Lalovanao

1. pissoa ( 21/08/2006 17:26)
Salam

Raha mba misy mahay ny tonon'ity hira ity - sy ny mpihira - azy dia mba lazao ahy :oops:

Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia

Ref:
Tinay o - tinay o ianao raha mba eo
Tinay o - tinay o, mipetrapetraha.
...


(Enga anie mba ho marina ireo nosoratako ireo kle :oops::-D:-D:-D)

Misaotra o
novalian'i pissoa ny 06/09/2006 08:28
2. mandrindra ( 21/08/2006 17:53)
tsy hiran'i njila ve io?
toa mampatsiahy zava maro nefa tsy mety miverina tanteraka. toa somary mitsatotsatoka kely izay ny bankiran'izy io ô?
3. pissoa ( 21/08/2006 18:21)
Izaho koa mieritreritrah oe Njila - fa ozizy le namana iray hoe tsy izy ony dia tsy haiko zany na izy na tsia :oops::-D:-D:-D

Ie - mitsatotsatoka io hira io.
4. mandrindra ( 21/08/2006 18:23)
dia iza hono no mihara an'io raha tsy njila ?
5. pissoa ( 21/08/2006 18:34)
Tsy hainy koa ka :-D:-D:-D
6. mandrindra ( 21/08/2006 18:41)
tssssss, inn koa izany mandà nefa tsy manana sosokevitra izany. njila hoa no mihira an'io :lol:
7. pissoa ( 21/08/2006 18:52)
Dia mety ho hain'i mandrindra ary ve ny tonony e?

Efa miha-haiko ilay izy - fa mba ampio zah ze mahay an'io :oops:

1 - Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia

Ref:
Tinay o - tinay o ianao raha mba eo
Tinay o - tinay o, mipetrapetraha.
...

2 - [tsy haiko] ny andian-tantely
Higoka ireo mamy sy ireo voninkazo 'zay natolony anao.

3 - Miantsoantso anao - miantsoantso - miantsoantso anao ikala [tsy haiko]
[tsy haiko] nefa tsisy mamaly.
8. mandrindra ( 21/08/2006 18:56)
tny feony tsy mety miverina fa lasa tsy nitahitra lalala lalala lalala foana an'io zao no nataoko. tena efa saturé ny diska dur e:wink:
9. dadasy ( 21/08/2006 19:38)
tena tiako io hira io fa tsy haiko na ny feony na ny tonony :oops:
10. pissoa ( 22/08/2006 06:33)
dadasy, efa hay amizay ve le hira? :-D
mandrindra, aza atao lalala intsony :-D

Ataovy eto ny tonony rehefa hainareo tsara an :oops::-D:-D:-D
11. hery ( 22/08/2006 08:03)
tena efa henoko tao @ RVG io. Angamba tsy Njila no mihira azy fa manao an'ilay feo somary mivareraka ireny. (ohatran'ny Tarika Tarika ohatra)
12. belahasa ( 22/08/2006 11:20)
mivareraka marina :-D:-D:-D
13. eisy ( 22/08/2006 11:20)
Raondraonanao ny andian-tantely.....
Miantsoantso anao Ikala Tôtôkafo(kakafotra izany e!)
Tôtôka tetsy, tôtôka tatsy nefa tsisy namaly...
Tinay ô....

Ireo ilay tonony tsy ampy teo amin'i pissoa
Hiran'i Ratsé efa taloha be niaraka tamin'ny za moahendry sy ny avy iny oranana iny, Kômandimandio sofera ô.......
Tadidinareo tokoa ve ireny e, saingy za tamin'izany mbola kely 7 taona angamba.
14. sylvain ( 22/08/2006 12:04)
Pissoa,ry tarika TSIAKORAKA no mihira anio,tsara aloha lé hira é!Tarika anisany efa talohaloha ihany ry zareo reo,t@ taona 80 tany,fa mbola mihira ry zareo @ zao.
15. pissoa ( 22/08/2006 12:15)
Weeeee - melsiii daholo nareo rehetra :-*:-*:-*

Ito zany le hira notadiaviko :-D:-D:-D

1 - Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia

Ref:
Tinay o - tinay o ianao raha mba eo
Tinay o - tinay o, mipetrapetraha.

2 - Raondraonanao ny andian-tantely
Higoka ireo mamy sy ireo voninkazo 'zay natolony anao.

3 - Miantsoantso anao - miantsoantso - miantsoantso anao ikala Tôtôkafo
Tôtôka tetsy, tôtôka tatsy, nefa tsisy mamaly.

Tsiakoraka
16. pissoa ( 22/08/2006 12:17)
Hery - mivareraka mihitsy! hihihi :-D:-D:-D

Ooops - ary ny lohanteniny kay fa hadiniko ny nanontany azy teo? :oops::-D:-D:-D
17. mandrindra ( 22/08/2006 13:31)
pissoaaaako, ampidiro atsy io e:-D:-D
18. pissoa ( 22/08/2006 13:34)
mandrindrakoooooo - mbola miandry ny lohanteny ka :-D:-D:-D
19. mandrindra ( 22/08/2006 13:35)
sady ianao indray ve no ampianrina mampiditra:wink::-D:-D
20. pissoa ( 22/08/2006 13:43)
Aleo marina mba ataonao fa ianao mbola tsy hitako nampiditra tononkira tao :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1029