Ilay fety rahampiso

21. booboo ( 18/08/2006 16:37)
fasaly > oups :(. hihihihi iaho tsy maintsy handeha fa misy gateau any ouz Maina hihihihihi. @ manaraka koa mifankahita zany kouh :-*:-*
22. fasaly ( 18/08/2006 16:53)
booboo domazy zany! iaho tia gatô beuh nefa tssssss:x am manaraka njay e! raha manao fiaoana belgik njay zà:^):^):^):^):-D
23. ftma ( 18/08/2006 16:57)
Hery: aza matahotra fa tsy mitaraina intsony za :wink: tena ho tonga za @ ilay reveillon any Nice fa tandremo Hery indray no tsy tonga eo an :lol:
hijerijery ato izany rampitso sao mahita sombiny
24. vale ( 18/08/2006 17:53)
ravakamalala:

vale > mbola eo ampandaminana programme mihitsy zao, fa za raha misy afaka maka na mifanao fotoana amiko fotsiny d mazoto handeha fa lé handeha irery any andakira any tsy laitrako!! fa ndry angaha tena tsy afaka mihitsy?
:)tsy en forme aky za a, vao avy nijery dokotera mintsy zah io :? ;-)


25. vale ( 18/08/2006 17:59)
fasaly:

tsy ravaka mantsy io fa i fiffi sy vale e:wink:
fasaly a> andray kosa aky e, efa elabe niandrasako an'io fa ny feoko aza ato farina be:cry::cry:pa 2 chance:cry:


26. fijo ( 18/08/2006 19:29)
za moa izany araka ny efa nolazaiko an'i maina dia tara vao tonga satria TGV modimasoandro no hialako aty marseille,ka 21h any vao tonga paris,
fa dia hoao aho e,ny tsy tafa tany rome aza fe aouin ouin.
ao letsy DS an,sy mandrindra.
27. mandrindra ( 18/08/2006 20:33)
ravakamalala, andefaso hafatra aho dia mifanao fotoana isika dia ho alaiko ianareo
vale, avia tsaboiko fa izaho mpanasitrana
fijo, dia ahoana no fandehanan'ialahy any, efa voalamina sa tsia
28. vale ( 18/08/2006 21:45)
mandrindra>:-* saotra e:):-*:-*, de mba itantarao zah rehefa avy any nareo e!!;-)
29. hery ( 18/08/2006 22:08)
Azonareo tsapatsapaina ity adiresy ity

http://radiovazogasy.com:9000

Ka rehefa mahita ianareo hoe

Server is currently up and public

Dia tsindrio ilay hoe Listen na

http://radiovazogasy.com:9000/listen.pls

MIla manana winamp vao mety ilay izy.
Alaivo eto ny winamp
http://download.nullsoft.com/winamp/client/winamp524_full_emusic-7plus.exe

Nahitsin'i hery
novalian'i hery ny 18/08/2006 22:13
30. fijo ( 18/08/2006 22:15)
dia efa any izany e
31. mandrindra ( 18/08/2006 22:16)
any daholo, daholo
32. fijo ( 18/08/2006 22:16)
izay mihintsy,dia mba ampifilaina ko any sary an
33. fasaly ( 18/08/2006 23:11)
:x:x:xaza mampifila zanywa! fa zà efa miteny hoe tongava aty de asehoko tsara :-D
34. mbaliana ( 19/08/2006 06:40)
fijo aza mba mampifila zany...ianao ange efa hoe omena foana fa tsy mety tonga aty e...:lol::lol:
35. diamondra27 ( 19/08/2006 06:57)
fa inona aloha no atao any e?
Mihaona de misy jeux atao sa hi-dansy de mifankalala @ namana? Ary nareo zany ange toa efa samy mifankafantatra daholo e!

Maina: hummm!:-$ aza avoaka le sopapa moa e!

Sao de mila camera-woman 'nareo?:oops::oops::-D:-D
sy camera cachée?=))
colar: tsy hisy handaka anao kosa any raha ho avy any ianao e! ianao aza tsy nandaka anjareo tany italie koa;-);-)

fijo: mieux vaut tard ke jamais honno fa de tongava izany e! en entier a! aza mihazakazaka eny andalanafa mandehana mora ihany


De manaova fety soa rahampitso

ary 'ty ho an'i surpriz :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*(l)o^oo^o:miam::miam::miam::miam:
o^o refa samy afaka isika de manararaotra be:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

tandremo sao misy miady any an!
36. Fiffi ( 19/08/2006 08:12)

diamondra zany sy ho any !

vale tsy afaka koh fa tsy salama !:(:-*:-*:-*

zah aloha de tena tsy lasa fa mety possible hiany raha misy maka satria tsy afaka mitondra fiara !
fa tsy afaka ny hijanona ela fa 1h na 2 maxi!

Fa na izany aza de niandry an'i fasaly fa efa tena hoe vonona ny hampihatrano !
37. mandrindra ( 19/08/2006 08:23)
fa maninona i fiffi no tsy ho avy?
halaiko ve:wink:
38. fasaly ( 19/08/2006 08:23)
diamondra: hummmmm! de mboa mandehàna kely de itanjy ny tsironzany fiaonana zany, any no tena ahitàna ny tena hoe namana sersera any am fiaonana, hafa ihany ny realy e!:roll::-D
tsy voatery mifankahalala dool ny any fa any vao mifankahalala e! ary tsy hanenenana fa toudé de manja be ny revy e!
mazotou dool zay handeha an!
39. booboo ( 19/08/2006 08:40)
ié, zà zao any tsisy raha fantatro aby ny namana any :-/ fa tsy quoi zany hampifalifaly tena no hatao any :D
40. Fiffi ( 19/08/2006 08:46)
fasaly: nga tsy ho any hoa ndry ? zah ange efa niandry hoe aty amiko ndry no mivantana eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1377