allergies

41. soanja ( 08/09/2006 00:09)
Mbola ilay sujet ihany ve io ry LD?:wink::wink::wink: sa navadikan-dry zalahy isany.
42. cutie ( 08/09/2006 20:13)
mbola izy io ry soanja:lol:
43. fijo ( 08/09/2006 20:52)
soanja ko tsy mamaky tsara ko.tssssss
44. Fiffi ( 09/09/2006 09:31)
wata , fijo : hihinana inona ? crevettes ve ? de hatsohy zah fa zah mahay manao piqure hihihihih
45. watafon ( 09/09/2006 18:39)
fiffi: :-D:-D:-D
fijo; nahita mitsy d nivanàka ftsn e!
cutie: tsss ! refa aty manararaotra e!
46. Fiffi ( 09/09/2006 21:45)
hiemehezana fotsiny ve rangaha zah koh!
47. watafon ( 14/09/2006 20:24)
fiffi: :*:* eo ary e!
48. fijo ( 14/09/2006 21:50)
wata,hoadray,kaly ve de nojerena fotsiny le
49. Fiffi ( 15/09/2006 20:02)
fijo: zah kosa aloha de tena efa saika maty mihintsy t@ fihinanana crevety an! de mandrak'ity ny androany tsy sahy intsony !
50. mimich ( 20/09/2006 06:43)
, miverina kely am le resaka allergie eee. miova ndray ny fisehony zao , raha vao misy zvtr tsy zaka (sakafo toetr'andro , sns) de mivadika ho grippe foana avy eoo. inn ny tokony hatao??? am zay anefa mandreraka be fa ilay sery tsy mety vaky mihitsy fa ilay mankarary an-dooha fotsiny ireny , de ny kohaka oh koha-maina mangitikitika ao an-tenda mananihany zany, de ny maso mena .
inn ndray no azo atao am zany.
de tsy maintsy hiara-miaina am polaramine, sy clarytine sy ry lotin fona ve???? sa misy hevitra hafa.
de za taloha tsy mba nanana prb tam resaka toetr'andro zany an!! fa zao an!! tena mandreraka beuuuu, fa vao misy fiovana kely de mihetsika foana ireo zavatra voalaza ireo
51. fijo ( 26/09/2006 21:49)
mimich,za koa voa toa izany.fa vao mivadika ny andro dia voa ny gripa izany foana .
52. mimich ( 27/09/2006 06:10)
aiza ny mpitsabo eeeeeee
53. fijo ( 27/09/2006 21:18)
ny ahy io tena olana be fa isan taona dia efa haiko hoe ho tratra indray izany izao
54. mimich ( 28/09/2006 08:00)
ny anao aza mba isan-taona fa ny ahy isak'izay mahatsiaro
55. watafon ( 28/09/2006 16:04)
hihihi! mihinana akia tantely sy voasary makirana d asiana rhum kely an ! miaraka @ dité mafana io an !
ny ahy indray ny pb-ko refa miakatra tanà d tratran'ny rhinite allergique foana e! le pollution mihitsy no fahitako azy e! nefa raha vao midina morondava d afaka amzao !
56. fijo ( 28/09/2006 21:33)
loza wa ity rivotra voretra ity
57. mimich ( 04/10/2006 13:36)
tena mandreraka mintsy izy zao koo.
58. melody ( 05/10/2006 11:28)
watafon, iza koa manana prob mitovy aminao, rehefa tana iza dia voan;io rhinite io ihany koa nefa ao mahajanga tsy maninona mihintsy... ilay climat ve no mahatonga izany satria rha hoe rivotra maloto, aiza no tsy hisy rivotra maloto surtout hoe capital izany?
59. fijo ( 05/10/2006 21:03)
ka mahajanga anie misy rivodranomasina manadio azy e
60. Fiffi ( 06/10/2006 05:37)
raha vao misy rivo-dranomasina aloha de miala ho azy io ! fa ny renivohitra ange ka pollué loatra de zay no mahatonga an'io eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.221