Ilay fety rahampiso

141. cathy ( 22/08/2006 21:12)
Ralay:

diam: Vao maika tsy takatro zany safira zany fa aleo zah hiafy @ vakimpitaratra ihany e @ireny afaka manana bdb :lol:
Cathy: tandremo ary tsy mitana promesse fa tsy namako intsony an :lol: Sady raha hiadry @ manaraka dia aleoko tsy gatô fa resto mintsy e.=))



ralay tena tsary hadinoko io ka tsary maintsy tanterahina kou tandremo ary tsy mahalany an
diamondra i ralay zany fanitelontsika aminy manaraka an

142. fijo ( 22/08/2006 21:21)
kaly be izany ralay an
143. diamondra27 ( 22/08/2006 23:33)
fijo:ntsôô tsy nahita anah fijo kely :snif::snif:
tokony nilaza mialoha ianao hoe ho avy de mba tonga maraindraina aho;-);-)

cathy: tsy olana e! vokisatsika atao afa-po izy fa raha tsy mahalany de izy njay no manasa antsika any @ côte d'azur:-D:-D:-D
144. fijo ( 23/08/2006 21:17)
momondra tsy mijery,fa efa nilaza aho fa hoavy fa alinalina
145. diamondra27 ( 24/08/2006 06:39)
fijo: @ manaraka indray e

:-*:-*
146. dadabe ( 24/08/2006 09:53)
kay le zakan'i fijo diamondra 27 :D:-D:-D
147. ferrari ( 24/08/2006 10:43)
ds:

ferrari:

Ho ani DS,Voahirana, Malala

Ny vodalana tsy maintsy lany dans les 48 OU 72 HEURES ary manantena ho tianareo
Rehefa misy critiques ataonareo dia miteneno fa tsy vexer au contraire c 'est constructif pour la prochaine fois

Tsy nihinana voan-dàlana aho fa hadino tany @ Lanto :-(
Tsy maninn fa zah ho avy hisakafo any aminareo foana e. Hataoko lalan-kitan-ds :)


DS: Mety atao CD ve les sary nalevanao

Vitsy loatra fa halefako mailaka.





tsy prob fa miandry ianao izahay dia handeha inana gelati ... :lol::lol:
148. fijo ( 24/08/2006 20:21)
dadabe :-$:-$:-$
149. diamondra27 ( 25/08/2006 05:54)
fijo: ary inona ny nentinao? whisky ve?;-)
dadabe::-$
150. booboo ( 25/08/2006 06:21)
diamondra27 > hihihihi rano masina nentiny tao hihihihihihihihi
151. mbaliana ( 25/08/2006 07:34)
aiza ny gelati eeeeee:lol::-D:-D:-D
152. Ralay ( 25/08/2006 13:04)
fijo: Mahay mitrandraka lesy elà nahazo diamondra kle :lol: Aleoko miafy @ vakitavoahangy ihany fa iny no tsy dia lafo loatra no sady mora hita rehefa avy misotro dité =))
153. cathy ( 25/08/2006 18:50)
Ralay aza mamoy fo fa mbola misy vatosoa ange ao eh aiza no tonde vakitavoahangy
:D
154. fijo ( 25/08/2006 22:46)
diamondra an,dite no nentinay ka,izahay tsy misotro toak aizany fa bedy.anontanio ferrari
155. ferrari ( 26/08/2006 19:10)
fijo:

diamondra an,dite no nentinay ka,izahay tsy misotro toak aizany fa bedy.anontanio ferrari


Dite kanefa efa miso fofona be, mety efa lany daty. :-D:-D:-D
156. mbaliana ( 26/08/2006 20:22)
tsy atokisana zany dite mamofona zany ry zalah ...:roll::-D:-D
157. mandrindra ( 28/08/2006 12:54)
sahala amin'ny frômazy, tsy detety aloha an, io dité io, rehefa tena mamofona no tena tsara:-D
158. fijo ( 29/08/2006 20:53)
ka io diteanay io arakaraky ny hitahirizana azy ela no mahatsara azy ka
159. mbaliana ( 30/08/2006 08:02)
aoka ihany fa mamofona ka... kay.. tsy laitra mihitsy heno hatraty ny fofony...8-)8-)
160. fijo ( 30/08/2006 20:54)
an an ,io dite efa afaka fofona mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2897