Ilay fety rahampiso

41. mandrindra ( 19/08/2006 09:00)
booboo, sahala isika e
42. voromailala ( 19/08/2006 10:49)
manao ahoana daholo
ary mahazo mitondra camescope ve? dia hapetraka ao amin'ny youtube avy eo ny video?
43. diamondra27 ( 19/08/2006 12:41)
vromailala: ary fakatsary? sa tsy te-haka sary enao?:wink:
44. voromailala ( 19/08/2006 15:40)
misy fa mety hanahirana ihany raha sady haka sary mihetsika no haka sary :-)
45. fasaly ( 19/08/2006 15:43)
fiffy: zà tsy tafa njay fiffi a! ao fa hitsidika any aminjy any zà raha sendra mande paris fa aza manahy an! te ahita njy mafy kou zà mantsy de hihinana gilasy tsika:wink::-D:-D:-D:-*
46. ds ( 19/08/2006 16:08)
Misy be resaka fotsiny eto fa tsy hita akory rehefa tena...
Miseho mivantana manomboka izao ny fetin'ny Namana atsy Carrières sur Seine. Jereo ny fanazavan'i Hery etsy ambony : http://radiovazogasy.com:9000/listen.pls
47. cutie ( 19/08/2006 19:35)
ni cliquer-ko le izy fa tsy naheno n'in n'in za :roll:
48. pitoussy ( 19/08/2006 19:49)
za kou tsy maheno feo d ataoko fa ny ordi-ko njay no nanondrana :roll::roll::roll:
49. cutie ( 19/08/2006 19:54)
pitoussy
mbola tsy nanomboka ngamba le fety:lol:
50. pitoussy ( 19/08/2006 19:57)
:D:D:D:D:D
fa efa misy sary ihany le izy fa manjavonjavona be kou :roll::roll::roll:
51. cutie ( 19/08/2006 20:03)
nga mivoaka video koa:roll::roll::roll:
52. pitoussy ( 19/08/2006 20:09)
:D:D:D
cutie , ie d efa mandeha @ izay zao ka sady mazava tsara le feony :wink:
53. cutie ( 19/08/2006 20:16)
zany
ndraso refa veo zany :wink:
54. cutie ( 19/08/2006 20:26)
tsssssssssssss
ny ahy feo fotsiny fa tsy mahita sary :cry:
55. simplex ( 19/08/2006 20:40)

ary tokony fafana kely nga le poussiere @ le webcam fa tsy mazava tsara :°):-D:-D
56. pissoa ( 19/08/2006 20:40)
Hihihi - sady misy feo no misy sary milayyyyyyyyyyy

Alefa le mandihy oooo -
a gauche ... a droite ... en o ... en ba :-D:-D:-D
57. pissoa ( 19/08/2006 20:41)
Hihihi - ary misy mi-rouler rrrrrr be le bandy serasera an (rouler-ko be kou le rrrr kou :-D )
58. pitoussy ( 19/08/2006 20:42)
jerena @ winamp aky ilay izy a :wink: ; d io ambony io efa nomen'i sefo ny hi-telecharge-azy :wink:
59. cutie ( 19/08/2006 20:46)
pitoussy
efa ni-installer-ko ny winamp, de refa veo aiza no cliquer-na?:roll:
60. cutie ( 19/08/2006 20:47)
mahita @zay za ka :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6661