Lalovanao
22. pissoa
(
22/08/2006 14:11)
mandrindrakoooo - mampiditra an'io ve dia mila ampianarina? :-D:-D:-D
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&asa=add
http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&asa=add
23. mandrindra
(
22/08/2006 14:27)
efa nojereko teo fa tsy haiko ka mbola mila mieritreritra aho:wink::-D:-D
24. ralos
(
22/08/2006 14:47)
Tsy tsiakoraka izany no mihira an'io fa TSELONINA ry pissoa ah!
Ny lohateniny indray dia "Lalovanao".
Ampidiro amin'izay ary izatsy izy.
Ny lohateniny indray dia "Lalovanao".
Ampidiro amin'izay ary izatsy izy.
25. pissoa
(
22/08/2006 15:02)
Tselonina zany an! Melsiii ralos :-*
Aleo ary fa ataoko ao amin'ny tononkira amizay e :-*:-D:-D:-D
Aleo ary fa ataoko ao amin'ny tononkira amizay e :-*:-D:-D:-D
32. xxx
(
23/08/2006 04:55)
marina ny voalazan'i ralos fa i tselonina tokoa no mihira io ary i Mireille no niara-nihira taminy io hira io. Tsara le hira ka.
33. eisy
(
23/08/2006 08:27)
Tselonina io e!
ary nareo sao de manana ny tononkiran'ny tsiakoraka hoe mandehana iny fa za tsy mahita mihintsy
ary nareo sao de manana ny tononkiran'ny tsiakoraka hoe mandehana iny fa za tsy mahita mihintsy
34. mandrindra
(
23/08/2006 11:40)
pissoa, efa nolalaovako tao fa ao ilay izy e :-D:-D
eisy, izaho koa mba mitady tonokiran'i tsiakoraka ary indrindra hirandry zalahy ireo fa tsy manana
eisy, izaho koa mba mitady tonokiran'i tsiakoraka ary indrindra hirandry zalahy ireo fa tsy manana
35. pissoa
(
23/08/2006 11:54)
Efa tselonina no nataoko tao amin'ny tononkira ka! Misaotra anareo rehetra.
Eisy - sao azo asiana tonony kely eto mba hahafantarana ilay hira :)
mandrindra, nolalovanao? :-D:-D:-D
Eisy - sao azo asiana tonony kely eto mba hahafantarana ilay hira :)
mandrindra, nolalovanao? :-D:-D:-D
36. bibilax
(
23/08/2006 13:13)
tsy tsialonina iznay no mihira anio fa LOLO SY NY TARINY za manana album anio CD fa io mpihira io no mihira azy e ok
37. mandrindra
(
23/08/2006 19:08)
pissoa, ie nolalovako satria nohamariniko :wink: dia niantsoantso anao aho avy eo :-D:-D:-D
40. pissoa
(
23/08/2006 19:41)
Hihihi - aiza koa no hahaizanao na mody tsy mandre na tena tsy mandre :roll::-D:-D:-D
