Ilay fety rahampiso

181. fijo ( 06/09/2006 20:23)
tongava klo wa fa ndry ko tsssss
182. Ralay ( 06/09/2006 21:38)
tongava fa tsy ho diso fanantenana njy fa misy komité mandray mintsy @ fahatongavanjy i fijo no lehiben'ny fandraisana
183. mbaliana ( 07/09/2006 21:22)
to za rery no invitée .. tsy lasa ,,,,aiza ny compagnie -ko mahazatra.. tsy mande seule mantsy za...:-D:-D
184. fijo ( 07/09/2006 21:57)
ka misy zavtra tsy zaraina amin'ny maro anie e.ary ndry no voafidy ahazo azy.
185. mbaliana ( 08/09/2006 10:17)
vao maika non... ny ahy hizarako amin'ny namako foana ka.... ami'zay mba hisy resahina refa aavy eo,.. raha tsy invitées ny avant tsy lasa zaany...:@:@:@
186. fijo ( 08/09/2006 22:09)
ndry ko;efa hoe ndao ary fa za anie miaraka amindry koa e
187. cathy ( 09/09/2006 11:00)
mbaliana tena marina tsy maintsy feo ny equipe avant
sao mitsingidina any tsy misy manarina
marina ny tenindry ka
188. mbaliana ( 11/09/2006 09:18)
Fijo tsy zaranao ara ve miaraka amin'ny compagnies maromaro ... tonga dia hoe sambatra Fijo fa vhv bdb no miaraka aminy any ...:^):^)
189. mandrindra ( 12/09/2006 11:19)
mbaliana, amby aty fa zah mahazaka kompania iray. misy rezega be aty azo antsoina:-D:-D:-D
190. Ralay ( 12/09/2006 13:14)
Fa angaha i fijo ihany no sambatsa ry mbaliana fa ny komité rehetra.Na dia tsy eo @fandraisana aza zah fa ao @lafiny dité dia faly ihany koa an tsiky² be mintsy :lol::lol::-D
191. mbaliana ( 12/09/2006 18:45)
zany anie wa ee refa betsaka ny compagnies di milay ee,, aiza koa za rery no tediavin'i fijo ho any,,,

Ho avy zahay ry mandrindra sy ralay fa ataovy malalaka ny trano aa... refa any di hita hoe inn sotroina ... hihihihihi:-D:-D
192. fijo ( 12/09/2006 22:08)
mbaliana ka ndry anie mbola ampianarina manokana klo e
193. mbaliana ( 13/09/2006 11:07)
ka na ny kompagnia-ko za tsy mahay kou... tokony hianatra daholo,,, miaraka daholo...
194. fijo ( 14/09/2006 21:31)
ka ampianarina tsirairay izany,dia ndry klo,fa ndry sefo de compania
195. mbaliana ( 15/09/2006 09:41)
hihii anga nisy sefo zany .. miara-mianatra ihany .. ahona moa le fiteny miara-mi..tsingidina ihany hahahaa
196. mandrindra ( 15/09/2006 14:14)
mbaliana, rahoviana no ho avy fa tsy maintsy ampiomanina mantsy ny rezimanta :-D:-D:-D. dia dite, ravimboafotsy ary ranonapango ihany no fisotro aty
197. fijo ( 15/09/2006 21:01)
ngah io ry mandrinda mahalala ranonapango?
mbaliana,ka mila sefo kely ka
198. mbaliana ( 16/09/2006 07:54)
fijo fa inn ny ranonapangon'i fijo? tsy mitovy min'ny ranonpangon'ny gasy ve?
mandrindra ho avy tsy ho ela fa tonga dia omany ny fanta sy sprite ary e :-D:-D
199. mandrindra ( 18/09/2006 09:35)
mbaliana, rahoviana ary izany tsy ho ela izany?
200. mbaliana ( 18/09/2006 18:31)
za koa aza mba manontany aiza moa izy ity dia rahoviana .. ary iza marina no mi-inviter...:{:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5287