Ilay fety rahampiso

221. fijo ( 16/10/2006 14:25)
an an aleoko ihany rehefa le mangina be
222. mbaliana ( 16/10/2006 18:40)
fijo koa mampifila tsss
223. fijo ( 17/10/2006 22:51)
tsy mampifila ,fa mifidy toerana
224. mbaliana ( 18/10/2006 10:53)
ka tsisy toerana koa
225. fijo ( 19/10/2006 20:50)
misy rehefa mitady tsara ka
226. mbaliana ( 20/10/2006 12:48)
tediav ary fa aza be resaka eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4596