tandremo hono e!

61. prime ( 20/09/2006 12:06)
resany mafy2?... :lol:
62. diamondra27 ( 20/09/2006 12:59)
:lol:
63. joachimichael ( 02/10/2006 23:12)
salut daholy ho anareo sipa eto a france na any amin ny tany afa ny hevitro dia simple manaiky an ilay hevita éry ambony aho hoe ilaina ny namana ok satria ny hevitry ny maro mahataka davitra,fa raha vady no resahina dia izao amiko izany anjara mahita ka na tavaratra na maizina ka rehefa iny no voatedry dia zay. fa izaho mantsy izao bandy manana sipa namana tavaratr aho efa roa taona izahay no nifankahalala ary mba tiako izy saingy tsy anjara.satria betsaka ny coutume tsy micorrespondre.fa ity no tena izy nareo sipa gasy aza milingilingy trop amin ny vady vazaha fa tsy mety amin ny coutume atsiaka ireny satria raha tsy hoe angaha enao teraka teto zay vao manaiky aho exp ny vazaha tsy mila coller amin ny famille rehefa manambady nefa isika plus manambady plus tsy misara mianakavy ka izay no maha tonga ny fisaraha apres satria isika tian tsika foana ny famille antsika betsaka ary maro tsy voa tanisa fa asak asakareo fa ny ahy dia gasy ihany na efa ho 15ans ary aho no teto satria ny gasy no afaka hifanakalozana hevitra durable ao amin ny fanambadiana.fa inareo sipa gasy faly kosa aho raha sipasipa fotsiny no atao amin ny vazaha zay fa dia amin ny manaraka important be mihintsy izant teniko izany ka dia tazomy sao mahasoa
64. Fiffi ( 03/10/2006 10:29)
joachimichael:
fa ity no tena izy nareo sipa gasy aza milingilingy trop amin ny vady vazaha fa tsy mety amin ny coutume atsiaka ireny satria raha tsy hoe angaha enao teraka teto zay vao manaiky aho
tsy mitovy kosa le resaka coutume eh! ny anao tavaratra zany tena zavatra hafa be mihintsy mihoatran'ny vazaha !


65. diamondra27 ( 04/10/2006 08:20)
joachimichael: misy fahamarinany ny voalazanao saingy tsy azo atao anaty panier iray daholo ny olona fa arakaraka ny vintana sy anjaranao io.
Misy ny vazah efa vonona ny hiaina @ mahagasy antsika, mi-intéresser @ culture sy coutume dia manaja izany , na dia sakafo gasy aza dia izy mihitsy no mahandro ao antrano fa tsy le vady gasy.
Tokony fantarina tsara fotsiny hoe: iza ity olona iarahako ity , de vita ny ady, mialamina ny tokatrano.
Raha sendra le vazah te- hanambady gasy satria hoe: ny gasy mahantra sy tsara fanahy , mety manao soumise ny vhv gasy sns... dia iny no ratsy.Izany hoe: fantany dieny miakoha ny hanaovana anao fa tsy tena fitiavana ka rehefa tsy manaiky ianao dia misaraka izany.
66. Fiffi ( 04/10/2006 15:20)
izay indrindra hoa ! tsy hatao même panier daholo ny rehetra!
67. ninih ( 06/10/2006 09:11)
marina daolo izany retra izany fa tokony ahay andanjalanja sy handinika tsara refa ao anatin'io fitiavana io kah.
68. Fiffi ( 07/10/2006 08:53)
sarotra io fitiavana io an!
69. ninih ( 11/10/2006 13:28)
fita ko!
70. diamondra27 ( 11/10/2006 13:36)
ninih: de raha diso lanja ilay izy de ahoana, ianao anefa nihevitra fa marina ilay hevitrao.(fomba fiteny io fa tsy miteny ny fihevitri-ndry za an!)
71. prime ( 12/10/2006 09:29)
d anesorana kely le misôty lanja...:°):-P:-D:-D
72. Fiffi ( 12/10/2006 17:09)
tsy hatao même panier daholo ny rehetra! sa tsy zany ry prime ? :wink:
73. ninih ( 16/10/2006 12:55)
tsy atao lanjam-bolamena kosa na izany aza e!
74. diamondra27 ( 17/10/2006 08:49)
ninih: fa?
75. ninih ( 19/10/2006 15:48)
diam: fa asina tolérance!
76. prime ( 25/10/2006 14:42)
fiffi> ie tsy atao anaty panie iray...
ninih> henjana ny mametra ny tolérance an... sa ahoana o'zy enao?:lol:
77. Fiffi ( 27/10/2006 16:41)
prime: efa azoko tsara io lesona io akia an! :):*:*
78. prime ( 31/10/2006 14:07)
Fiffi> Tsara d tsara raha efa azonao...:-*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7913