allergies

1. LazaDaddy ( 24/08/2006 00:43)
taloha aho (3 taona lasa izay) mijaly isaky ny avy mihinana fruits de mer fa mangidihidy be sy mivoaka ndatymerina foana. Ankehitriny anefa tsy maninona mihitsy na fruits de mera aza ny sakafo isan'andro fa ireny no tena mba tiako be :)

Inona no mety nahatonga ilay "allergies" taloha, dia naninona taty aoriana tsy naninona intsony kanefa tsy nisy "traitement" akory?
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:46
2. Fiffi ( 24/08/2006 04:59)
efa nahazo tahaka an'io koh zah de nolazain'ny Dr hoe ny iode anaty fruits de mer hono no nahatonga an'io allergie io , de taty aoriana de afaka ho azy le izy de mihinana ara-dalana tsy misy na inona na inona de ozy indray le Dr hoe misy ny réchauffement de la planete ka ny ranomasina tena mijaly be @ io ka io no nahatonga ny iode nihahena de zao tahaka anao mihinana zao . Nihena , lasan'ny hafanana hoy izy ny iode.
3. miangalyandria ( 24/08/2006 20:49)
Izaho indray ry Laza taloha tsy maninona mihitsy fa tamin'ny herinandro vao avy nisakafo kelikely dia tena henoko mihitsy hoe misy zavatra tsy tian'ny vatako nefa mbola nampidirina tao anatiny tao ihany fa dia navoakany daholo e ! Ny tena mampihomehy ahy dia ity allergie hafakeliko ity, izaho dia tsy nahatanty voasary laoranjy ka vao maheno ny fofony taloha dia mitady ho torana, izao anefa ohatran'ny efa tsy dia maninona !!!
4. fijo ( 24/08/2006 20:54)
loza daholo izany anaka
5. cutie ( 24/08/2006 21:51)
Mpandefa : LazaDaddy [ Valio ] 24-08-2006 02:43:20
Lohateny : allergies
taloha aho (3 taona lasa izay) mijaly isaky ny avy mihinana fruits de mer fa mangidihidy be sy mivoaka ndatymerina foana. Ankehitriny anefa tsy maninona mihitsy na fruits de mera aza ny sakafo isan'andro fa ireny no tena mba tiako be

Inona no mety nahatonga ilay "allergies" taloha, dia naninona taty aoriana tsy naninona intsony kanefa tsy nisy "traitement" akory?

ka lasa hohanina isan'andro zany ve tsy lasa zatra refa veo :lol::lol::lol:
6. fijo ( 24/08/2006 22:03)
ie manjary zatra ny vatana dia ekeny le izy.
7. LazaDaddy ( 24/08/2006 23:50)
cutie:
ka lasa hohanina isan'andro zany ve tsy lasa zatra refa veo :lol::lol::lol:
Matsiro io akia :wink: Efa miezaka mifehy tena ihany fa eeeee! hahaha! Ra izao no mbola mahita ny krevety vidiana 100Fmg teny amorontsirak'i Ambodiatafana taloha angamba feno ny freezer. hahaha!
8. cutie ( 25/08/2006 00:29)
Matsiro io akia Efa miezaka mifehy tena ihany fa eeeee! hahaha! Ra izao no mbola mahita ny krevety vidiana 100Fmg teny amorontsirak'i Ambodiatafana taloha angamba feno ny freezer. hahaha!

:-D:-D:-D:-D
9. cutie ( 25/08/2006 01:52)
Za njay refa tonga any Dago vo hanararaotra @ krevety :lol::lol::lol:
10. soanja ( 25/08/2006 05:11)
Zany hoe ilay fruit de mer notaizana tsy tao anaty ranomasina izany no mahatonga anao tsy mangidihidy intsony. Raha aty an-dafy no resahiko an.:-*:-*
11. LazaDaddy ( 25/08/2006 05:36)
tsy anaty ranomasina ahoana fa zay aza manarato crabs any an-dranomasina kanou :°)
12. watafon ( 25/08/2006 07:58)
ny allergie anie mety afaka ftsn raha ohatra k zarina tsikelikely ny vatana e! mihinana matetika d ampitomboana ny qtté ny d mety hahazaka ihany !
tsy ny oul rehetra no mety ho afaka ny allergie ny !
za zao ohatra iray tsy mahazaka crustacés na dia efa nihezaka ihany aza e ! nefa zay taloha nihinana 3 fois /semaines ! tsssss !!!
cutie: omena v njy ?
13. soanja ( 25/08/2006 14:37)
Raha ny crevette aty an-dafy USA no resahiko dia betsaka amin'ireo no tsy nompiana tany anaty ranomasina intsony fa tao anati-na dobo maloto be any Chine, Vietnam ary Asie e, masoko mihitsy no nahita . Feno chemical sady zara raha miova ny rano fa ny eo ihany no eo. Izay no anisan'ny nahatonga ahy tsy nihinnana intsony ireny trondro vidin any amin'ny grocery store misoratra hoe "Product of Chine" na hoe "Farmed" fa ny crab kosa alo mety mbola eny an-dranomasina ihany no alaina ka. Fa raha kosa hazan-dranomasina avy any amin'ny Atlantic Ocean na Indian Ocean dia mbola madio tsara ny ankoatr'izay tandremo fa mamparary.
14. cutie ( 25/08/2006 20:46)
soanja, zay no lazaiko we za hanararaotra refa tonga any Dago :lol::lol::lol:
15. LazaDaddy ( 25/08/2006 21:06)
cutie>soanja> mampalahelo ianareo raha izany. Ranomasina midadasika be io tsy aleo mividy harato kely dia manala azy :wink:
Malaysia Truly Asia...hahaha
16. cutie ( 25/08/2006 21:08)
zahay tsy mipetraka amoron-dranomasina koa:roll:
17. LazaDaddy ( 25/08/2006 21:13)
cutie> mandehana coach de tongava na 5 anjo aza sur oute e! hahaha! =)) =))
18. cutie ( 25/08/2006 21:13)
andefaso coach e :-D:-D:-D:-D:-D:-D
19. fijo ( 25/08/2006 22:13)
za koa any mada vao tena manararaotra be
20. cutie ( 25/08/2006 22:37)
fijo any Majunga sa Antsohihy :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.558