teninao iny. Mety hahafaly olona iny teny malefanao iny, mety haha-courage azy, mety hahakivy, mety hahafaty ihany koa.Dia izay no tokony itandremana rehefa hisokatra ny vava araka ny tenin'ny ntaolo hoe: "avadiho impito ny lela vao miteny"
Eto izany dia resaka fitiavana @ tsaty no resahina. Amiko izany na tsaty aza dia tsy tokony hiadaladala fa namany manome fitiavana ihany ianao rehefa miteny hoe: tia anao aho. Tsy tokony hotenenina fahatany io mot io fa asiana lanjany, ny effetn'io any @ilay olona no tokony tsinjovina.
Imaginér-o hoe: misy olona diso fanantenana @ fitiavana ka sendra omenao io teny io izy nefa ianao tsy sérieux akory, lazaiko anao fa mety hampiova be ny toetrany sy ny fiainany izany ... izay ny côté positif fa ny négatif koa anefa dia misy fiatraikany ihany koa.
olona tena tianao no tokony tolorana io mot fitiavana io

109. mandrindra
(
29/08/2006 09:32)
diamondra27, izaho izao mpizara fitiavana. dia raha miteny aho hoe tiako ianao, aminao ohatra:wink:, dia diso aho ve? nefa efa navadiko impolo mihitsy ny lelako an :-D:-D
111. cutie
(
29/08/2006 10:38)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 10:14:43
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie, vavy aloha sa lahy io namanao io?
tsy de ilaina loatra ny fahafantarana na lahy io na vavy fa mitovy daholo ny cas tsinona :lol::lol::lol:
112. cutie
(
29/08/2006 10:39)
Mpandefa : fameusecousine [ Valio ] 29-08-2006 03:55:15
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hoy i cutie:
Voalaza teo :
Mpandefa : fameusecousine [ Valio ] 28-08-2006 18:05:19
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
amiko aloha de fampirafesana lay izy satria manomboka @ izay ihany anie ny fiantombohany ehh satria lasa maika hi chat sy hamaky message ianao sao de nanoratra izy..de^plus matetika ny olona mi chat manao partage vie privee na de efa samy manana sipa aza ..de manomboka eo ny complicité de avce le temps de lasa important lay olona .
AMIKO ILAINA NY FRANCHISE SY HONNETETE SATRIA TSY VATANA AKONDRO AKONDRO AKORY LAY OLONA MIARAKA AMINAO KA HI SUPPORTER ZAO REHETRA ZAO NA DE TIA ZA...
DE PLUS TSY MITOVY DAHOLO NY ATTITUDE NY OLONA MANOLONA NY CHAT.efa niaianako io mantsy fa mamary hehhehe...zao ehhajao zay ananana zay fotsiny .somary masika za ka miala tsiny raha misy concerné.tsy ny manao ihany no mapirafy fa na juste mifampilaza confidence ..ny relation nao @sipanao lasa tsy entre nao sy ny sipano intsony ...RESPECT ET HONNETETE...
le oul hafa ao @ tsaty koa ve zany lazain-jy ho vatan'akondro zany
samy ao @ tsaty daholo manko le fampirafesina dinihina eto fa tsy mivoaka ety ivelany( real )
Cutie tsy zany mahintsy fa lay olona miaraka @ ilay olona manao chat virtuel ..ilay victime no vatana akondro
ok, refa veo valiako njy :lol::lol::lol:
113. andry08
(
29/08/2006 10:56)
ka misy anie ireo miteny an'io gratuitement e! ary tsy misy dikany aminy io, ianareo ve dia tsy hahalala hoe marina sa lainga ka izay rehetra miteny an'io dia ndeha hinoina??? Eto anie ka misy be dia be ny miteny hoe tiako ianao nefa lainga be no ahoana moa no ndeha hitiavana olona tsy hita akory sa andeha hitia rivotra sy orana?:)
114. mandrindra
(
29/08/2006 11:12)
cutie:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 10:14:43
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie, vavy aloha sa lahy io namanao io?
tsy de ilaina loatra ny fahafantarana na lahy io na vavy fa mitovy daholo ny cas tsinona :lol::lol::lol:
an3, ilaiko ny mhafantatra hoe vavy sa lahy izy, sao dia mba mety ahafahako mizara ihany :wink::-D:-D
117. anako
(
29/08/2006 17:13)
be hoe tsaty no mikoty sipa ataony kilalao fotsiny. Fa misy mbola mandeha lavitra mame email na telefona dia hoe ny virtual lasa reel. Misy mbola mino fa kilalao fotsiny hoe telefona na hoe cam. Mino a fa io lay kilalao lasa ratsy fa lay bandy milalao sentiments dia tsy manaja. Misy efa manambady na manana sipa fa tsy mieritreritra fa mety marary foha lay vadiny. Ny lhy rehefa mieritreratra dia ny sainany hoe ambany fekibo rehefa ny vhy mieritreritra miaraka aminy loho sy ny foho.
En general be ny lhy mitady sipa fa mahay mampiresaka ary misy tena mirisque mampirafy.

118. mandrindra
(
29/08/2006 17:20)
cutie, ao moa fa eto amin'ny tsaty fotsiny e:wink::-D:-D. fa hafa ihany anie ianao e:*
120. cutie
(
29/08/2006 19:46)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 29-08-2006 19:20:55
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie, ao moa fa eto amin'ny tsaty fotsiny e. fa hafa ihany anie ianao e
mandrindra lahy le izy :-D:-D:-D:-D