Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Herimiafina ( 17/08/2006 18:29)
Epiphytes.
Ny zava-maniry epiphyte dia maniry ambonina zava-maniry hafa araka ny anarany. Epi=ambony, sur, miraikitra. Phyte=zava-maniry. Ny Orchidae dia anisany. Tsy ilaina ny tany fa ny hamandoan'ilay ... tohiny
novalian'i gety ny 28/12/2011 08:10
dd ( 17/08/2006 16:17)
biz'oroka tsy voaray
aie! salut hery, saika mba handefa biz oroka ny tenanay androany dia tsy nandeha fa fotsifotsy be fotsiny ilay tabilao fanoratana ... hummm :x :x :x :cry: dia alefako eto zany !?? :P... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/08/2006 07:32
harfan ( 17/08/2006 16:11)
mitady namana fa mbola vaovao
:D salut daholo 'za de mitady namana vehivavy na lehilahy (l)(l):D:D misaotra:D... tohiny
novalian'i Ralay ny 07/09/2006 09:37
petitpoucet ( 17/08/2006 15:53)
efa tafiditra fa tsy afaka mamaky dinika manokana Antsirabe
Mba ekeo ny tary mba hamaky ilay dinika manokana mikasika an'Antsirabe azafady ooo Misaotra indrindra ny tompon'andraikitra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 18:14
soanja ( 17/08/2006 15:06)
Trondro katilesy
Misy mahay manao trondro katilesy ve eto? Misaotra o.... tohiny
novalian'i cutie ny 18/08/2006 20:47
mimisoa ( 17/08/2006 13:45)
vaovao de mba te hiresaka e!
salut daholo an! inn no malaza ato e! mba toroy ny akama e!:lol:... tohiny
novalian'i tsoah ny 07/09/2006 16:03
Zina ( 17/08/2006 13:38)
Fampaherezana ho antsika rehetra
ndeha hangataka an’i Jesosy isika mba hanao batisa antsika amin’ny Fanahy Masina satria ny vokatry ny Fanahy dia Fitiavana, Fifaliana,, fiadanana, fahalemem-panahy (Ga 5 :22). Ny fahatezerana sy... tohiny
novalian'i prime ny 25/08/2006 09:18
mamzelkely ( 17/08/2006 12:35)
ndao mba hiresaka
misy hira an'i Tovo j'hay izay mahafinaritra tokoa ilay izy "tsy misy toa anao" ny lohateniny, izay manambara fitiavana be de hoy ny fiverenany manao hoe: [i]Tsy misy toa anao, Tsy misy toa anao R... tohiny
diamondra27 ( 17/08/2006 11:46)
fiteny tsy fantatra
aleo aza hosokafako le izy fa achia ngamba mbola lasa nisakafo kely Mpandefa : Achia [ Valio ] 17-08-2006 07:28:14 Lohateny : Re : Ny hoe "mandray an'i Jesoa!" fa ahoana marina io miteny @ ten... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 13:45
mandrindra ( 17/08/2006 11:19)
Rahoviana ?
Amin'ny 3 desambra no datimpifidiana an'izay hitondra an('i madagasikara. rahoviana no tsy maintsy apetraka eny amin'ny HCC ny fanirina ny hirotsaka amin'izany fifaninana izany? ary rahoviana ihany ko... tohiny
novalian'i prime ny 12/09/2006 15:46
DotMG ( 17/08/2006 10:59)
GoogleFight
Iza no favo, Ravalomanana sa Ratsiraka? http://www.googlefight.com/index.php?lang=fr_FR&word1=Ravalomanana&word2=Ratsiraka Alohan'ny hilatsahan'ialahy hofidiana ho filohan'ny repoblika amin'ny 3... tohiny
novalian'i kala ny 29/08/2006 07:27
LazaDaddy ( 17/08/2006 10:43)
tsy hanam-potoama...
fantatrareo ve fa @ fotoana hiverenan'i Jesoa tsy manam-potoana hiomaana intsony isika, raha sanatria mbola tsy vonona?... tohiny
novalian'i prime ny 26/09/2006 08:54
rabaradaka ( 17/08/2006 10:31)
Betsaka no marary noho ny fako miandrona be
Tena tsy lasa intsony ny fako eto amin'ny tanàna e, tena tsy lasa, dia lazao hoe angaha ny commune no manao an'izany ! Aleo rangahy hitadiavana hevitra ny handaminana ny tanàna fa tena afabaraka mih... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 11:51
Fanja1 ( 17/08/2006 10:27)
mmhhh
[img]http://www.madagascar-tribune.com/images/dessin982[/img]... tohiny
novalian'i kala ny 23/08/2006 07:24
Fanja1 ( 17/08/2006 10:21)
Feno gasy ao cachan raha tsy diso za
http://actu.aliceadsl.fr/francemonde/default.aspx?id=140140&onglet=FranceMonde_histo&position=1... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 12:58
diamondra27 ( 17/08/2006 08:26)
rakaroka
mba te-hanoratra ho an'i rakaroka manokana aho fa misy teny tiako ho lazaina anao fa tsy tiako lazaina en public le any @ finoana sy fivavahana azonao atao ve ny mametraka hafatra ho ahy mba ahazo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 13:54
dd ( 17/08/2006 08:13)
diesel koa ve mety asiana menaka vejetaly
hanohy ny hevitr'i fijo teo @ lay ray teo aho dia nataoko vaovao, adikako eto ambany lay izy : ny ahy ny fanontaniako dia tsy ny famanana fiara diesel fa nahare t@ radio (france inter) aho indray... tohiny
LazaDaddy ( 17/08/2006 06:37)
self-centered
Na dia eo aza ilay fitenenana hoe "firaisan-kina no hery" dia beazina amin'ny fitiavan-tena ny Malagasy; ary fanoitra amin'izany ny famporisihina azy hifaninanana amin'ny mpiara-belona aminy. Ahoan... tohiny
novalian'i soanja ny 21/08/2006 10:10
lapino ( 17/08/2006 06:25)
11 taona
Tamina fifaninanana tany Zamerika tany izy ity, ankizy kely tsara feo sy mahay mihira, vao 11 taona monja, mahafatifaty kely: Bianca Ryan: http://youtube.com/watch?v=ioFOw28HwbE Taylor Ware: http://... tohiny
novalian'i xxx ny 31/10/2006 18:00
mbelotavao ( 17/08/2006 02:49)
Tsy maintsy ateraky ny rano
Hoy J.K (Jao3:5) Raha misy olona tsy ateraky ny rano sy ny fanahy dia tsy mahazo miditra @ fanjakan'Atra. Ny resaka momba ny Batisa izany no tiako resahina eto satria izay mino sy atao batisa no ho... tohiny
novalian'i prime ny 04/09/2006 10:32
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7425