fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
121. cutie
(
29/08/2006 19:49)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 29-08-2006 10:51:57
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
jennifer2: tonga soa indray, tsy manadino ny namana taloha aho e! ary faly mahita anao eto indray.
cutie: ny heviko momba io dia ilazao an'izao ny namanao fa ny teny de sarobidy tokoa, tandremo @ fampiasàna azy
raha miteny ianao dia responsable @iny teninao iny. Mety hahafaly olona iny teny malefanao iny, mety haha-courage azy, mety hahakivy, mety hahafaty ihany koa.Dia izay no tokony itandremana rehefa hisokatra ny vava araka ny tenin'ny ntaolo hoe: "avadiho impito ny lela vao miteny"
Eto izany dia resaka fitiavana @ tsaty no resahina. Amiko izany na tsaty aza dia tsy tokony hiadaladala fa namany manome fitiavana ihany ianao rehefa miteny hoe: tia anao aho. Tsy tokony hotenenina fahatany io mot io fa asiana lanjany, ny effetn'io any @ilay olona no tokony tsinjovina.
Imaginér-o hoe: misy olona diso fanantenana @ fitiavana ka sendra omenao io teny io izy nefa ianao tsy sérieux akory, lazaiko anao fa mety hampiova be ny toetrany sy ny fiainany izany ... izay ny côté positif fa ny négatif koa anefa dia misy fiatraikany ihany koa.
olona tena tianao no tokony tolorana io mot fitiavana io
Marina ny an-jy:lol::lol::lol::lol:
122. cutie
(
29/08/2006 19:50)
Mpandefa : andry08 [ Valio ] 29-08-2006 12:56:58
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
ka misy anie ireo miteny an'io gratuitement e! ary tsy misy dikany aminy io, ianareo ve dia tsy hahalala hoe marina sa lainga ka izay rehetra miteny an'io dia ndeha hinoina??? Eto anie ka misy be dia be ny miteny hoe tiako ianao nefa lainga be no ahoana moa no ndeha hitiavana olona tsy hita akory sa andeha hitia rivotra sy orana?
marina koa iny :-D:-D:-D:-D
123. xxx
(
29/08/2006 22:03)
cutie:
Iarahantsika mahalala tsara fa ny ankabeazan'ny olona manao
tsaty de mikendry fotsiny ny hahita olon-tiana. Koa mba hananany "chance" bebe
kokoa dia ezahiny ny manana fifandraisana @ mpitsaty maro, izany anefa matetika
dia tsy mijanona hatreo. Ity namako mpitsaty iray izay dia nilaza tamiko hoe :
" za akia manana sipa maromaro ao @ tsaty ao, ka asa ra mampirafy aho na
ahoana ? ".
de tena napetrak'ndry ato ve akia le izy ry cutie. :)
tsy koi ihany aloha e! mba misy ho eritreretina e! sady za mino fa maro @'ireo mpamaly hafatra ireo no mila an'ity lohahevitra ity koa. :-*
125. mandrindra
(
30/08/2006 09:47)
cutie, dia aleo izany ilay namanao ho any aloha an. fa isika :*:*:* ihany
fasaly, tsy miady varotra fa maneho hevitra fotsiny :°)
fasaly, tsy miady varotra fa maneho hevitra fotsiny :°)
126. cutie
(
30/08/2006 11:54)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 30-08-2006 11:47:23
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie, dia aleo izany ilay namanao ho any aloha an. fa isika ihany
:*:*:*:*
127. jennifer2
(
30/08/2006 12:39)
manarararaotra be koa ry cutie sy mandrindra!
Nefa amiko an! na tsaty ary atao de efa misy fampirafesana ao zay!!!!!
Nefa amiko an! na tsaty ary atao de efa misy fampirafesana ao zay!!!!!
128. jennifer2
(
30/08/2006 12:40)
manarararaotra be koa ry cutie sy mandrindra!
Nefa amiko an! na tsaty ary atao de efa misy fampirafesana ao zay!!!!!
Nefa amiko an! na tsaty ary atao de efa misy fampirafesana ao zay!!!!!
130. fameusecousine
(
31/08/2006 18:28)
jennifer2:
manarararaotra be koa ry cutie sy mandrindra!
Nefa amiko an! na tsaty ary atao de efa misy fampirafesana ao zay!!!!!
marinany voalazanao ...merci ann:-*:-*:-*:-*:-*:-*
131. cutie
(
31/08/2006 18:41)
Mpandefa : fameusecousine [ Valio ] 31-08-2006 20:28:44
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hoy i jennifer2:
manarararaotra be koa ry cutie sy mandrindra!
Nefa amiko an! na tsaty ary atao de efa misy fampirafesana ao zay!!!!!
marinany voalazanao ...merci ann
de mahazo aina @zay ve njy @io valin-tenin'i jennifer io
136. xxx
(
06/09/2006 14:50)
Hafa ndray izany ady hevitr'i cutie zany a. Fa inona ary aloha le atao hoe mampirafy e :
1- mitia olona roa ve, sa
2- manao firaisana ara-nofo amina olona roa, sa
3- araka ilay ao @ baiboly hoe " raha vao mahita sy mitsiriritra dia efa mampirafy izay" ?.
asa tokoa anefa aloha
1- tsy mampirafy ny mitia olona 2
2- tsy mampirafy ny manao firaisana @ olona roa (ohatra hoe miaraka)
3- tsy mampirafy ny mitsiriritra
fa kosa
Mampirafy ny mitsaty @ olona roa
ENY.......
139. xxx
(
07/09/2006 00:32)
Na olona 1 fotsiny aza dia mety efa fampirafesana. fa saingy zao, io arakaraky ny fandraisan\\\'ny tsirairay azy. Fa tandremo fa manahirana io na dia virtoaly aza a, ary izay no mahasarotra azy, ny maka ny limitin\\\'ny virtoaly sy ny tena izy