Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
miafina ( 12/08/2006 07:07)
Mitady zaza malagasy eto frantsa, miteny gasy
Miarahaba anareo rehetra. Izahay dia monina eto frantsa, manan-janaka roa miteny gasy daholo, ary mitady zaza malagasy miteny gasy mba hifanerasera @ izy ireo. Zaza malagasy tadiavina : 4 ka h@ 10 ta... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/10/2006 07:44
Fiffi ( 12/08/2006 06:21)
Ratsirahonana sy Ravalomanana.
Horaisiko ny andraikitra fa nihaino aho ka nandre”, hoy ny filohan'ny antoko Avi Norbert Lala Ratsirahonana, omaly, taorian'ny fangatahan'ireo mpikambana maro azy ho filohan'ny repoblika. Vita ny ... tohiny
novalian'i prime ny 12/10/2006 14:13
cutie ( 11/08/2006 19:59)
Njakatiana
Misy hiran'i Nakatiana zay tsy haiko ny titre fa raha misy mahay ny tonony nareo de mba alefaso eto . Misy ohtr'zao le izy : Raha tena an'ialahy tokoa ilay kala iny Ary raha nahatezitra an'ialah... tohiny
novalian'i cutie ny 28/08/2006 20:24
betay78 ( 11/08/2006 19:55)
ahoana izany?
tena tsy nahita tory aho dia aleoko miresaka @ialahy isaly eto.izao ry zalahy a efa ho 15 taona izao no nipetrahanay taty,hatramin'izay dia tsy mbola niaraka t@sipa gasy mihintsy aho ,en plus ny vadi... tohiny
novalian'i nambina ny 18/09/2006 18:36
colar ( 11/08/2006 18:33)
rome tsikera sy sosokevitra
otran we vinonkazo daol no natolotra ,misaotra anareo rehetra ,fa mba teneno eto daol njay kosa zay mba indro kely sy zay mba sosokevitra avy aminareo hanatsarana ny ho avy,misotraooooooooooooooooo... tohiny
novalian'i fijo ny 22/08/2006 20:29
allain78 ( 11/08/2006 18:29)
Voahirana an' i Ratsimbazafy
Miarahaba an'i Rehetra mba mitady document vhs na cd an'i Voahirana fa tsy mba mety mahita mihintsy.Misy afaka manampy ahy ve ny amin'io.Mpihira ankafiziko loatra mantsy izy io.Misaotra mialoha.:P... tohiny
lemenakely ( 11/08/2006 14:30)
Ny artista sy ny pseudo ?
Angamba tsy vitsy amintsika no mahalàla fa ireny artiste ireny matetika dia tsy tena anarany ireny entiny iantsoana azy ireny fa anarana nofidiany fotsiny ihany mbà ahalalàn'ny olona azy sur scéne... tohiny
novalian'i Tanjaka ny 01/04/2019 11:43
bonaventure ( 11/08/2006 14:20)
divorce
Hono hoa ry reto a, dia maharitra amantaona ve ny valiny divorce vao manomboka. izany hoe nisy aloha ilay fampodiana efa ho heritaona izay tsy fantatro intsony hoe aiza no tohiny,divorce francais io a... tohiny
novalian'i fijo ny 28/09/2006 21:59
kiali ( 11/08/2006 13:21)
mitady spons @ filatsahana ho filoha @ dec
hanao fampisehona striptizy zah ry reto ba hitadiavako vola hilatsahako prezida @ dec an! misy vidipidirana le iz de ho ataotsika ao @ gymnazy mahamasina fa ahona ny heritreritrao zay hanohana an'ah @... tohiny
novalian'i kala ny 05/09/2006 15:22
kiali ( 11/08/2006 13:06)
poety nisy nandefa de omeko an'ny sipa rehetra eto @ seraser
miala tsiny fa @ teny frantsay le iz ohh EH OUI, DIRE QUE TOUT CELA EST VRAI MAIS ON NE S'EN SOUVIENT PAS TOUJOURS AU MOMENT OU L'ON EN A PLUS BESOIN... Quelqu'un t'aime À lire lentement... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/08/2006 07:49
razandnir ( 11/08/2006 12:56)
Mahaleo rivotra
Raha ny resaka hira no lazaina dia anisan'ny mpakafy ny tarika mahaleo ny tenanay ary tena tia tokoa,misy hira atao hoe rivotra nosoratan'i Raoul , manana ny vanimpotoanany io hira io ary mbola manan-... tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2006 16:29
hery ( 11/08/2006 12:50)
Handalo fanamboarana ny serasera
Somary lava kokoa noho ny niheverana azy ny fanamboarana. Fiffi> tsy mitovy ny ora amin'ny serveur anakiroa :-) [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i Jessimi ny 31/08/2006 14:35
harijia ( 11/08/2006 11:11)
manontany fa tanavo e
Salut dôly ze mety ho akamako!Mbo atoroy an'itony kôzy tony moa ny tenanay fa tena mpanavao !Ahoana le oe m'chat (ny fanaovana azy d iza avy no te hiresaka amiko?Tsy vazivazy io ry namana fa tena ma... tohiny
novalian'i arson ny 17/08/2006 06:47
cmbolatiana ( 11/08/2006 10:06)
sipa voadona
Salut daholo, tsy sanatria akory aho ka soe sipa voadona fa mba mitady ilay tononkira hoe "sipa voadona" iny kaiamba ilay izy fa nohirain'i Lôla sy Hery tamin'ny spéctacle voalohany nataon'i Lôla t... tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/08/2006 16:46
pitchounette ( 11/08/2006 09:17)
lecteur cd tsy mandeha
Salama daholo ve! Ny olako izany dia momban'ny lecteur cd, mety tsy dia tena resaka inforatika loatra nefa momba ireny high tec ireny ihany. Ny lecteur cd amin'ny minichaine anay izany tsy namaky ... tohiny
lika ( 11/08/2006 09:06)
ho antsika manolotra tononkira
dia faly miarahaba antsika rehetra eto @serasera tononkira malagasy , ny zavatra voamariko dia ny ankabeazan'ny tononkira omentsika dia diso , na tsy ampy; ka hoy aho hoe tsy aleo ve hamarinina tsara ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:10
dadabe ( 11/08/2006 08:58)
sao dia efa tsy rariny kosa e
fanahy iniko nampiditra dinika vaovao androany ary napetrako tao @ hatsikana sy lalao , nampitondraiko ny lohateny hoe :manandrana fotsiny aho a" dia gaga aho fa nanjavona ilay dinika nataoko :roll: ... tohiny
novalian'i prime ny 22/08/2006 12:32
diamondra27 ( 11/08/2006 06:33)
effectis
mba lasa ny fisainako hoe: mety ho eo @ firy eo ny isan'ny diaspora gasy eto france kay ze mahalala de ny eto eropa ihany koa tahaka izany m'si ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:13
diamondra27 ( 11/08/2006 06:18)
artista eto frantsa
nahare izaho hoe: misy artista gasy hono mipetraka eto france, petite groupe sy ny sisa. Mba azonareo lazaina eto ve izay groupe fantatrareo sy ny momba azy raha azo atao misaotra mialoha... tohiny
novalian'i xxx ny 14/09/2006 09:57
lemenakely ( 10/08/2006 19:06)
Lunettes déshabilleuse tena misy tokoa ve?
Asa izay efa nahita ny filmn'i JAMES BOND 007 :" le monde ne suffit pas". Misy ilay gadget, ilay solomaso iny dia rehefa anaovana dia hita miboridana ny olona. Tsy mbola nanana confirmation aloha aho... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.795