fianarana informatika any fianarantsoa
1. dailynews
(
22/08/2006 15:03)
misy neveu keliko izay te hianatra informatika any fianarantsoa ....ho anareo mahafanatra ny olona izay tafavoaka tao na mahalala ny fianarana ao inona ny hevitrareo ?
nahita olona mantsy aho teto amin ny serasera efa ela be tokoa izay nilaza fa toa theorie be fotsiny hono ny ao ary ny pratika kely satria dia tena hiadivana ny ordinatera dia tsy ampy ny fahalalana ny tokony ho izy..moa raha teo hoy izy t@ izay hoe ny teknolojia mihazakazaka be anefa ny fammpianarana izay azondry zareo tsy mifanaraka amin izay ka..ahoana ry reto ? ianareo izay mahalala

répondu par dailynews le 23/08/2006 22:56
2. dailynews
(
22/08/2006 15:06)
ny tiako lazaina amin'ilay hoe inona ny hevitareo dia hoe inona ny hevitrareo amin 'io sampana informatika ao fianarantsoa io
3. booboo
(
22/08/2006 15:09)
ao @ ENI ve ? zaho mahalala olona maromaro ihany nivoaka avy tao.
Hihihihihihi, efa nivoatra beeeeeeeee tsy araka t@ andron'ny namanao " t@ ela be tokoa " intsony ny ao izao.
Avo lenta ny raha tovozina ao. Tsy fantatro raha efa mandeha ny site-dreo na tsia ?

4. Fiffi
(
22/08/2006 15:34)
mety koa ange hoe tondé mianatra via PC eh! mba mahita ny base aloha an! ohatra zao ity an! http://www.informatiquepourtous.com/formation/windows/index.php
5. atmos
(
22/08/2006 15:45)
Tsy rehefa mahay mi-installer logiciel na hoe mahay mampiasa Word sy Excel akory no atao hoe informaticien fa lalina noho izany. Raha ametrahako fanontaniana ianareo hoe ahoana no fomba andefasana ny message any @ cable de tél., ahoana ny fandefasana fichier any @ ireny @ routeur ireny? dia ahoana ny fandefasana donnée @ ireny internet sans fil ireny, zany no zavatra ianarana @ informatique fa tsy ny fanovana fond d,écran sns...
Mirary soa e... tsara io ENI any fianarantsoa io ka, betsaka ny olona fantatro nivoaka tao ary tafita daholo.

6. hery
(
22/08/2006 16:04)
Ny ENI dia Ecole Supérieure tahaka ny ES rehetra. Misy namana vitsivitsy ato amin'ny serasera nivoaka avy ao. Ny moyens nampiasaina tsy haiko na tsara na ratsy fa io koa tsinona miankina amin'ny fahafahanao mampiasa sy miaina azy.
Tamin'ny 95 sy 96 tany (10 taona lasa) dia nitaraina ry zalahy hoe mbola tara be satria tsy mifanaraka amin'ny programa amin'ny tany hafa ny programa atao. (Ry zalahy ohatra tamin'izany mbola ni-turbo pascal sy ni-Qbasic mou sa nanin).
Fa taty aoriana kosa dia toa hoe nivoatra be... ary afaka mitaha amin'ny avy any ivelany.
Ry zalahy vao nivoaka avy ao no mety afaka hanome fanazavana misimisy kokoa.

7. Herimiafina
(
22/08/2006 19:40)
dailynews:
misy neveu keliko izay te hianatra informatika any fianarantsoa ....ho anareo mahafanatra ny olona izay tafavoaka tao na mahalala ny fianarana ao inona ny hevitrareo ?
nahita olona mantsy aho teto amin ny serasera efa ela be tokoa izay nilaza fa toa theorie be fotsiny hono ny ao ary ny pratika kely satria dia tena hiadivana ny ordinatera dia tsy ampy ny fahalalana ny tokony ho izy..moa raha teo hoy izy t@ izay hoe ny teknolojia mihazakazaka be anefa ny fammpianarana izay azondry zareo tsy mifanaraka amin izay ka..ahoana ry reto ? ianareo izay mahalala
Favy retsy ny ENI an! Ary io tsy misy resaka hoe à jour na tsy à jour izany. Aza afangaro ny mpampiasa ordinateur tsotra sy ny nianatra ny momba izany.
Toy ny fiara ihany, misy ny natao hahay mecanika, misy ny natao hitondra fotsiny.
Ary na mandeha mafy tahaka ny inona aza ny fivoarana, ny langage machine mitovy foana ihany. :wink:
8. jefra
(
23/08/2006 08:04)
Te hanamarika aho fa raha 5 taona ny fianarana ao, dia misy fizarana roa samihafa be fa tsy toy ny ecole d'ingeniorat fahita:
-Roa taona voalohany: Fianarana teknika/pratika. Io no fiofanana ataon'ny afaka bac tafiditra ao. Teknisianina afaka tonga d miasa ny mahavita an'ireo roa taona ireo.
-Telo taona farany: Izay mahafaka ny concours hidirana 3eme annee no manao an'io. Fianarana mila base mathematika betsaka. Ny ankizy nahavita 2 taona MP/PC no be dia be tafiditra. Ireo 3 taona farany ireo no TENA etudes d'ingeniorat.

9. zah
(
23/08/2006 14:26)
Asaivo mikarakara ny concouors izy fa toa ny mois d'octobre no fanomanana izany. Hafa tokoa ny ao izao fa tsy toy ny taloha ka! mba asaivo manoratra eto izay efa lasa lavitra hatrany ampitan-dranomasina any fa efa bobaka be sady tsara toerana daholo. Ny mpampianatra misy eo ampamaranana ny HDR any Frantsa any ny sasany. Vao haingana zah no niresaka tamina namana izay niteny fa niaiky ny INFORMATICIEN Gasy ENI ny mpampiasa azy izay avy any @ faritra manodidina an'i Indonesie sy Philippine iny ka raha mihitatra @ firenena hafa hono ny asany dia GASY no halefa any.
10. Herimiafina
(
23/08/2006 17:09)
Nizara roa izy io taloha:
-Analyste programmeur.
-Maintenance Informatika,
fa asa raha mbola izay ihany leitsy ry zalahy klé? :^)

11. dailynews
(
23/08/2006 22:56)
misaotra anareo izay namaly fa raha mbola misy manana hevitra dia ampidiro ihany.