tena tsy tantiko ny vehivavy mi-frôma sy masiso....!
41. fasaly
(
27/08/2006 17:11)
fiffi: tandremo fa mahalala sipa zà ny haingo mipopoka ny hajejoana tena mihoatra anefa ny fofokelika midôka an!:-D:-D:-Dlava volokelika no mahatonga anreny:-D:-D:-D:-D
42. Herimiafina
(
27/08/2006 17:12)
Misy fofona milay kah, fa misy fofona mandreraka be, raha maimbo notsetsemana ranomanitra! :^)
44. fasaly
(
27/08/2006 20:34)
herimiafina: vao maika pira zany maimbo notsetsemana ranomanitra zany ouàààààààààààààààààà!:{:{:{:{
45. Fiffi
(
28/08/2006 08:57)
fasaly:hummm ! fasaly: grave indray zany klé ! hehehehehe fa tsy ny sipa hiany kosa ange no misy fofona na froma eh ! :-D:-D
fiffi: tandremo fa mahalala sipa zà ny haingo mipopoka ny hajejoana tena mihoatra anefa ny fofokelika midôka an!:-D:-D:-Dlava volokelika no mahatonga anreny:-D:-D:-D:-D
46. Zina
(
28/08/2006 12:47)
vale [ Valio ] 24-08-2006 20:25:05
Lohateny : Re : tena tsy tantiko ny vehivavy mi-frôma sy masiso....!
Hoy i Zina:
Nareo miteny oe ny vavy gasy masiso, tssss raha mahita ny vavy etrangeres nareo tena vo maika loza.
NY gasy madio kle...
Zina miteraka fofona doly rehefa olmbel(saingy ny fofony no différents), in ftsn ny nanaovan,ny vazaha ireny gel intime manimanitra reny, ny lingettes, efa misy kou aza izao ny parfum,raha tsy mamoaka fofona ny andry zareo ?hihihihi
rehefa tsy midio tsy misy fofona zany mintsy eh!
vale a mbola tsy nahita akaiky angamba injy ka... tena ny oditra mihitsy no malani otran;ny tondro na dia misasa otrany inona ary serieux e:-D
47. Fiffi
(
28/08/2006 13:09)
fasaly:fasaly: gravy kosa akia zany an! fa tsy haiko hoe ny fomba fampiasana ny ranomanitra aloha nga de hoe hatao ambany helika na hoe aiza ? :roll: fa mba le eo @ tanana sy ambadika kely ny sofina fa mba misy produit azo hampesaina tsara ny any ankafa.
fiffi: tandremo fa mahalala sipa zà ny haingo mipopoka ny hajejoana tena mihoatra anefa ny fofokelika midôka an!:-D:-D:-Dlava volokelika no mahatonga anreny:-D:-D:-D:-D
Fa manjary mifangaro be le fofona de berkkk:-D:-D:-D
49. Fiffi
(
28/08/2006 17:06)
ny vehivavy hoa mahay mitandrina be @ io eh! indrindra fa raha handeha hampiaraka zany an! hummm :-D:-D:-D
50. rasoul
(
28/08/2006 17:08)
hoy fiffy:
fasaly: gravy kosa akia zany an! fa tsy haiko hoe ny fomba fampiasana ny ranomanitra aloha nga de hoe hatao ambany helika na hoe aiza ? fa mba le eo @ tanana sy ambadika kely ny sofina fa mba misy produit azo hampesaina tsara ny any ankafa.
Fa manjary mifangaro be le fofona de berkkk
Ka izao nge ry reto no olana e: misy ny vhv sasany tsy dia mazoto misasa loatra fa heveriny fa mahafaka le fofona ny ranomanitra de tobasany ny tenany ny vokany avy eo :: HENJANA:-D:-D:-D:-D

51. papounette
(
29/08/2006 07:23)
nikopol:
Ny vehivavy tsy mba maimbo zany e ! ny orona no diso matetika :lol:
=))=))=))Mbola tsy nahazo an'le fofona maimbo mangeroka reny marina enao......besisika nialinandro reny fa.....
52. nikopol
(
30/08/2006 06:50)
misy karazana fromazy araky ny mahamaimbo azy no mahatsara azy :lol:
53. papounette
(
30/08/2006 12:04)
nikopol:
misy karazana fromazy araky ny mahamaimbo azy no mahatsara azy :lol:
Vhv anie noresahiana eto ry namana e!fa tsy camembert sy ny tariny.Sady zà tsy tia camembert.
54. vale
(
30/08/2006 18:25)
jimtex:jimtex: dia maloto izany ilay vhv koa, tokony hadio foana ange e, indd fa vhv izany, tsy ho an,ny lhl miaraka aminao ihany fa ho an,ny tenanao aloha! raha tsy mahatanty loto tsy maintsy madio, miala tsiny fa zay ny fijeriko lay vhv e:oops:
ka ny sipa matetika tsy hoe manao fotoana de mikarakara vatana refa hifandamoro fa sendra tafiaraka mirava ohatra de mivily lalana kely.Ianao ko tsy hoe manoroka sy misafosafo de miteny hoe ianao nga tsy nisasa ,ndana kalo misasa vetivety fa maimbo ka ,mba ouene le sipa e!.
55. vale
(
30/08/2006 18:32)
zao fotsiny ry reto ah, tsy miandry hiteraka fofona vao midio eh, tokony tsy hahenoina fofona zany mihintsy ny vhv, tsy midika akory zany fa hoe ny lhl mahazo manao maloto an,hahahaha
Zina: hummmm, oul tsy misasa izany, na miandry hidonaka vao misasa,:°)hihi
Zina: hummmm, oul tsy misasa izany, na miandry hidonaka vao misasa,:°)hihi
56. titis
(
31/08/2006 19:30)
Ny vehivavy kosa loha raha vao hoe hampiaraka zany de tena madio kosa e!sady io koa fahazarana e!isan'andro vao mifoha dia ny trano fidiovana no vonjena mialoha.
57. jimtex
(
02/09/2006 11:01)
VALE SY FASALY:tena no tsiriritiko ne zany sipa zany e, tena nampilendalenda be .Somary nanontany tena aloha t@ vao nanomboka fa satry mo hanoroka ka tsy nieritreritra inona .Refa vita ny natao vao tena kivy e!.Za tsy mino fa tsy nisasa izy raha ny pôziny fa mety tsy mahay misasa ko angamba, tsy nisy nampianatra.
58. vivi
(
02/09/2006 17:09)
enjana koa zany , ary maninona indray tsy tonga d vidianana produit anti _ from izy ary vidianana anireny intima reny d tonga d kopy izy we misy probleme ilay fika , zay ianao tsy miteny fa geste d ampy !satria raha hiteny kosa toa anahirana fa manao acte kely d tonga ny hafatra , d miverine ianao @ manaraka ka raha mbola maimbo foana vao mi-pa! sa ahoana?
59. hasinando
(
02/09/2006 22:51)
FA MISY BANDY MAIMBO KOA A§?NY AZY NY HELIKA SY NY TONGOTRA NO TENA ENJANA.Tonga aloha aho dia mitsoka sady teneniko hoe mangidy hoditr abe razoky zany an!mba tsy dia wen izy ho masiso koa ianao. h:lol::lol:
60. jimtex
(
04/09/2006 19:16)
Asa na za no sarotiny @ fofona fa ty emboka gena (afrikana)ity koa no tena tsilaitraany anaty metro na bus,ialana tsiny @ izay miemboka lay izy.Io ve zany le ody fofona ho an'ny sasany!