Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
boubounezy ( 22/08/2006 19:04)
gasy minatolana
ra ty minatolana ve za dé wé otrany tôtô? indray ariva mantsy za inviteny président ny association 1 antillaise zay za zany membre tao. dé itako fa tsy tsara mintsy ny fitondrana anah tao.nefa @... tohiny
dailynews ( 22/08/2006 15:03)
fianarana informatika any fianarantsoa
misy neveu keliko izay te hianatra informatika any fianarantsoa ....ho anareo mahafanatra ny olona izay tafavoaka tao na mahalala ny fianarana ao inona ny hevitrareo ? nahita olona mantsy aho teto a... tohiny
novalian'i dailynews ny 23/08/2006 22:56
saho ( 22/08/2006 13:27)
Ho an'hery
Ary toa tsy mitombona ny ora malagasy ao @ dinika serasera politika. Somary diniho kely fa tsy mandeha @ ora tena izy ny ora misy ao @ dinika serasera politika e!... tohiny
novalian'i hery ny 22/08/2006 14:01
diamondra27 ( 22/08/2006 12:43)
tandremo virus sur tél
io njay zany ny virus vaovao fa tanjemo an,mampitandrina sy manazava ny tokony hatao io site io fa tsy le virus akory http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278895 vaika: surtout ho anao e... tohiny
hery ( 22/08/2006 07:17)
Te handray nefa tsy te hizara
Dia hovelabelarina indray ve? Toetra mpahazo antsika rehetra io tsinona... samy voa sy samy mamely daholo :-) Ohatra fotsiny. Sarobabay izay voa aza tezitra :-) Te ho top bizou... kanefa matity b... tohiny
malalatinasoa ( 22/08/2006 04:49)
ny tsikinao mameno ny fo
Misy hira izay, henoko indray mandeha tany dago, dia tao @ radiovazogasy koa, fa tsy mety haiko ny mpihira azy sy ny titreny., ary ny tonony. Sao afaka manampy ahy ianareo? Misaotra betsaka :) Ohat... tohiny
pissoa ( 21/08/2006 17:26)
Lalovanao
Salam Raha mba misy mahay ny tonon'ity hira ity - sy ny mpihira - azy dia mba lazao ahy :oops: [i]Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia Lalovanao - ... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/09/2006 08:28
majesty ( 21/08/2006 15:30)
Tokony ho efa 2009 ntsika izao!
Mba fantatrareo ve fa tara 3taona ntsika eo amin'ny fanisana andro izany hoe raha ny tokony ho izy dia efa 2009 ntsika zao satria ny antony dia izao,efa feno 3taona teo ho eo jesosy araka ny tantara v... tohiny
novalian'i prime ny 11/09/2006 14:40
havanan ( 21/08/2006 15:15)
Fanamarihana kely
Manahoana daholo, Misy mihevitra ny olona sasany eto fa hoe mpanaraka isan'andro ny resaka eto @ forum angamba ny rehetra na koa mihevitra fa afaka ny hanketo isan'andro ny reehtra na koa angaha ohat... tohiny
novalian'i vale ny 30/08/2006 21:27
miantra ( 21/08/2006 15:10)
compteur de vitesse en panne
Miarahaba ny rehetra! Saika mba hanontany aho ry reto hoe: dangereux ve ny compteur de vitesse en panne? (ankoatran'ny riSQUE RADAR) Mbola azo tarihina mandram-pody any antrano(800 km eo ho eo) ... tohiny
ravatorano ( 21/08/2006 14:47)
tena mahagaga ity voalaza ato ity zay niseho anio
POLITIQUE [b]Election présidentielle Menace des natifs des cinq provinces Les projets de perturbation de l’élection présidentielle se font jour. Le soi-disant groupe des natifs des cinq pr... tohiny
diamondra27 ( 21/08/2006 14:36)
tandremo hono e!
jereo ity nahazo andrazazavavy fa mampalahelo ka de aza manaonao foana re, aza mamoha ny fitiavana raha tsy efa fotoany fa mampalahelo ny toy izao http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278902... tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:07
prime ( 21/08/2006 13:23)
Ny sambatra ao amin'Andriamanitra
[quote][b]Matio 5:3-12[/b[i]]"[b]3[/b] Sambatra ny malahelo am-panahy;... [b]4[/b] Sambatra ny ory;... [b]5[/b] Sambatra ny malemy fanahy;... [b]6[/b] Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana;... tohiny
novalian'i prime ny 02/11/2006 09:35
ferrari ( 21/08/2006 12:53)
fisahorana
hafatry maina dia faly nymiharahaba atsika rehetra indray ny tenako koa dia mamerina ny fisahorana taterakaanizay rehetra nanotronany fety izay nataoteto paris ny 19 aout teo dia fisahorana mihavoh... tohiny
novalian'i mbaliana ny 20/10/2006 12:46
diamondra27 ( 21/08/2006 12:06)
de ahoana ihany e!
tsy ho hay intsony izany ny antony atao devant ordinateur fa manjary lazain'ny sasany hoe: tsy manankatao raha vao ela be eto? inona no tokony hatao : asiana pointage angamba rehefa tsy hita le ... tohiny
dasy ( 21/08/2006 11:49)
resultat bac tana
misy mahalala ny site mety hahitana ny resultat bac eo tana ve , misaotra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/08/2006 12:07
nolalaina ( 21/08/2006 10:56)
Aleo ihany mandé @ fahazavana!!
Aleo asina teny gasy ihany eny anelanelany fa sô dé alazan'i Bedada eo ndray!! :x Un couple est marié depuis 20 ans.... Nandritra ny 20 tôna novadiny :°) , chaque fois qu'ils font l... tohiny
novalian'i kala ny 05/09/2006 15:05
boubounezy ( 21/08/2006 09:38)
GASY MPAMONO OULL
:(maninn no lasa bé mpamono oull be any dago? mampalaeolo, fa za nanana namana vô nisy namono teny ankatso teny 4mois lasa teo zay pour 60 000 000 nefa oull tsara fanah bé io namako io dé notapahi... tohiny
novalian'i prime ny 24/08/2006 11:29
papounette ( 21/08/2006 09:27)
Matahotra mankany @ Dentiste
:{Matahotra mankany @ Dentiste zà rireto a,Marina e!tena efa mila ho faty ny aretinnify de lôzako mihinanana fnfd fotsn de calme nefa ange ny dadako dentiste e!:-o:-o:-oFa izy az... tohiny
novalian'i mimich ny 20/09/2006 06:46
tarizao ( 21/08/2006 07:46)
jeux suis nous veaux qu'a bas mis t'as dit n'a mana vas ou
:D, salut daholo an, mba te hiresaka amina zatovo tahaka ahy aho. tsy maninona na lahy na vavy. mba hifampizarana traikefa sy vaovao :wink: :-*... tohiny
novalian'i Sahoby17 ny 17/10/2006 10:26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6856