tsy hanam-potoama...
86. prime
(
07/09/2006 10:58)
cutie:dia mbola tsy vonona ihany ary ve nefa efa sady nanatona, nandray, mino Azy????:lol:
tsy vonona
90. prime
(
11/09/2006 13:31)
Tsotra be nefa...
Jesosy tia anao, ary tena tia fa tsy toy ny olona mety hivadika... tsy toa an'iza n'iza fa mihoatra lavitra ny fitiavany noho izay fitiavana efa hitanao hatr@ izay... Tsy ny handresy lahatra anao no fototr'izao lazaiko izao fa milaza aminao ny marina tanteraka... tena tian'i Jesosy ianao...
Dia te-hanandratra anao @ toerana sahaza efa nomaniny ho anao Izy ka izay ilay hoe raha efa nanatona, nandray, mino Azy dia inona ihany no mbola tsy mahavonona? Ny hoe vonona anie tsy miteny hoe ndao hanao relijiozy e... fa ianao @ mahaianao anao izao no tian'Andriamanitra fa tsy hoe mivadiha manao an'itsy na izao na tsy fantatro...:wink:

91. cutie
(
11/09/2006 20:58)
tsy haiko ry prime a :lol::lol::lol::lol:
sarotra ny manazava azy, sady za tsy mahay manoratra :-D