allergies

21. soanja ( 25/08/2006 23:56)
LazaDaddy:


Malaysia Truly Asia...hahaha

Inona marina no tena tian'ny LD tenenina eo fa ohatra mitsangambolo foana aho vao mahita an'io. Sa ve donjona be aho?

22. cutie ( 26/08/2006 00:27)
soanja
manao pub izy sady mizesta:-D
23. soanja ( 26/08/2006 04:18)
Cutie> Zany ve? LD sy cutie :-*:-*:-*:-*:-*:-*
24. watafon ( 26/08/2006 07:46)
soanja: tsy mitovy ihany v ny système @ shrimp farm rehetra na any azia na aty @ océan indien ? :roll:
25. cutie ( 26/08/2006 10:45)
watafon, mety tsy hitovy koa:lol:
26. watafon ( 26/08/2006 10:56)
zany v ! za zao d mihevtra fa mitovy ihany kle! na ny sakafo omena azy na ny système fiompiana azy ! fa mety miova kely ftsn !
27. cutie ( 26/08/2006 11:54)
efa miova kely aza zany :-D
28. watafon ( 28/08/2006 11:12)
:-D:-D:-D
29. Fiffi ( 28/08/2006 20:06)
nefa ny ranomasina , ranomasina hiany !
30. watafon ( 31/08/2006 06:42)
samy manana ny anarany kou le ranomasina k ! :-D:-D:-D
31. soanja ( 01/09/2006 04:50)
Fiffi> Ny ranomasina tokoa mitovy fa ny zavatra ariana ao anatiny tsy mitovy. Iny ranomasina pasifika iny dia be sambo mivezivezy be raha oharina amin'ny ranomasina indianina. Ny ranomasina ao China izao dia maloto lavitra no ho ny ranomasin'i Diego ohatra satria noho ny fifamoivoizana sy ny ozinina manary maloto. Ny loto mivoaka ireo dia isan'ny sakafon'i trondro, indrindra ireo izay mandady amin'ny fanambanin'ny ranomasina.
Ny any amintsika dia tsara ny patsabe na dia notaizana anaty dobo aza satria mbola tsy be zavatra simika loatra. Sady misy an'izay secret ingredient izay omen-dry zareo azy ireo ka mahasalama tsara ny patsabe any amintsika ary nahatonga azy ho 1ere qualite eran-tany asa tamin'ny oviana iny?
32. watafon ( 01/09/2006 05:32)
soanja: tô vao t@ taona lasa angamba izy zay raha tsy diso aho!
33. soanja ( 01/09/2006 06:11)
Misaotra amin'ny info, watafon
34. watafon ( 01/09/2006 11:29)
de rien ! :-*
35. fijo ( 01/09/2006 20:59)
ka izany resaka fa ndao ihinana e
36. cutie ( 02/09/2006 16:45)
mazotoa i fijo e
za hianjy any dago vo hihinana:lol::lol::lol:
37. fijo ( 05/09/2006 21:09)
aty klo mihinana ihany fa tsy matetika e
38. watafon ( 07/09/2006 07:18)
any kou v tsy lafo b e!
39. cutie ( 07/09/2006 19:55)
watafon, tena lafo sady ratsy :-D
40. fijo ( 07/09/2006 21:32)
wata,elahy taty ve tsy nahatsikaritra ny vidiny.efa ho 90€ ve letsy ny kilao,raha le tena ngeda tsara ireny kle.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.562