Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 24/08/2006 11:33)
DIVORCE
ahoana avy no kay no atao ra ampiditra divorce , dia maharitra ela be ve sa ahoana ny fandehany ... tohiny
novalian'i rila ny 26/08/2006 18:19
ferrari ( 24/08/2006 11:12)
Fromage de tete
Diamondra 27, eet puis a tous les amateurs de cuisine Desolee en francais car tsy fantako ny manoratra ingredients en gasy : Comme promis voici la recette apres a toi de le faire a ta "sauce":... tohiny
novalian'i cutie ny 25/08/2006 21:15
lagany ( 24/08/2006 10:19)
MAX EXCEPTION "O IZA"
Manao ahona daholoe e! Mba omeo ny tononkira ny Max Exception lay hoe "O IZA" iny aho zay manana nareo... Dia misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i cutie ny 19/09/2006 19:11
ferrari ( 24/08/2006 10:12)
fety du 19 aout hoe Carrieres sur seine
Mpandefa : ranga [ Valio ] 22-08-2006 22:33:30 Lohateny : Re : fisahorana kelikely tsaratsara ,sur maina a,reveko ny revin'ise,hoavy doly ny ekipa @ manaraka fa tokony homanina any @ terrain malal... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:20
mzksoa ( 24/08/2006 08:53)
Tsy ampy fitia
miarahaba anareo rht mba manana olana kely re aho d mba mianagavy anareo anampy ahy tsy izany fa efa 7ans zay no niarako t@ olona 1,efa mikasa ny hivady zay @faran'ny taona fa ny olana d tsy toy ny ... tohiny
novalian'i dolby ny 28/08/2006 07:38
Fiffi ( 24/08/2006 08:11)
L’objectif : toujours moins d’étrangers en France et un tri
[b]Tena miala tsiny aloha raha @ teny frantsay fa tsy vitako ny nandika azy @ teny Malagasy.[/b] -Les mariages français-étrangers sont aussi dans le collimateur de l’actuel gouvernement, a-... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 13:06
bertran ( 24/08/2006 08:07)
cntemad
salut daholy oh ! za saika mba mila hevitra aminareo namana azafady ! za zany classe de 2nd no niala nianatra ! ka efa miasa !za zany te hanao cour bac nefa tsy misy fotoana ! ka maheno za fa ao ... tohiny
novalian'i bertran ny 31/08/2006 16:53
bobone ( 24/08/2006 07:45)
Loza tena loza
ô ry reto an! ahoana ny hevitrareo @ ireo vehivavy manambady vehivavy na lehilahy manambady lehilahy! loza be tokoa fa matoa Andriamanitra nanao hoe :lehilahy manambady vehivavy iray de izay fa tena... tohiny
novalian'i lafatra ny 19/09/2006 18:58
LazaDaddy ( 24/08/2006 00:43)
allergies
taloha aho (3 taona lasa izay) mijaly isaky ny avy mihinana fruits de mer fa mangidihidy be sy mivoaka ndatymerina foana. Ankehitriny anefa tsy maninona mihitsy na fruits de mera aza ny sakafo isan'an... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:46
cutie ( 23/08/2006 23:46)
mitady ze ankizy mpifandefa hafatra @ degree za
Ze mpifandefa hafatra @degree de mba andefaso hafatra kely za fa misy hafatra tiako ampitaina @ nareo :*:*:*... tohiny
novalian'i cutie ny 17/11/2006 21:06
miangalyandria ( 23/08/2006 22:24)
Dedesse 35 ans de scenes
izaho re tena mpankafy dedesse mafy mihitsy fa ohatran'ny malahelo kely fotsiny aho hoe hankalaza ny faha-35 taona nihirany izy dia izaho tsy mba hahita akory !!!! :cry::cry:... tohiny
jimtex ( 23/08/2006 18:52)
tena tsy tantiko ny vehivavy mi-frôma sy masiso....!
Asa na mitovy amiko nareo fa na de manja be aza ilay sipa de tsy tafaverina in-droa intsony za.Tena degouté tanteraka raha vao mi-frôma na maimbo fika le sipa tena .Tena maro nefa ny sipa toy izan... tohiny
novalian'i vale ny 13/09/2006 15:52
ladygirl ( 23/08/2006 18:29)
sary t@ fihaonana teto paris
Maninona kay tsy mety sokafana le sary t@ fihaonana tao Paris? zay mba te hijery mantsy!... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 21:21
booboo ( 23/08/2006 13:19)
ps
Efa in-3 nandeha angamba ty raha ity fa tsy quoi fa averiko fan'efany ndray :-D. Zarazarao eto hoe ny tantaran'ny pseudo-nao ? inona no antony nisafidiananao azy, inona no dikany, sns... :wink:... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 14:19
melianie ( 23/08/2006 09:38)
azo atao ve ny manda ny firaisana !mba ampio eh!
isaky ny mihaona za sy ny fiancéako de te hanao fona izy de tsy itako ze atao ! de tena fitiavana marina ve zany sa firaisana fotsiny ! manontany tena ihany za ,tokony hanaiky fona ve za sa mba manda... tohiny
novalian'i shasha ny 09/10/2006 08:44
mi ( 23/08/2006 08:26)
Ny vola sy ny Loto
Jamban'ny vola ny akamaroan'ny olona eto dago ka tsy mahalala fahadiovana intsony?? [u]Ny VOLA ve zany no mahatonga ny LOTO[/u]... tohiny
novalian'i prime ny 15/09/2006 14:09
tezitra ( 23/08/2006 07:52)
R8 masina sa mantsina?
naman-dravalomananna taloha (ankaiky dia ankaiky -RADAVIDSON:gadra, be afera hono -andrianafidison:voaroaka tao @omnis:pkoi? -voninahitse:gadra,be afera hono -barnest( ex,president region tamat... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 12:12
vale ( 23/08/2006 04:10)
Isika vehivavy foana matetika,,,
Manahoana dôly aloha ê:) Hono hoà , mahagaga mihintsy fa tena tsy mety ve ny vehivavy ( sasany ) raha tsy mifosa ny namany, ary koa lay toetra mifampialona koa eo @ samy mpinamana vitsivitsy, in... tohiny
fijo ( 22/08/2006 21:33)
manomboka ny fanakorontanana
raha namaky ny "madagascar tribune "androany aho,dia nahita fa nisy jeneraly roa nisy nanafika"grenady"fa ny iray tsy tafita le tetika. ka hoy aho hoe manomboka sahady ve izany ny fanakorontanana sat... tohiny
novalian'i prime ny 29/09/2006 08:56
boubounezy ( 22/08/2006 19:08)
menu du jour
mbola ho ataoko eto ny menu du jour manomboka @ alatsinainy ho any zé mila idée momba ny sakafo isanandro. refa tena tsy itanareo zé atao kaly dé jereo ato @ sera2 sakafo.:-P;-)... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.111