tsy hanam-potoama...

1. LazaDaddy ( 17/08/2006 10:43)
fantatrareo ve fa @ fotoana hiverenan'i Jesoa tsy manam-potoana hiomaana intsony isika, raha sanatria mbola tsy vonona?
novalian'i prime ny 26/09/2006 08:54
2. prime ( 17/08/2006 11:04)
ie zah aloha mahafantatra, izay no iambenako mandrakariva no sady ivavahako koa mba tsy ho tampoka amiko izany...
3. diamondra27 ( 17/08/2006 11:08)
za koa efa mahalala fa ho avy tampoka toy ny mpangalatra ny fiaviany, fa efa miomana ny @ izany ka!

4. cutie ( 17/08/2006 12:31)
tsy mazava:roll:
5. Fiffi ( 17/08/2006 12:50)
Veillez donc, car vous ne savez quand viendra le maƮtre de la maison St Marc ho avy tampoka fa tsy misy mahafantatra hoe rahoviana io!
6. diamondra27 ( 17/08/2006 12:58)
cutie: ny fiavian'i TOMPO izany e
7. cutie ( 17/08/2006 13:06)
zany :roll:
le fiaviny no tsy azoko:roll:
8. diamondra27 ( 17/08/2006 13:07)
cutie: io lazain'i fiffi io raha tsy azonjy e
9. cutie ( 17/08/2006 13:10)
DM
tsy hanazav njy ?:cry:
10. Zina ( 17/08/2006 13:59)
ie zah aloha mahafantatra, izay no iambenako mandrakariva no sady ivavahako koa mba tsy ho tampoka amiko izany...

ho ampiko kely a - marina mihitsy momban'ny fivavahana -
mba hanomana ny fon-tsika ary mangataka an'Andriamanitra mba ho vonona isika amin'ny fihaviany.
11. Fiffi ( 17/08/2006 15:02)
cutie: tsy haindry ve le hoe izaho mino an'Andriamanitra Ray tsitoha.....Ary avy any no hihaviany indray hitsara ny velona sy ny maty.

Ho avy Izy fa tsy misy mahafantatra hoe rahoviana fa de ny fivavahana sy ny finoana no hampitombona hatrany !
12. cutie ( 17/08/2006 15:04)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 18-08-2006 02:02:35
Lohateny : Re : tsy hanam-potoama...
cutie: tsy haindry ve le hoe izaho mino an'Andriamanitra Ray tsitoha.....Ary avy any no hihaviany indray hitsara ny velona sy ny maty.

efa henoko
fa tsy mazava
mila azavaina :lol:
13. pissoa ( 17/08/2006 15:31)
Efa io koa ny fanazavana fa tsy nataon'i cutie quote fotsiny :lol:
Fiffi:
Ho avy Izy fa tsy misy mahafantatra hoe rahoviana fa de ny fivavahana sy ny finoana no hampitombona hatrany !
14. cutie ( 17/08/2006 15:38)
zany an
tsy hay akory zany fa de arahina any fotsiny :roll:
15. pissoa ( 17/08/2006 15:40)
Inona no tsy hay?
Le mamaky hatramin'ny farany izay voasoratry ny namana ve sa inona fa tsy azoko tsara :roll:
16. cutie ( 17/08/2006 15:49)
Hoy i Fiffi:
Ho avy Izy fa tsy misy mahafantatra hoe rahoviana fa de ny fivavahana sy ny finoana no hampitombona hatrany !

io:lol:
17. pissoa ( 17/08/2006 16:03)
Fa maninona no tiana ho hay hoe rahoviana Izy no hiverina? :-D

Amin'izay mijangajanga kely - dia mamono olona - dia mangalatra sns ve dia rehefa hoe ho avy Izy radem dia miova tampoka be? :-D:-D:-D
18. cutie ( 17/08/2006 16:30)
za nga manontany we rahovina izy no ho tonga:roll::roll:
le hevitra ao anatiny no tiako fantarina
19. pissoa ( 17/08/2006 16:35)
Tsy azon'i cutie ve ny dikan'izany hoe ho avy ? :roll::-D:-D:-D
20. cutie ( 17/08/2006 16:36)
tsy any le tiako fantarina :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7773