tsy hanam-potoama...

21. pissoa ( 17/08/2006 16:39)
Dia inona ary ilay tianjy ho fantarina amin'io nolazain'i Fiffi io e? :-D
Fiffi:
Ho avy Izy fa tsy misy mahafantatra hoe rahoviana fa de ny fivavahana sy ny finoana no hampitombona hatrany !
22. cutie ( 17/08/2006 16:40)
le hevitra ao anatiny wa :lol:
23. pissoa ( 17/08/2006 16:45)
# Mikasika ny hoe Ho avy Izy dia
cutie oe:
tsy any le tiako fantarina


# Mikasika ny hoe tsy misy mahafantatra hoe rahoviana dia
cuite teo hoe:
za nga manontany we rahovina izy no ho tonga
24. cutie ( 17/08/2006 16:47)
refa tsy hanazava njy tsy miteny :lol:
25. pissoa ( 17/08/2006 16:49)
Ka njy tsy te hahafantatra sy tsy nanontany koa :lol:
26. cutie ( 17/08/2006 16:50)
izy rehetra wa tsy misy azoko
fa azavao tsikelikely :lol:
27. pissoa ( 17/08/2006 16:50)
Hainjy ve ny dikan'ny hoe ho avy? :-D
28. cutie ( 17/08/2006 16:51)
ie
de ahona :roll:
29. pissoa ( 17/08/2006 16:53)
Dia hainjy ve ny dikan'ny hoe tsy misy mahafantatra hoe rahoviana?
=))
30. cutie ( 17/08/2006 16:55)
haiko
de aza tapa-tsinay e :-D
Fa ara-bakiteny daholo reo, fa le hevitra fonosiny no tiako fantarina:lol:
31. pissoa ( 17/08/2006 17:00)
Ka tsy misy sarin-teny ireo ka! :-D
32. cutie ( 17/08/2006 17:01)
zany a
tsy mitovy hevitra isika zany fa aleo hijanona:-D
33. pissoa ( 17/08/2006 17:03)
=))=))=))=))=))
34. cutie ( 17/08/2006 17:04)
mazotoa miambina an'le tsy fantatra :-D:-D:-D
35. pissoa ( 17/08/2006 17:06)
Njy ngah tsy hiambina fa hanao an'le
Amin'izay mijangajanga kely - dia mamono olona - dia mangalatra sns
:roll::roll::roll:
36. cutie ( 17/08/2006 17:07)
hors sujet :roll::roll::roll:
37. pissoa ( 17/08/2006 17:09)
Ito koa ka
cutie:

mazotoa miambina an'le tsy fantatra :-D:-D:-D
=))=))=))
38. cutie ( 17/08/2006 17:13)
non io tsy hors sujet
vakio njay ny syjet ery ambony :-D
39. pissoa ( 17/08/2006 17:16)
Vakio njy e :-D:-D:-D
40. cutie ( 17/08/2006 17:18)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 18-08-2006 04:06:05
Lohateny : Re : tsy hanam-potoama...
Njy ngah tsy hiambina fa hanao an'le

Voalaza teo :
Amin'izay mijangajanga kely - dia mamono olona - dia mangalatra sns

vakio de avy eo vakio ny nosoratan-jy :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0589