tandremo hono e!

41. Angie ( 30/08/2006 12:11)

Za alou zareo dia tena tsy nieritreritra ny haka vaza fa dia tena taraiky teo, fa misaotra ny Tompo fa tena nahazo ny tsara.

Mila mitandrina mihintsy alou na virtoaly na realy surtout @ lay olona maahy mampireaska trop ireny.

Fa na izany aza ny tena namana dia tena ilaina eo @ fiainana amiko.
42. prime ( 30/08/2006 12:51)
43. Fiffi ( 30/08/2006 14:36)
prime:
Fiffi> rehefa tena tia, d izay ilay reflexes hitandrina izay tena ambany d ambany...:(
nga tsy hitandrina ambony de ambony ? :wink::-D:*


44. prime ( 31/08/2006 14:31)
Rehefa tena tia tena tia, tsy mahatsiaro tena intsony indray2 hoe efa tsy ao intsony izy izany, mibaradaka mihits, ka na ny hiteny hoe "tiako ianao" aza tena sarotra d sarotra... :):*
45. Fiffi ( 31/08/2006 15:01)
hummm...nefa teny tsotra kely sady feno fitiavana an!
46. prime ( 04/09/2006 11:37)
Fa tena sarotra... marina anie izany e...
47. Fiffi ( 05/09/2006 05:30)
ny ahy ny zavatra tsy azoko fotsiny de zao: nahoana raha vao hoe vhv gasy mitady vady vazaha de lazaina hoe ny tanjona de ratsy foana ?
48. prime ( 05/09/2006 11:40)
Tsy mitombina mihitsy izany fa izay ilay manana préjugé @ zavatra tsy fantatra...:wink: ny vazaha koa anie olombelona ohatry ny rehetra e... :)
49. Fiffi ( 08/09/2006 12:43)
marina aloha zany an!
50. diamondra27 ( 08/09/2006 15:18)
ary ny lhl manambady vazah zany ahoana, na rosiana na tavaratra
51. Fiffi ( 08/09/2006 16:11)
olombelona koh ry zareo koh!
52. prime ( 12/09/2006 12:13)
sady ny tavaratra sy ny rosiana hono toa tena passionée b mihits an... ho'zy le namako zay...:lol:
53. Fiffi ( 12/09/2006 20:25)
zany an ?:)
54. diamondra27 ( 13/09/2006 11:06)
prime: hummm iza zany?;-);-)
55. prime ( 13/09/2006 11:40)
diams> enao an...:oops: he!he!he!
fiffi> koa izany hono koa, tsy haiko ny fahamarinany fa o'zy leiry hoe tsy ny tatsinanana ihany no tena passionnée fa ny tavaratra sy rosiana indrindra koa... nifanojo @ kôzin'i diams mihitsy e...:wink:
56. diamondra27 ( 13/09/2006 12:24)
ny tavaratra lhl aloha misy brut ary misy doux ihany koa e!
fa aleoko ny ahy namana satria @izay dia mba afaka miaro anah ry zareo sy ny bande-ny refa misy pb za


refa azo hono ny confiance andry zareo de tena toy ny anabaviny mitsy enao de tena arovany tanteraka

fa le cousin coisne ndray no tsy haiko?:-P
57. prime ( 15/09/2006 11:59)
:-D:-D
58. Fiffi ( 15/09/2006 19:27)
diamondra: hay ? zah akia matahotra tavaratra an!
59. diamondra27 ( 16/09/2006 07:20)
fiffi:misy izy ireo ange ry fiffi tena doux be mahafinaritra e!

za gaga mihitsy heveriko fa ça n'existe pas le oe tavaratra malemy fanahy fa refa sendrany ndry tena milay e!.
60. Fiffi ( 16/09/2006 09:14)
mino andry akia zah diamondra an! saingy tsy aiko akia fa mampatahotra ahy hoa izy ireny an! asa re ve le fomba firesany somary mafimafy iny no mahatonga an'zany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.77