tandremo virus sur tél

1. diamondra27 ( 22/08/2006 12:43)
io njay zany ny virus vaovao fa tanjemo an,mampitandrina sy manazava ny tokony hatao io site io fa tsy le virus akory

http://www.wanadoo.mg/factu.php?articleId=278895


vaika: surtout ho anao efa voan'ilay trojan, lol

2. diamondra27 ( 22/08/2006 12:45)
tanjemo i xallan sy mi-composer #90 sy #09

erantany io fa tsy dago fotsiny an!
3. Vaika ( 22/08/2006 13:48)
diams : voaray 5/5 ankia a !;-)
4. Fiffi ( 22/08/2006 16:20)
misaotra akia diamondra an! :-*:-*:-*
5. ds ( 22/08/2006 22:36)
hummm...Mitady anely hoax koa ny Gazetiko izany.
Vakio ato

sy/na

ato
6. cathy ( 22/08/2006 23:18)

diams ,ds : misaotra eh :-*:*
7. pissoulove ( 23/08/2006 06:27)
misaotra nampahalala fa zà zao efa maty phone iray, s^r fa virius mihitsy no nahafty azy
8. booboo ( 23/08/2006 06:32)
pissoulove > tsy novakianao angaha io nalefan'i ds io ?
9. dd ( 23/08/2006 07:54)
tsy nazava t@ i pissoulove ngamba lay izy e!
i Gazetiko nitondra io hafany ao io dia tena voan'ny fampielezam-baovao tsy marina, izy indray izany no mampiely vaovao diso, araka ny voalaza eo @ tondro napetrak'i ds.

arak'izany dia tsy io resaka io mihitsy no nahafaty ny findainao ry pissoulove, raha tsy hoe angaha diso indray ny lazan'ireo tondro mikasika ity resaka ity!

ds: dia tena loza tokoa ty nahavoa an'i Gazetiko zany an! fa taiza loatra ary izy no naka ny loharanon-keviny io ...
10. Fanja1 ( 23/08/2006 08:23)
http://www.secuser.com/alertes/2004/cabir.htm
11. diamondra27 ( 23/08/2006 10:34)
ds: merci fa tena manohana ny hevitra ianao ary manampy

cathy, fiffi: tsisy fisaorana:-*

pissoulove: diniho tsara aloha an! sao de oe: za njay no responsable @izany eo, nefa za aza mba mampitandrina, de avereno vakiana tokoa sao de voa eo njay ny tél -nao vaovao?

booboo: marina mitsy zany:-*

dd: tsy nazava taminy tokoa angamba

fanja1: m'si koa:-*:-*

12. diamondra27 ( 23/08/2006 10:37)
fanja: de nniampy 1 njay koa zany le ery ambony ery?

Hummmmmm, soa ihany fa teo njy nampilaza
13. andry08 ( 23/08/2006 11:59)
Hitandrina izany izahay fa ny ahy portable daholo na ny fixe sy ny sisa, misaotra
14. diamondra27 ( 24/08/2006 06:42)
andry: f'angah ny fixe ahazoana virus zany?
15. ds ( 24/08/2006 10:38)
diamondra27:

ds: merci fa tena manohana ny hevitra ianao ary manampy

cathy, fiffi: tsisy fisaorana:-*

pissoulove: diniho tsara aloha an! sao de oe: za njay no responsable @izany eo, nefa za aza mba mampitandrina, de avereno vakiana tokoa sao de voa eo njay ny tél -nao vaovao?

booboo: marina mitsy zany:-*

dd: tsy nazava taminy tokoa angamba

fanja1: m'si koa:-*:-*



[hevitra mivaona]
Ny joba ihany no omen'i diamondra27 bizzz.
Ny kofa anefa mba miandry tsoda koa :)

16. diamondra27 ( 25/08/2006 08:20)
ds: ary mahay mandinika mihitsy 'ty ds 'ty an!

eo aza e! :-*:-*:-*:-*:-*:-*

tandremo sao de misy virus ny bizzz eo de manjary manome ny sasany:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1887