fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?

141. mandrindra ( 07/09/2006 14:10)
zah zao tsy mba mampirafy zany mihitsy, nefa zah miresaka amin'ny olona maro
142. Fomena ( 07/09/2006 14:35)
rah vô mis engagement moral d'ef aok'etsy, mampiraf zay... na d virtoal az...(l)
143. mandrindra ( 07/09/2006 15:01)
tsy misy hoa zany fampirafesana izany
144. cutie ( 07/09/2006 19:58)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-09-2006 16:10:43
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
zah zao tsy mba mampirafy zany mihitsy, nefa zah miresaka amin'ny olona maro

:*:*:*:*:*
145. cutie ( 07/09/2006 19:58)
Mpandefa : Fomena [ Valio ] 07-09-2006 16:35:06
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
rah vô mis engagement moral d'ef aok'etsy, mampiraf zay... na d virtoal az...

(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)
146. mandrindra ( 15/09/2006 15:06)
cutie, :*:*:*:*
147. cutie ( 16/09/2006 02:06)
(l)
148. nambina ( 18/09/2006 18:40)
cutie sy mandrindra ireto koa tena mbola tsy afapo mihintsiny, mandehana ranga mapirafy ny 1 aminareo de vita ny kozy a:-D:^):-P
149. cutie ( 18/09/2006 21:29)
nambina fa manin :roll::roll::roll::roll:
150. nambina ( 19/09/2006 09:34)
ka ity (l)(l)(l)(l)(l) + :*:*:*:*:*:*:*, ka raha mampirafy ny 1 aminareo ange d mety ho tongasaina ny 1 d mety tsy hisy io (l)(l)(l)(l)(l) + :*:*:*:*:*:*:*, sa ahona :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
151. mandrindra ( 19/09/2006 13:29)
cutie, avia aloha fa tsy aminona izany e :*:*:*:*:*, dia aza mipitrapitra intsony an:lol::lol:
152. nambina ( 19/09/2006 17:43)
eny wa,aleo ihany mahita ilay (l)(l)(l) sy :*:*:* toy izay 8O8O8O8O :wink:
153. cutie ( 19/09/2006 19:26)
Mpandefa : nambina [ Valio ] 19-09-2006 11:34:32
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
ka ity + , ka raha mampirafy ny 1 aminareo ange d mety ho tongasaina ny 1 d mety tsy hisy io + , sa ahona

hainay ny ataonay :-D:-D:-D:-D
154. cutie ( 19/09/2006 19:27)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-09-2006 15:29:25
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie, avia aloha fa tsy aminona izany e , dia aza mipitrapitra intsony an

eny wa :*:*:*:*
155. mandrindra ( 21/09/2006 09:34)
cutie, tsika moa mahay ôôôô^:*:*:*
156. cutie ( 21/09/2006 16:46)
ie :*:*:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0723