tena tsy tantiko ny vehivavy mi-frôma sy masiso....!

21. Zina ( 24/08/2006 14:27)
Nareo miteny oe ny vavy gasy masiso, tssss raha mahita ny vavy etrangeres nareo tena vo maika loza.
NY gasy madio kle...
22. nikopol ( 24/08/2006 14:34)
tsy miakina aminy fihaviana io ka ! sady indraindray tsy miankina amin'ny fahadiovana
23. dolby ( 24/08/2006 15:19)
Ny maimbo froma aloha iny azo hialana. Fa ny masiso lazainareo raha ilay resaka fivaviana tena gravy be io, efa nahita an'io aho fa toe batana mihitsy ilay izy fa tena mampi-degoba mitsy.

Mety tokony hanantona gynecologue ngamba

Ny fofo kelika azo hialana ihany koa

Ny maimbo vava azo hialana, jereo tsara fa ndraindray tsy ny vava no maimbo fa ny fofona avy any @ vavony no miakatra. Sao reraky ny miborosy nify eo ....
24. jimtex ( 24/08/2006 18:05)
ka ny sipa matetika tsy hoe manao fotoana de mikarakara vatana refa hifandamoro fa sendra tafiaraka mirava ohatra de mivily lalana kely.Ianao ko tsy hoe manoroka sy misafosafo de miteny hoe ianao nga tsy nisasa ,ndana kalo misasa vetivety fa maimbo ka ,mba ouene le sipa e!.
25. jimtex ( 24/08/2006 18:14)
diamondra ny hoe misasa apres ndray lo tsy haiko fa reny mo matetika tonga de mampiakatra polisy de any antrano any tsy haiko e!
26. Herimiafina ( 24/08/2006 18:14)
Ny ahy nefa leisy ny tena tsy tiako dai ilay mihosotrosotra produit chimika ireny klé. mangidy refa horohana, kaozy e! :^)
27. vale ( 24/08/2006 18:25)
Zina:

Nareo miteny oe ny vavy gasy masiso, tssss raha mahita ny vavy etrangeres nareo tena vo maika loza.
NY gasy madio kle...
Zina miteraka fofona doly rehefa olmbel(saingy ny fofony no différents:-D:-D:oops:), in ftsn ny nanaovan,ny vazaha ireny gel intime manimanitra reny, ny lingettes, efa misy kou aza izao ny parfum,raha tsy mamoaka fofona ny andry zareo ?hihihihi
rehefa tsy midio tsy misy fofona zany mintsy eh!


28. Herimiafina ( 24/08/2006 18:37)
vale kosa naman klé. tsy tadidinjy ve le revy tany Bira fahiny ireny e? :^):-*
29. Herimiafina ( 24/08/2006 18:38)
Tsy tiko retsy ireny gel sy parfum sy lait ireny ry vale an, mangidy hoditra be bakeo klé. :-D
30. vale ( 24/08/2006 18:56)
:-D:-D:-D, misy tsirony ve?:-D:-D:°)
HM> :-$:-$:-$:wink:
31. vale ( 24/08/2006 22:33)
nikopol:

za mahagaga fa tia ma siso :lol:

misy vehivavy tsara fofona ka ! froma de luxe
:-D:-D:-D:-D:-D


32. vale ( 25/08/2006 01:19)
Lalah:

Raha tena tianao ilay sipa tokony hanarinao fa tsy tonga de ialana bala tahaka izany, mety lafo ny rano no sady tsy manana douche koa izy,na koa tsy manana moyen hividiana savony mintsy izy nefa mba tena tia anao, de manaiky ihany na dia tsy satriny aza, sao ianao mipas eo manko raha vao tsy manaiky izy.

:-*:-*


33. papounette ( 25/08/2006 05:11)
nikopol:

za mahagaga fa tia ma siso :lol:

misy vehivavy tsara fofona ka ! froma de luxe


8O8O8OManinn ààààà!!!!

34. vale ( 25/08/2006 09:16)
:-D:-D
35. titis ( 25/08/2006 19:21)
Sarotra be kosa aloha ny hiteny hoe mba misasa ianao na hoatrin'izany,tsy hainao izay antony mahamaimbo azy,fa rehefa tafiditra ao @ tokan-trano izy dia teneninao raha tena tinao ilay olona.
Nefa aloha sarotsarotra ihany ny hanambady olona masiso na izany aza ka le!
36. Herimiafina ( 25/08/2006 19:26)
Sao dia mba misy aretina leisy izany maimbo doudoune izany klé? Gravy mantsy ny bacterie sy ny champignon any e, tanjemo ihany an! :-D
37. Lalah ( 25/08/2006 21:11)
Ra za aloha tsy menatra zany8O raha ohatra ny sipako miteny hoe mba misasa ianao fa masiso e! ko izy kosa ve hiaritra masiso ao. Zany hoe ny fomba hitenen ilay bandy azy angamba no tokony hamboariny kely:roll:. Misy manko olona tonga de migidraka sy maneso miteny.
Fa zao kosa aloha e misy olona tena maimbo froma be, fa tsy haiko aloha fa nisy namako zay niteny hoe aretina hono le izy, fa efa misolo ba sy kiraro maraina sy hariva, manosotra io karazana product rehetra io fa tsy afaka.
38. kally ( 26/08/2006 14:36)
Rehefa tafaraka ianareo dia ataovy hoe andao isika hiara-handro hoe raha tsy sahy miteny azy , sa kamo koa?:lol::lol:
39. vale ( 26/08/2006 19:17)
:-D:-D:-D:-D:-D:°)
40. Herimiafina ( 27/08/2006 16:41)
Ny fofona no maha-samihafa ny olombelona. Ny fofona dia anisan'ny pheromone amin'ny fitiavana, ka aza atao be fotsiny na siana fofona ratsy na fofona artifisialy toa ny ranomanitra sns fa mampandoa klé.
Zah tsy tia hoditra maimbo ranomanitra, de hoditra komoriana mihoso-menaka, dain, beurk...:^):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2653