rakaroka

1. diamondra27 ( 17/08/2006 08:26)
mba te-hanoratra ho an'i rakaroka manokana aho fa misy teny tiako ho lazaina anao fa tsy tiako lazaina en public le any @ finoana sy fivavahana

azonao atao ve ny mametraka hafatra ho ahy mba ahazoako manoratra any aminao?

de miala tsiny aho raha nataoko eto ity antso ity satria tena important amiko le resaka ataoko aminao tokony ho fantatrao.
novalian'i Fiffi ny 17/09/2006 13:54
2. xxx ( 17/08/2006 08:49)
fa maninn no tonga de tsy anoratana izy e !
3. papounette ( 17/08/2006 09:15)
Ka raha vô eto ange ry diamondra27 de tsy maintsy voasarika hamaky zay asehonao eto.
Maninn raha manontany ny mailny enao de tsy ho public araka ny ilainao azy ny zavatra holazainao.
Mba conseil kely fotsn iny ny ahy.
4. Fiffi ( 17/08/2006 09:35)
diamondra27:
azonao atao ve ny mametraka hafatra ho ahy mba ahazoako manoratra any aminao?
fa maninona no tsy tondé handefasana hafatra izy ? sa ve hoe mety tsy vakiny na valiany ?
diamondra: hihihih de inona akia no hafatra halefany any @ dry ? heu...angamba hoe "ity zah " hihihi


5. diamondra27 ( 17/08/2006 09:47)
xxx: ka tsy misy azo hanoratana azy ange e! tsy misoratra ato @ serasera le olona nefa resaka ambadika le izy

papounette: ka izay no anontaniako azy koa

tsy azonareo ve le size e!

rakaroka de nanao size sy mamaly dinika ao @ fivavahana sy finoana, de mba misy torohevitra tiako hatao azy fa tsy aseho public, fa tsy hita ny momba azy , donc voatery eto aho no mangataka ny momba azy
hoe: mandefasa hafatra any amiko mba ahazoako miresaka aminy manokana fa tsy misy moyen za hanoratana any aminy, farafaharatsiny fenoiny ny momba azy de samy any @ hafatra manokana any izahay no miresaka fa tsy voatery hoe: mila mail izany aho akory
6. diamondra27 ( 17/08/2006 09:50)
fiffi: njy an!:wink:

resaka serieux ny atao aminy fa tsy hoe: ity za izany ka! resaka fivavahana ny marimarina kokoa

raha mba afaka fenoiny toy ny namana rehetra ny momba azy de afaka manoratra any aminy aho fa tsy misy , jereo ange e!

raha tsy izany ve de hanao io antso io 'za fa nareo koa

:oops::oops:

de mbola mamerina ny fialantsiny ihany fa tsy nisy moyen azo atao raha tsy izao.
7. prime ( 17/08/2006 10:09)
Mazotoa ary e...:)
8. diamondra27 ( 17/08/2006 10:11)
ie misaotra prime a!

:-*:-*:-*
9. prime ( 17/08/2006 10:17)
:-*
10. Fiffi ( 17/08/2006 10:47)
diamondra: :):-*:-*:-*
11. prime ( 17/08/2006 11:06)
rakaroka angamba lasa :miam:
12. diamondra27 ( 17/08/2006 11:15)
ié: mety lasa izy na mbola manomana hevitra
ary prime ngah mba mamaky hafatra ihany indraindray?;-):-D:-D
13. kelly13 ( 17/08/2006 11:18)
diamondra27>lolll lasa nanomana hevitra any ampanaovana vacances ngamba i rakaroka. et araka io ps-ny io d tena mbola nikarokaroka b ngamba lery!!
rakaroka kosa ranga mba mivoa tao fa inn ary ty!!!!!!:wink::-P:-D
14. diamondra27 ( 17/08/2006 11:21)
kelly: njy koa tena :-D:-D:-D

wéééé


iny njay no tsy hitako hoy le jamba
vao teo izy no teo koa! vacances ahoana?

15. Fiffi ( 17/08/2006 13:20)
hihihihi vakansy miheritreritra angamba :-D
16. kelly13 ( 17/08/2006 14:05)
diamondra27>taiza hono? hum! sa.... lasa niafina?
:-w :-w :-w :-w
17. bmw307 ( 17/08/2006 14:22)
to reko any dilambato hono izy diamsa fana tsy mbola renao anga. nande nanao tafika masina
ary tsy hiverina intso fa efa voatafika tanikoa anie e!hihihihihi "ilay bmw tsy de matanjaka avy araka ilay voalaza fa antony tsara mihintsy:*
18. diamondra27 ( 17/08/2006 14:27)
bmw: anjay kosany tsy mino an'izany za, vao teo izy anikeo maraina :*
19. Fiffi ( 17/08/2006 19:55)
hummmm ! misy :* vao2 zany an! :):-D:-D:-D
20. diamondra27 ( 18/08/2006 08:36)
fiffi::-$:-D:-D:-D

coucou rakaroka nandalo tatsy ambadika fa tsy namaly antso!:cry::cry::cry::cry::cry:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6077