Ora
1. LazaDaddy
(
18/08/2006 06:38)
Lasa samihafa arakaraka ny toerana angaha ny ora eto @ serasera fa toa lasa oran'i Honolulu ny ahy? :wink:
répondu par papounette le 24/08/2006 10:55
3. rhaingo
(
18/08/2006 15:02)
LazaDaddy:
Lasa samihafa arakaraka ny toerana angaha ny ora eto @ serasera
ie za kou saika hanontany
4. kelly13
(
18/08/2006 18:27)
ieuu, misy an'izany hoe 3h du mat zao nefa il n'est que 20h25 et on est le 18/08/2006. ms bon, jereo marina :)
