Lalovanao

41. Herimiafina ( 23/08/2006 20:14)
Mba meo ekoutera any hoe fa zah konkou mba te handre an'i pissoa mihira izany! :roll::^)
42. pissoa ( 23/08/2006 20:17)
Misambora cockroach dia henoy ny feony fa mitovitovy am'izay henonao ao ny feoko :roll::-D:-D:-D
43. mandrindra ( 23/08/2006 20:45)
pissoa, ka inao mamaly nefa milaza tsy mandre :-D:-D:-D
44. pissoa ( 24/08/2006 15:43)
Ka zah nge tia namana be dia valiako foana na tsy henoko aza e =))
45. mandrindra ( 25/08/2006 10:10)
izany moa izy io :-*
46. eisy ( 29/08/2006 11:45)
bibilax tselonina io ry akama... nisy fotoana fotsiny ry Lôlô no niaraka nihira tammin'i Tselonina sy Johnny rafrà fa hiran'i tselonina mihintsy io ka!

pissoa le izy misy hoe
Mandehena .... aza miherika intsony
mandehana ka tsenao
ny lalanao no zory

fa le izy fony mbola tsekoraka nitambatra niaraka tamin'i Setra ry lerony manko izao tô efa nizara roa de misy hoe Tsekoraka de ny iray tsy tadidiko
47. pissoa ( 30/08/2006 20:25)
Tena tsy haiko ny hira tadiavin'i eisy :oops:
48. hery ( 05/09/2006 12:19)
Mandeha ao amin'ny RVG io Lalovanao io.

Fa ny ao dia hoe Mpihira: Fara, Lohateny: Miantso

Tsy haiko na tokony hovaina http://radiovazogasy.com/?rub=radio%2Fplaylist&karoka=miantso
49. pissoa ( 06/09/2006 08:28)
Izay vo hitako ...

Misaotra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073