tandremo hono e!

1. diamondra27 ( 21/08/2006 14:36)
jereo ity nahazo andrazazavavy fa mampalahelo ka de aza manaonao foana re, aza mamoha ny fitiavana raha tsy efa fotoany fa mampalahelo ny toy izao

http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278902
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:07
2. kelly13 ( 21/08/2006 14:53)
be tokou alou ny toky fitaka azo eto @ internet e, ka raha vao tsy mahay mandalina d eo ny tranony! ny efa hitako alou d sipa iray zay ni tchat tao @ wa..... (tsy haiko raha azoko soratana) d nahita lhl tao d nankany antranony hay le rangà ty oul avy any @ asile, mihinana cachetons bien bien balezes. ny nampalahelo t@ le zava-nitranga d lasa nizara ny fianakaviany noho io lhl io! sa tena mafy zany tsy mahita bandy ry reto? zay le mahatonga ahy miteny hoe "tano ny azo fa sarotra ny mila"!:)
3. Fiffi ( 21/08/2006 16:12)
fa inona le hoe olona mahay zavatra ?
4. diamondra27 ( 22/08/2006 03:18)
kelly:misaotra anao nanome havitra

ny virtuel raha mihaona réel dia tokony tsy handeha irery ary any @ place public no anaovana azy fa tsy toerana fermé na rue tsy be mpandalo, fa sendra ny olona pervers sy io lazain'i kelly13 io vao tsy hita izay atao.
Farafaharatsiny mba misy olona mahafantatra hoe: hihaona @ ilay olona ianao ka sao misy manjo anao dia mba au moins misy mahalala hoe: sao de....

Mitandrema e! tsy ny lhl ihany no mpanao izao fa misy koa ny vehivavy mi-viol lehilahy

:-*:-*
5. kelly13 ( 22/08/2006 07:58)
ms misy kou ny cas tena mande ny eo @ virtuel no nanombohany ka! et tena happy end le izy! fa rare ny cas ôtran'izany! nisy reportage t@ la 3 sa la 6 fa le sipa mendimendy sy maika b lôtra d nifemaka b le bandy, nampimé nampalahelo indray le sipa aveo.
bien sur, mi existe ny cas hoe vhv mi viole lhl ka! donc mila mitandrina dol na lahy na vavy e
bisous nareo d bon mardi dol :-*
6. malalatinasoa ( 22/08/2006 08:04)
aleo face a face ihany ka :wink:. Manahirana be ilay mifampitady @ virtuel :D
7. prime ( 22/08/2006 12:36)
fiffi> manao gris kely dia maka ody mba hihoarana ny hafa ka hahazoana tombony... mamadika andro sy vintana e...
8. Fiffi ( 22/08/2006 16:23)
mba grave koh zany an! mba mampalahelo kosa aloha le vhv an! indrisy fa inona moa n o tsy vita rehefa tena ohatra hoe mafy ny manjoa ?
9. rivodoza ( 22/08/2006 17:43)
aleo ihany mitandrina sy manao sondage vao miroso satria tena be ihany ny psychopathe mikendry izay malemy fanahy fotsiny. Aza hitako izany rekaky o!
10. Fiffi ( 22/08/2006 18:03)
iny rivodoza fa nandalo :)fa marina ny anao an!
11. dongadonga ( 22/08/2006 18:31)
:?::?:
12. Herimiafina ( 22/08/2006 19:37)
Ny ahy retsy toa tsy mila virtuellement akory dia efa be ny mpanafitohina klé.

cad, na par net na directa, misy foana ny tsy valahara! :-w
13. Zina ( 22/08/2006 21:09)
Ka ilay fahoriana any Dago ko anie no tena mampanosika an'ny tanora hanao an'io mihitsy e.. Tena mampalahelo mihitsy..
14. Herimiafina ( 22/08/2006 21:11)
Tsy ny fahoriana kosa angamba fa ny tsy fahaiza-mionona e! :roll:
15. diamondra27 ( 23/08/2006 00:00)
zay aloha de marina e! misy foana ny tsy valahara fa le virtuel risk be
16. Herimiafina ( 23/08/2006 00:05)
Tsy midika izany hoe refa virtuel dia risika dolidoly kosa e!:roll:
Eto anie tsy misy fandriana ka hoe voany aho dai lasa iny nipitsika fa rehefa mbola tsy nisy fifanenana reel afaka mbola miala foana e! :roll:
17. prime ( 23/08/2006 07:50)
HM:
Eto anie tsy misy fandriana ka hoe voany aho dai lasa iny nipitsika fa rehefa mbola tsy nisy fifanenana reel afaka mbola miala foana e!
:-D:-D:-D
18. kelly13 ( 23/08/2006 11:49)
ary ny nareo lhl v mba marary fo b sy menatra refa tenenin'ny vhv hoe "iny bandy iny ankia efa voako d nipitsiako a"? hihii
19. Herimiafina ( 23/08/2006 12:07)
Mety tena nahararay fo be sy menatra mihintsy izahay lhl retsy ry kelly raha ohatra ka betsaka ny sipa mitady ka mahatonga anay mampifilafila indray fa tsy le hoe mamba sipa loatra dai ampifilafilain'ny sipa. :-D
20. diamondra27 ( 23/08/2006 12:15)
HM: fa aiza no misy fandriana?:-D:-D:-D
iza njay no nampifilafilainao tany?:-w:-w

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1703