Ilay fety rahampiso

81. pitoussy ( 19/08/2006 21:23)
zay fa tena tsy naheno tsony , sary sisa jerena

mbo omeo sopapa aky oe ino njay ny danse atao :-D:-D:-D
82. Ralay ( 19/08/2006 22:02)
Mahafinaritra ny nanaraka anareo nifety ka dia isaorana be dia be ny teknisianina sy ireo mpanomana ny fety dia misimisia ny ohatr'izao e
:lol: de ampy foana
83. Angie ( 20/08/2006 06:04)

Dia za alou dia nalahelo tsy afaka fa dia miandry ny envoyé special hitondra ny tatitra. surtout ny sary atao archive fihaoanna serasera.

Efa lasa lavitra mihintsy ange izy ty e efa misy h@ directe revy milay be.

Misaotra anareo mpikarakara rehetra dia mianjy ny manaraka njay
:D

84. diamondra27 ( 20/08/2006 07:15)
za rangah tsy nahita ah!:(:(:(:(:(

sefo: azo atao ve ny mandefa rediffusion ho an'ny retardataire? De mba lazao mialoha ny date sy heure hanaovana an'io redif io
de m'ci mialoha:wink::wink:

de inon kay le surpriz?:P

biz ho an'i sipagasy:-*:-*:-*:-*:-$


85. Ralay ( 20/08/2006 08:37)
Ny redif angamba tsy hisy ry diamondra fa ny re-fety no sura fa mbola hisy fa dia miandry ny sary sy ny tatitra izany zay tara fa mbola be ny ho sisa e.:lol:
86. ds ( 20/08/2006 11:26)
Nilay. Izay no azo hamintinana ny fety fihaonana omaly iny.
Misaotra eram-po sy eran-tsaina ireo rehetra tsy ary voatanisa eto, nitoto nahafotsy, nahandro nahamasaka, indrindra fa ny tompon-trano (maina sy ferrari), nivoy ny hevitra sy nampiantrano. Honera be ny lany Tompoko.
Izaho aloha tsy nanisa, fa raha fahitako ny fivezivezen'ny namana tao, dia tsy latsaky ny 60 izahay no tao.
Saika hadinoko : misaotra ny dj koa (azafady avereno eto ny ps-ny) nandà tena nijoro mandra maraina nanafana ny lanonana. Asa raha nanao "couche" i lery fa na nipipi aza toa tsy vitany fa raikitra tao :). Raha mila dj nareo, dia aza mitady lavitra intsony fa tena mahery io tary io, masaka be.
Ny horonan-tsary nivoaka mivantana angamba tsy voatahiry... Asa anefa.
diamondra27 : aza misikotra surpriz izany fa tongava amin'ny sisa ho surpriz ho anay e :)
87. McFy ( 20/08/2006 12:22)
Mankasitraka, mankatelina ary mankaHery ny namana rehetra tsy ankanavaka no sady MankaFy mandrakariva no azo lazaina. Onera be ny lany, Andriamanitra hamaly soa ny mpikarakara rehetra tao na dia tsy ny mpisera irery aza indrindra indrindra i Stephane sy i Hary ary Isabelle satria raha tsy teo koa ry zareo dia tsy ho araky ny mpikambana ny nanatontosa ny lanonana.
Misaotra an'i Booboo koa t@ fanentanany ny présentation hoy ny vazaha.
Ankoatra izany dia faly nahafantatra anareo namana rehetra ihany koa. Maromaroa ny toy ireny ka handroso lalandava ny serasera. Ho fifankatiavana feno mandrakariva no eo anivontsika rehetra.
Misaotra an'i Printsy3 koa satria mino aho fa afa-po ihany koa ny rehetra t@ fandrindrany ny fanentana ara mozika.
Misaotra an'Andrimanitra lehibe fa tao ny Tiana ary tsy Maina ny tenda satria afaka ni Lanto lanto ho antsika tsirairay avy izay nanana Hery t@ fanampiana mivaingana nomen'i Cathy ka na i Steph na Isa na i Hary izay tsy dia nahazo teny gasy aza tsy nanisy elanelana ka nampanentana an'i JM hitsinjo antsika malagasy manerana ny tany hahita izany (en live) t@ RVG (TV-RVG).
i DS izay saika adino fa tao ambadiky ny fakan-tsary, izay hahitantsika ny sombiny tao izay fantatro fa ho avy tsy ho ela eto @ serasera ka ahazoan'ny tsirairay MankaFy ny rakitry ny omaly.
88. infinity ( 20/08/2006 12:23)
DJ:
Nahafinaritra ny fiarahana t@ NAMANA rehetra omaly, tafiaraka ny tia sy ny manina!!
Printsy3 moa izany no hahafantarana ahy ao @ tchat, ary Sim-J (DJ ao @ infinity project _DAGO , efa niaraka t@ Namana Dago t@nov 2005) rehefa miasa lol!
Afaka miantso @ 0686376420 ho anizay mila fiaraha miasa,aza misalasala !Ialana tsiny aloha ry zareo fa efa eto dia mba manararaotra manao pub kely e!
Dia mirary hatrany ny hisian'ny fety sahala @izao, dia isaorana ny mpikarakara (Maina & Ferrari , Cathy) sy ireo mpandrindra eto @ serasera ary indrindra ireo NAMANA rehetra tonga sy izay mbola ho avy @ manaraka, mahay mandihy be daholo an!!

