tsy hanam-potoama...

41. pissoa ( 17/08/2006 17:22)
Vakion-jy hoa :-D:-D:-D
42. cutie ( 17/08/2006 17:23)
za efa namaky efa ela ary hitako fa tsy hors sujet ny ahy :lol:
43. pissoa ( 17/08/2006 17:26)
zany a
tsy mitovy hevitra isika zany fa aleo hijanona:-D
44. cutie ( 17/08/2006 17:27)
:-D:-D:-D:-D
45. pissoa ( 17/08/2006 17:30)
=))
46. Fiffi ( 17/08/2006 18:06)
Tsotra ny fanazavana ry cutie an! de zao :

Ary avy any no hihaviany indray hitsara ny velona sy ny maty.

Ho avy Izy fa tsy misy mahafantatra hoe rahoviana fa de ny fivavahana sy ny finoana no hampitombona hatrany !

Izany hoe mbola ho avy ny Tompo hitsara ny velona sy ny maty indray andro any fa tokony ho vonona fotsiny ny olombelona satria tsy misy mahafantatra hoe rahoviana Jesoa no ho avy fa de vonona isika ! hampitombona fotsiny ny fivavahana , ny finoana eo am-piandrasana ny Fihavian'ny Tompo satria ho avy izy!
47. cutie ( 17/08/2006 18:12)
zany an :lol::lol::lol::lol:
48. Fiffi ( 17/08/2006 19:42)
49. Achia ( 17/08/2006 21:54)
ary cutie ngamba tsy mino ny fiaviny ka sa ? tsy haiko kalongany a ! sao tezitra eo :°)
50. mbelotavao ( 18/08/2006 03:24)
cutie>>Vakio 1Tes 4:13-18
51. cutie ( 18/08/2006 20:26)
mbelotavo manin tsy lazainao eto fa ahoan raha tsy misy azoko ny voasoratra any :lol::lol::lol:
52. pissoa ( 18/08/2006 20:40)
Dia mba ataovy teny tsy gasy azafady raha mety :lol::lol::lol:
53. cutie ( 18/08/2006 20:44)
ataovy @teny tsy gasy hono:-D:-D:-D:-D:-D:-D
54. Achia ( 19/08/2006 20:11)
esorindry zalahy eo nge ny volombavanao ry pissoa e :-D
55. prime ( 21/08/2006 12:34)
io indray cutie an... mitady hivaona foana ny resaka...:roll:
56. cutie ( 25/08/2006 20:10)
prime
just shut up:twisted:
57. prime ( 28/08/2006 08:46)
Sady tsy ho azon'i cutie mihitsy ity resaka ity no tsy mety atoro hamaky "textes" ianao no tsy hiomana mihitsy raha izao firesakao izao, en tout cas ianao ihany io...:wink:
58. cutie ( 28/08/2006 10:23)
tsy azoko ry prime fa in tsara ny lazainao:-D:-D:-D:-D
59. prime ( 28/08/2006 10:37)
Ho avy Jesosy eny @ rahon'ny lanitra, hamonjy ny mpino ary hitsara rahateo ny olona rehetra ka hampiakatra ny azy ary hanary ny tsy azy... Dia vonona ve ianao? izay no lazain'i LD any ambony any eeee.... Hatreo aloha ary azonao sa tsia hoe vonona ny hanatri-tava an'i Jesosy ve ianao?
60. cutie ( 28/08/2006 10:59)
tsy vonona :-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0566