Ilay fety rahampiso

161. mangidy ( 30/08/2006 22:23)
fijo: tsy aleo ve soloina tambavy @zay le dité e!!

mandrindra tena mpandrindra marina kayyy iano an! manafintaleta an!!!

ferrari tena nilay be akia le voandalana an! tsara tondraka dité de vao maika hummm be

mbaliana: tsy aleo ihany ve gilasy e!!sa mou le grappa mbola misy ambiny

cathy: izao akia vao tsaroin'ny vavako le sosisy kou hummm

ralay : ianao ve tsy efa sambatra nahazo le diamondra e!! atao inn less vakitavoahangy, mandratra ireny fa ario aingana loll:-*:*
162. Ralay ( 31/08/2006 04:24)
mangidy:Diamondra sarotra azo wa fany mba diamondrako dia ireny vakitavongy ireny ihany e :lol:mamiratra koa anie ireny e :-*
163. mbaliana ( 31/08/2006 05:37)
hiihhihi tanjemo fa ny vakitavoangy mandratra refa tsy mitanjina tsara...

mangidy.. ao daholo akia ny antsika sady glasy no grappa..alaintsika ary amin'ny mangingina ary fa hitanjy ihany ralay sy colar tediaviny alainy ny grappa....
164. Ralay ( 31/08/2006 08:32)
Hay mamely grappa mangingina koa nareo sy mangidy ry mbaliana hitako tazana mintsy.
165. mbaliana ( 31/08/2006 18:44)
taiza zahay no hitanao .. aza mba be resaka eo fa tsss ... seklet zany :lol::lol:
166. Ralay ( 01/09/2006 09:45)
Mbaliana nisy camera cahcé daholo anie ny endroit rehetra nisy anareo e rah atsy izany ve ho hitako ilay defilé e :P
167. mbaliana ( 01/09/2006 18:23)
hhahaha ralay aza be resaka eoefa nankalazainao be teto raha hitanao ny tao amin'ny chambre...:-D:-D:-D ny defilé.. ntsooo efa hitan'ny olona rehetra e =))=))
168. fijo ( 01/09/2006 21:33)
za aza nahita le defile ko.tssssssss
169. Ralay ( 02/09/2006 04:49)
mbaliana: avoakako zany ve ny sombin'ilay video vao hino ahy njy sao de menatra ary an :lol: Omeo top aloha raha OK fa sao mampigadra tsy mahazo alalana @ tompony :lol:
170. mbaliana ( 03/09/2006 07:43)
ralay alefaso zany video zany eee.. za anga matahotsa... mety tsy za ny tezitra fa i deba kou 8-)8-)8-)8-)
171. Ralay ( 03/09/2006 14:15)
Miandry top zany dia avoaka ny defilé bikini tany Roma hummm manja io an tena succes be :lol:
172. cathy ( 03/09/2006 20:58)
isa roa telo
lasa zao
173. mbaliana ( 04/09/2006 11:02)
mianjy eeeee aiza le hoe : jereo eto eee
174. Ralay ( 04/09/2006 13:49)
:lol:Aoka aloha fambola hicontacter ny ol rehetra aho sao dia misy mandà ka hampigadra ahy eto :-D Mbola i mbaliana sy cathy ihany zao no nanome feu vert @ilay defilé avoaka :lol:
175. mbaliana ( 04/09/2006 18:43)
mba ela fikenona kou ralay .. tsssss
176. Ralay ( 05/09/2006 00:55)
Tsy mora ny manao zavatra hono =))
177. mbaliana ( 05/09/2006 18:45)
mpampiresaka kou anie ry ralay:roll::roll:
178. fijo ( 05/09/2006 21:20)
ka efa hoe tsy mora ny manao ko.
179. Ralay ( 06/09/2006 14:08)
Sao dia te hanao ary i mbaliana dia tongava aty amiko @ zay vety² de mahita :lol:
180. mbaliana ( 06/09/2006 18:03)
ralay sy Fijo manao inn aloha zany no ankanesana any lavitra any e...raha azoko atao aty ihany ve mitovy, tsy hitako ny antony handehanana lavitra :lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1115