tena tsy tantiko ny vehivavy mi-frôma sy masiso....!

1. jimtex ( 23/08/2006 18:52)
Asa na mitovy amiko nareo fa na de manja be aza ilay sipa de tsy tafaverina in-droa intsony za.Tena degouté tanteraka raha vao mi-frôma na maimbo fika le sipa tena .Tena maro nefa ny sipa toy izany.Tsy hoe ny rano no tsy misy fa ahoana loatra e!.
novalian'i vale ny 13/09/2006 15:52
2. Herimiafina ( 23/08/2006 19:12)
Ny kiraro sy ny takokenatra nagmba no nylon be leisy, na ny papézenika no kely loatra na manify loatra, tsy haiko klou fa ny anah manits abe daholo e! :^)
3. Fiffi ( 23/08/2006 19:23)
mba mahagaga ahy indray zany an! hoe handeha hiaraka @ bandy ve de tsy mba hanao metimety de manao manimanitra ? Ny anao zany ry jimtex efa mba vhv hafa kely kosa an! Nefa hoe handeha hampiaraka zany tena hummmm de la tête aux pieds :)
4. simplex ( 23/08/2006 19:30)
HM: =))=))

jimtex: aza zeneralizena kosa lesy fa mbola ratsy vintana foana toi.
Raha tsy izany tonga de tsory hoe fa nga enao tsy nandro :-D:-D:-D danza be ihany na ny hikozy an'izany aza an :-D:-D

Fa raiso hoe porofom-pitiavana koa ny mananatra azy e :roll: azon'i toi atao tsara ny mipitsika fa na izany aza hiafio ao klou refa mbola azo hiafina. Sipa vendrana matoa tsy miova @ zany ;-):-D

:-*:-*
5. mandrindra ( 23/08/2006 19:35)
fa rehefa sady frôma no maimbo fika dia matetika koa izay maipbo helika; na ny indray maka za tsy vita fa mametrapialana ny tenanay
6. Herimiafina ( 23/08/2006 20:09)
reo toerana misy fofona voatanisa ireo aloha tsy dia maninona satria natao hisy fofona fa ny vava ny ahy no tsy mba tiako raha maimbo klé. Afangaroko zavatra hafa foana rehefa maimbo vava e! :^)
7. Zina ( 23/08/2006 20:22)
hahahahha
8. vale ( 23/08/2006 22:28)
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
9. vale ( 23/08/2006 22:34)
:lol::-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
o ry reto ah, zavatra azo diovina doly zany e, fa refa olmbel tokoa tsy maintsy misy fofona ny toerana sasany fa rah oh koa oe niala maraina ny trano de ariva tafahaona tam le lhl, mba mivatsy kely an,le lingettes parfumée reny oh hidiovana mialohany acte:lol:, mety tsy ho takatry ny rehetra aloha e, fa na izany koa aza rehefa tsy afaka mampiasa manimanitra dia misasa madio tsara e:), tsy atao sasa vandana :lol::-D:-D
10. Lalah ( 24/08/2006 01:37)
Raha tena tianao ilay sipa tokony hanarinao fa tsy tonga de ialana bala tahaka izany, mety lafo ny rano no sady tsy manana douche koa izy,na koa tsy manana moyen hividiana savony mintsy izy nefa mba tena tia anao, de manaiky ihany na dia tsy satriny aza, sao ianao mipas eo manko raha vao tsy manaiky izy.
11. Zina ( 24/08/2006 01:41)
Raha tena tianao ilay sipa tokony hanarinao fa tsy tonga de ialana bala tahaka izany, mety lafo ny rano no sady tsy manana douche koa izy,na koa tsy manana moyen hividiana savony mintsy izy nefa mba tena tia anao, de manaiky ihany na dia tsy satriny aza, sao ianao mipas eo manko raha vao tsy manaiky izy.

