Ilay fety rahampiso

1. hery ( 18/08/2006 07:27)
Toa hoe handeha amin'ny RadioVazoGasy hono ilay fety rahampitso any amin'i Maina raha vonona ry zareo ao amin'ny lafiny teknika. Koa raha tafita ihany dia mba afaka mihaino izany izay tsy afaka tonga. Angamba tsy izy rehetra no ho heno ao fa ny kabary fanombohana (raha misy) sy ny ambiances vitsivitsy. Hmmm mety milay. Raha tsy vita direct dia mba omena sombiny izahay amin'ny manaraka.

Ary sao dia mba tian'ny be sy ny bobaka ho fantatra ihany hoe iza avy kay no ho any? Na farafaharatsiny firy eo ho eo ny namana ho tonga any? Tsy mbola feno ny trano?
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:48
2. Fiffi ( 18/08/2006 08:45)
tena liana tokoa hahafantatra :)
Fa ny radio aloha de mbola mitady fika henohina azy fa mbola tena tsy afaka mihaino hatramin'zao :(
3. ravakamalala ( 18/08/2006 09:08)
f'angaha fiffi tsy andeha indray? za tsy afaka ndray manko fa hay ilay izy lavitra be amin ny misy anay! manetsa be mbola ho avy e! mifanome fotoana ao am RVG zany kou!
4. ftma ( 18/08/2006 10:18)
Hevitra tsara fa mba omeo aloha ny ora sao resy tory ao dia tsy maheno e
Mirary fety mahafinaritra hoan'ny rehetra:-*
5. booboo ( 18/08/2006 10:22)
ngah Ftma tsy ho avy ? :(:(:(:(
6. colar ( 18/08/2006 10:23)
de mbo omeo ko ny paps alo de tonga zao de zao e,hahahahahahahah, voboty any eo kle, aleo ihany alo mapirevy zay tonga aty e, aza adino ny sary ho anzay ho any e, mbo asehoy ana oooooooooooo
7. hery ( 18/08/2006 10:37)
Hmmm tsy ho avy ftma? Sady tsy tonga taty Roma no tsy ho any Paris? :-( Tandremo indray arany mitaraina :-)

colar> tsisy sary zany eo loll raha hampifila sary Italia lisany gravy kou.

iza koa ny manaraka o?
8. mandrindra ( 18/08/2006 10:50)
ho avy
9. ds ( 18/08/2006 11:41)
hery : tokony hanomanana toerana ametrahana pejy ahitana ny lanonana en live broadcast webcam.
Hoentiko ny fitaovana (portable, webcam, paramétrage sns).
Oups... kay moa zah mbola tsy sûr fa ho avy.
10. hery ( 18/08/2006 12:05)
OK ds,

Amboariko androany ilay fitaovana Hojerena raha mety ny serveur QTSS

Raha misy manana sosokevitra sy fahaizana hafa dia raisina an-tanandroa.

ds> dia efa any izany ny portable an :-) tsy hiankina amin'oul-kafa ntsony
11. pissoa ( 18/08/2006 12:17)
mandrindra:
ho avy
Mianjy sary ny namana any Afrika Atsimo :-D:-D:-D
12. ravakamalala ( 18/08/2006 14:09)
f'angaha tokoa moa i hery tsy hoe andeha indray e?

sa za alain i Mandrindra?
3 vavy zay samy te handeha fa tsy mahita lalana,
13. vale ( 18/08/2006 14:16)
ravaka> f'angaha mou fiffi handeha? zay 2 zao niaraka nifanao fotoana ho any fa nisy sampona tampoka e!!!:wink:
14. ravakamalala ( 18/08/2006 14:31)
vale > mbola eo ampandaminana programme mihitsy zao, fa za raha misy afaka maka na mifanao fotoana amiko fotsiny d mazoto handeha fa lé handeha irery any andakira any tsy laitrako!! fa ndry angaha tena tsy afaka mihitsy?
15. hery ( 18/08/2006 14:54)
ravakamalala> fa aiza no halaina? Misy kofa akamako izay mantsy avy any @ province dia mihainohaino fotsiny ny après-midi iray manontolo :-) mety afaka maka anao sy miaraka tonga nareo
16. hery ( 18/08/2006 14:56)
mandrindra> aza amelana zany fa 3 vavy be zao :-o
17. booboo ( 18/08/2006 15:34)
ravakamalala > fa aiza misy anao ?
18. Ralay ( 18/08/2006 15:57)
Mirary anareo hanao fety milay dia mba haheno sy hahita ny akony en direct zany fa dia miandry e. :lol:
19. fasaly ( 18/08/2006 16:29)
ny an'i ravaka sy vale kosa de zany foana e! ho av de tsy ho avy! aleo aza otr'ahy hoe tsy ho avy nefa ho avy njay sa ahoana ry angie????:wink:

booboo: zà aky tsy tafa njay marina fa misaotra njinja a! tam lay saika hanao fotoana iny....:-*:*

hummmm! hay mandrindra handeha klé! tahaka izay zà nanao reservation tgv fa tena te ahita an'i zany mandrindra zany mitsy:wink: (tanjemo sao mahita bonbon vorona fa lasa manidina an!):-D:-D:-D:-D
20. fasaly ( 18/08/2006 16:30)
tsy ravaka mantsy io fa i fiffi sy vale e:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6704