Ps: ialana tsiny aloha t@ le fahatapahana matetika de misaotra t@ fanentanana (Joyeuzzz.... lol!!), mahafinaritra be e!!!!


89. infinity ( 20/08/2006 12:44)
Ds: :-D misaotra nanolotra anle couche, hihihi!
McFy : manana mpikabary malaza kay ny serasera ,masaka e!:lol:
90. vale ( 20/08/2006 12:56)
pitoussy:

simp , haingana njy mandihy fa hainjy tsara ny fandihy @ zany hira zany

vale , ngaha mihaino fotsiny , mandihy koa ka , :wink:

pissoa , sotsa mialoha hi!hihi!

pitoussy a:wink: indrisy fa tsy afaka fa de ny tongotr'ankihibe fotsiny no nahetsiketsika teo:lol::wink:

91. vale ( 20/08/2006 13:01)
simplex:


vale: tsika sy njy mandy an'zany zook zany, tanjemo za sao asianjy poussiere magik eo an :oops::oops::°):°)

:-*:-*
:D:wink::-*k'hita wa ry simp, fa manetsetra fotsiny tsika :o ,:°) ka efa hoe mampahazo feeling be nge ry simplex ny effet anle poussière magika e:wink::°):°)


92. hery ( 20/08/2006 13:03)
Tongaihany i Diamondra27 fa efa maraina vao tonga... ao ambany ao izy fa tsy mety maka sary miaraka amin'ny kofa rehetra mihitsy :-(

Fa iza izany mibedy azy ato izany e? :-)

93. Ralay ( 20/08/2006 13:23)
Hay kosa tany ampotony ihany kay i diamondra27 dia mody mangataka rediff:lol: Te hahazo double ambiance an :lol:
94. fasaly ( 20/08/2006 14:37)
hummmm! i diam njay zany no nanao surprise tamin'ity, ka ahoana lay manao surprise ry diam ??milay e!:wink:8):°)
95. fasaly ( 20/08/2006 14:42)
fangah mbola mitohy foana ny fety????:P
96. McFy ( 20/08/2006 17:20)
Infinity angaha moa nisy kabary tao?
97. booboo ( 20/08/2006 18:28)
:lol:
98. infinity ( 20/08/2006 20:00)
McFy le kabary talohany fisarahana iny e! hihihi!
Merci zoky an!:D
99. diamondra27 ( 21/08/2006 06:48)
:-D:-D:-D

hery: humm

fasaly: le nanao surpriz aloha nanome fahafinaretana an'le tompon'anniversaire e!
de mbola nahazo gatô akia za ry fasaly de nahatsiaro andry a!

ds: :-D:-D, notanterako zany le teninao oe: tongava manao surpprizzz, de gaga be ve enao fa tena tonga aho?
Misaotra t@ le toro-lalana

ralay: efa hoe: za tsy nahita en direct fa mangataka redif, ny tohin'ny fety no hitako fa nahafinaritra ny namana sisa teo , na de nisy iny resaka sary tsy azo alaina iny , f:P de ampy.
100. mbaliana ( 21/08/2006 07:39)
milay be zany fety zany .... tahak'zay ahomba nande... :{:{ aleo amin'ny manaraka tsy mi-rate...:lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1972