Ilay fety rahampiso

101. cathy ( 21/08/2006 07:54)
mbaliana:

milay be zany fety zany .... tahak'zay ahomba nande... :{:{ aleo amin'ny manaraka tsy mi-rate...:lol::lol:



zay wa le itenenako hoe aleo mandeha raha vao misy occasi fa sao manenina
mbaliana an za zao nantena hoe ho avy tampoka injy de hanao toy ilay rns
102. sipagasy ( 21/08/2006 08:11)
mmhhhh diamondra27 misaotra t@ ilay bizz akia kouuu fa dia tsy mba nitonona anarana kosa akia injy de mbola fanina za hoe iza aza ilay izy hihihi bizz be kia akia annn
103. diamondra27 ( 21/08/2006 08:11)
cathy: njy le mpandotso olona tsy tonga fotsiny an!

:-*:-*:-*

taitra sahady ngah? vas te reposer, éteins le phone ;-);-)

de merci t@ le famaranana azy tany @ buffalo :wink::miam::miam::miam::miam:
104. diamondra27 ( 21/08/2006 08:21)
ds: adinoko: za zany le atao hoe: cerise sur le gâteau e! = surpriz sur surpriz=))=))
105. hery ( 21/08/2006 08:28)
diams> hay ve iny no diamondra27 aminy e ;-)

'Ndeha hianatra asa vaovao : mpitrandraka vato

biz daholo
106. booboo ( 21/08/2006 08:37)
hery > tsy araka ilay noeritreretinao koa angaha ? hihihihihihihi
107. diamondra27 ( 21/08/2006 08:38)
hery: faly mahafantatra anao :oops::oops:

:-D:-D:-D

alao eto ihany ianao fa ataonao aiza 'reto vahoaka be ireto e! :-*:-*
sa entinao manaraka anao de mora trandrahana sy azo le diamondra:-$:;-);-)

ny firaisana no hery ange e!
mitabe tsy lanin'ny mamba

alefao aloha ny sary jerena e!;-)
108. mbaliana ( 21/08/2006 08:52)
cathy hainjy ihany eee.. tamin'ity tsy tafa mihitsy ... ohatry ny heno koa hatraty le fofona gato be anjy... mba nisanjy gato koa ve za?

Mba ohatran'iza aza zany diamondra27 zany... toa lasa cerise sur gato.... dia mbola lasa vato notsanjahana koa... :roll::roll:
109. Ralay ( 21/08/2006 08:56)



Zah malahelo fa tsy mba nanao firaisana t@ diamondra27 dia tsy ho hery minhintsy zany zah :lol: sa hanao tambabeisika :-D :-*
110. diamondra27 ( 21/08/2006 09:07)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 21-08-2006 19:38:40
Lohateny : Re : Ilay fety rahampiso
hery: faly mahafantatra anao

ny firaisana no hery ange e!
mitabe tsy lanin'ny mamba


ralay saika tsy azoko le valinteninao:-D:-D

Mpandefa : Ralay [ Valio ] 21-08-2006 19:56:13
Lohateny : Re : Ilay fety rahampiso



Zah malahelo fa tsy mba nanao firaisana t@ diamondra27 dia tsy ho hery minhintsy zany zah sa hanao tambabe isika


firaisana inona ary 'zany ho'aho, hay ve eeee!:-D:-D

andana aloha mitrandraka miaraka @ hery ry ralay a!;-);-) za nge miteny anao fa lafo vidy be le diamondra e! ;-);-):-P
111. McFy ( 21/08/2006 11:07)
infinity; tena efa godraka ah less angamba ry zandry ka ts tadidiko zany marina fa dia misaotra ihany koa less zandry

Malahelo ihany ah rah zany fa tsy mba nahita Diamondra sady 27 be izao zà saika mba hakafy na de 1 ihany aza
112. booboo ( 21/08/2006 11:20)
diamondra27 > t@ firy enao tonga tany ? anay t@ 7h niala tao tsinona
113. hery ( 21/08/2006 11:26)
booboo> nony niala enao dia nojereko ilay seza... nitaraina mihitsy. Dia voatery navoaka tany ivelany naka rivodrivotra :-)
114. booboo ( 21/08/2006 11:30)
:-P:-D
115. McFy ( 21/08/2006 12:17)
Hery lol
de bizz booboo
ts mandeh les vidéo namana kle serveur hono
116. diamondra27 ( 21/08/2006 12:24)
McFy: =))=))=))tara enao e! @ manaraka indray!
sary sisa no hany azo jerena angamba:oops::oops:
ny livraison mbola taraiky fa mila agent de secutité teny andalana :-D:-D:-D sao de nisy nanao hold-up, de zay no nahatonga ahy ny ampitso vao tonga
Za koa mba saika hakafy ihany ;-);-)

booboo: za akia efa t@ 11H45 tany vao tonga a!
de ny sarinjy fotsiny no hitako tao, sy hoe: teto i booboo bo nipetraka? hendry be:wink:



117. cathy ( 21/08/2006 12:56)
McFy:

infinity; tena efa godraka ah less angamba ry zandry ka ts tadidiko zany marina fa dia misaotra ihany koa less zandry

Malahelo ihany ah rah zany fa tsy mba nahita Diamondra sady 27 be izao zà saika mba hakafy na de 1 ihany aza



aza malahelo zany ry zoky fa ny zandry vatosoa ange efa tao eh :)
118. cathy ( 21/08/2006 13:30)
Ralay:




Zah malahelo fa tsy mba nanao firaisana t@ diamondra27 dia tsy ho hery minhintsy zany zah :lol: sa hanao tambabeisika :-D :-*



ralay tena nangoraka anao za fa sady tsy nahita any diamondra ianao no tsy nahita any vatosoa tena matiantoka be mihtsy
antsoo na leh
tsary maninona zany fa manetsa be mbola ho avy eh:lol: sa ahona
119. mandrindra ( 21/08/2006 13:52)
cathy, hay ve izany mbola famafazana ilay tamin'ny asabotsy iny e. rahoviana izany fanetsana be izany
?
120. ds ( 21/08/2006 16:01)
Jereo ato ny sary "voafantina" tamin'ny fety. Betsaka ny sary tsy nivoaka satria nipipika ny jiro tamin'ny efitra fandihizana dia somary maizina. Tsy noho delestazy akory fa revy e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2016