Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Flavien
(
19/08/2006 20:04)
very maina Jean frédi
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina....
tohiny
novalian'i lanto ny 22/09/2006 13:55
pissoa
(
19/08/2006 11:11)
Nivaly ny bacc
http://bacc.univ-antananarivo.mg/...
tohiny
novalian'i pissoa ny 24/08/2006 20:28
soanja
(
19/08/2006 04:45)
Nahita mpamono olona
Zah hoy aho nahita indray mandeha izay olona nifampitifitra dia naratra be ilay olona. Be dia be ny olona nahita an'ilay izy. Be no niantso polisy fa zah kosa lasa niafina aloha dia tsy nivoaka teo am...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/09/2006 15:36
soanja
(
18/08/2006 20:25)
Omeo sopapa indray sao de mba mety.
Misy Gasy atao hoe namana na mbola tsy namana fa fantatra vao tonga aty US any amin'ny Etat hafa. De nampiana izy mba ahafahany tonga taty fa nila fanampiana mafy. Dia izao tonga. Milamina tsara ny re...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 15:30
Herimiafina
(
18/08/2006 19:43)
Inona sa iza izany fahantrana?
Hono hoa ry namana isany, fa maninona no isaky ny misy olana ara-tsosialy, na inona na inona, no toa lazaina sy ankalazaina be fa noho ny fahantrana foana no mahatonga izay?
Voalaza amin'izany:
-Vor...
tohiny
novalian'i prime ny 13/09/2006 15:15
andoniaina
(
18/08/2006 18:20)
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?
SAFIDY sa ANJARA ny vady ?:-w:-w:-w...
tohiny
novalian'i Fomena ny 28/08/2006 11:51
nolalaina
(
18/08/2006 14:50)
Dé ho za rery kous vé??
Connaissez-vous le Petit Trou Vert ?
Non, alors je vais vous l'expliquer, ou du moins essayer .
"LE PETIT TROU VERT... "
Jean, très amoureux, sortait depuis 3 ans avec une très belle fille, Sy...
tohiny
novalian'i kala ny 05/09/2006 15:18
raclo
(
18/08/2006 12:39)
sary ihany
efa tafiditra tsara ny sary fa mipoitra daholo indray ilay hoe fafao sy ny karazany de inona no tokony ataoko hamafako ireo ho toy ny rehetra?...
tohiny
novalian'i raclo ny 24/08/2006 15:22
xxx
(
18/08/2006 11:13)
aza ty raha
hiran'i vaiavy chila e!...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/08/2006 13:37
mandrindra
(
18/08/2006 10:48)
Mondial basket
hanomboka rahampitso 19 aogositra 2006 ny championnats du monde basket lehilahy. amin'ny 3 septambra ny finale.
Groupe A : argentina, frantsa, nigeria, serbia montenegra, liban, venezuela
Groupe B: ...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/08/2006 22:13
ravakamalala
(
18/08/2006 09:17)
nahoana kay?
amin ny teny frantsay , maninona no "tutoyer-na" Andriamanitra rehfa manao Rainay izay any andanitra, nefa i Masina Maria "vouvouyer-na" amin ny "Je vous salue Marie"?
:?:...
tohiny
novalian'i prime ny 31/08/2006 13:41
hery
(
18/08/2006 07:27)
Ilay fety rahampiso
Toa hoe handeha amin'ny RadioVazoGasy hono ilay fety rahampitso any amin'i Maina raha vonona ry zareo ao amin'ny lafiny teknika. Koa raha tafita ihany dia mba afaka mihaino izany izay tsy afaka tonga....
tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:48
LazaDaddy
(
18/08/2006 06:38)
Ora
Lasa samihafa arakaraka ny toerana angaha ny ora eto @ serasera fa toa lasa oran'i Honolulu ny ahy? :wink:...
tohiny
novalian'i papounette ny 24/08/2006 10:55
ravatorano
(
18/08/2006 05:40)
Notanana ampon ja i David Rajon
Fanodinkodinam-bolam-panjakana
Notanana am-ponja i Davida Rajaon
[b]Vola be tsy hita noanoa mitentina 6,2 miliara ariary no nahodinkodina teo anivon'ny tetik'asa Fid izay nitarika ny fitanana am-p...
tohiny
novalian'i dibbah ny 09/05/2008 16:07
fasaly
(
18/08/2006 05:12)
sary
hummmm! tena mba hevitra tsara sy tena manja mahintsy lay signaturekely hoe:SERASERA" miloko manga eo amin'ny sary, aminizay wain be zay mampiasa ny sary n'ny namana any am site hafa an!
merci hery a...
tohiny
novalian'i fasaly ny 19/08/2006 15:44
LazaDaddy
(
18/08/2006 01:41)
Famakiana Baiboly
Misy fomba samihafa ny famakiantsika Baiboly. Ohatra vitsy ireto (Jaona 14:14-15)
[u]ohatra 1:[/u]
[b][color=red]Raha mangataka[/color][/b] zavatra amiko amin'ny anarako [b][color=red]hianareo[/co...
tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 08:49
Solitikabe
(
18/08/2006 01:36)
Ho an'ny Mpanao gazety
Asa aloha leiretsy na ahoana na ahoana ny fomba fifanajana misy amintsika Malagasy na ahoana. Fa efa ela ihany no nandinihako, fa na misy tsy mety aza ataon'ny Filoham-pirenena, dia tokony hajaina ami...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/08/2006 06:15
bmw307
(
18/08/2006 00:46)
inona ny tsiambara telony
ny serasera dia efa malaza erantany , tsimisy izay tsy mahafantatra @ zany.fa ny tena mahaliana ny maro dia ity , rahoviana vao mety mba azo avoaka @ reny cacanal sat sa mbola eo andamponamboarana a...
tohiny
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:51
bmw307
(
17/08/2006 23:29)
mangataka fanazavana
io korintiana faII toko fa 13 andininy fa 13 ka hatr@ 18 io no mba hilako fanazavana fa tsiazoko....
tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 11:51
bmw307
(
17/08/2006 22:53)
mitady sa manary"zavamisy mitranga ireo"
marobe ireo efamanambady dia misaraka, ary marobe koa ireo tsimanana mitsakaraka,aiza no sarotra tanterahina amin'ireo o2ireo?:?::?:...
tohiny
novalian'i bmw307 ny 29/08/2006 11:32