Hoy ianao, izy ndray no tezitra no sady lasa complexe, nga tsy loza e.. misy aloha ny manondrana mihitsy e...
12. Lalah ( 24/08/2006 01:44)
De rehefa complexe izy de avelao any fa tsy liam-pivoarana zany no dikany kooo inona moa e:roll:
13. Fiffi ( 24/08/2006 06:29)
mahagaga ! ny zaza aza sasana nefa ny lehibe indray ve de tsy mahatsapa tena ?
14. soasoafy ( 24/08/2006 06:45)
le resaka from kosa alou mety tsy de tena havoretrana ny an'ny vhv sasany e, satria raha kiraro vita sinoa no hanaovany, na misasa imbetsaka aza iny tsy lasa mihitsy le fofona;
Ny tena grave anefa de eritreretin'le lhl oe fofon'le fika le from.
Solution: ho an'i sipa et Dago, aza mba manao ireny kiraro vita sinoa ireny fa ........
15. rurik ( 24/08/2006 06:55)
( soasoafy) an ka io no mora sy takatrin'ny vola dia ahoana tsy hikiraro zany nefa ny tena mba tanora ihany .
16. diamondra27 ( 24/08/2006 07:37)
jimtex: tena menatra be aho @ mahavehivavy ahy satria tsy tsara tokoa zany maombo zany na lahy na vavy, fa zany oe: vhv aloha no tenenina eto de mahatsiaro ciblée ny tena satria vhv

Manaraka izany dia misy tokoa le fofona aloha tena mahasosotra , za manokana dia tsy mahatanty an'io an!raha hoe: fofonkelika : de any amintsika any misy alamo , de tokony hisasa @ireny le vhv
Misy indray tena fofon'ilay olona mihitsy (izany hoe: mivoaka avy ao anatin'ny tenany le fofona ka na de mandro aza izy de tsy afaka le izy(iny no tena grave,za efa nahalala olona tahaka io manko, angamba aretina ny azy, tsy haiko na hoe: marary vavony sa aty de mivaoka fofona , fa misy fofona toy ny malany be zany)

Fa le miditra ascenseur de maimbo be koa aloha tsy lasa e!

De nareo lhl njay hono misy maimbo from, de maimbo sigara ny akanjo na ny tenanareo , de ny vava ihany koa maimbo sigara sy misy goût sigara rehefa iny hanoroka iny, beurkkk:-D:-D

conclusion: mba manaova madio e!, respecter-o ny tenanao mba hanajan'olona anao.


De refa avy ao koa ve izy de tsy misasa ry jimtex???

Ahoana koa zany sipa maimbo foza 'zany=))=))=))=))
17. xxx ( 24/08/2006 08:56)
jimtex:

Asa na mitovy amiko nareo fa na de manja be aza ilay sipa de tsy tafaverina in-droa intsony za.Tena degouté tanteraka raha vao mi-frôma na maimbo fika le sipa tena .Tena maro nefa ny sipa toy izany.Tsy hoe ny rano no tsy misy fa ahoana loatra e!.



ha ha ha , na lahy koa aza tsy mahafinaritra ka , be koa nareo no ohatr'izany (izaho sipa) betsaka noho nyu sipa aza en proportion
18. papounette ( 24/08/2006 11:11)
8O8O8O8O=))=))=))=))=))Kay,saika tapaka ny tsinaiko.
Hitantarako angano tavaratra nareo:
Nizara anle Fika Zanahary de tonga daholo ny biby rehetra hatramin'ny lhl fa ny vhv kosa tsy mba taitra.Rehefa ela ny ela de gaga be izy fa mahazo fafinaretana daholo zay manana an'le fika fa micrac crac et boum boum.Ary ny lhl hono de nicrac crac et boum boum t@ rajakovvy(azafady @ lhl:oops:).Farany de tapakevitra Ravhv hoany @ Zanahary hoe mba haka koa.
T@zany tsy mba nisy frigo na kogelatera zany.Tsy sarotiny zanahary fa de lasa nijery tany @ debàrà tany.De nojerevany tsy nisy mitsy ny tena mety @ Rvhv.Farany efa tany @fond tany izy nahita ny mety2 @ Ravhv.
De hozizy,Ity ravhv no hitako met2 @nao.Somary masisosiso izy iny fa de mazotoa manasa.
Vita Tompko:twisted::twisted:
19. diamondra27 ( 24/08/2006 13:51)
:-D:-D:-D

:evil::evil::evil:

angano angano arira arira

20. nikopol ( 24/08/2006 14:23)
za mahagaga fa tia ma siso :lol:

misy vehivavy tsara fofona ka ! froma de luxe
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.236