artista eto frantsa

1. diamondra27 ( 11/08/2006 06:18)
nahare izaho hoe: misy artista gasy hono mipetraka eto france, petite groupe sy ny sisa.
Mba azonareo lazaina eto ve izay groupe fantatrareo sy ny momba azy raha azo atao

misaotra mialoha
novalian'i xxx ny 14/09/2006 09:57
2. Fiffi ( 11/08/2006 06:50)
Rossy zao no mba fantatro hoe aty!
3. diamondra27 ( 11/08/2006 06:57)
ié za koa aloha nahalala an'iny e! de iza koa no fatanjy akia
4. boubounezy ( 11/08/2006 08:54)
misy mpihira vô nisondrotra mpanao hira rnb kia ao paris ao diaondra27 sady tsara dôly ny hirany fa hojereko ny anarany tarika de omeko anjy, ao @ gasy ka manja tao kou naitako sariny zareo efa t@ 2tona lasa io ngamba na tsy ampy.
5. JMR ( 11/08/2006 10:47)
jereo ity takelaka ity : hanta.free.fr . Takelakan'ny tarika Hanta izay mivoy ny kanto gasy (hira, dihy, angano).
6. diamondra27 ( 11/08/2006 11:12)
JMR: misaotra anao:-*:-*
7. lemenakely ( 11/08/2006 14:49)
diamondra27:

nahare izaho hoe: misy artista gasy hono mipetraka eto france, petite groupe sy ny sisa.
Mba azonareo lazaina eto ve izay groupe fantatrareo sy ny momba azy raha azo atao

misaotra mialoha



-FENOAMBY
-MBOLATIANA(ex MAXI)
-HARLY RAJAOBELINA
-ANNICK,SANDY,HELY(ex DILLIE)
-NONO
-JUSTIN VALIHA
-RAKOTO
-ERIC MANANA

ireo aloha no fantatro sy sur fa asa izay mahalàla hafa
8. diamondra27 ( 11/08/2006 20:03)
lemenakely: m'ci e:-*:-*:-*
ary lemenakely ngah tsy artista
9. Fiffi ( 12/08/2006 04:43)
lalao Rabeson
10. hery ( 12/08/2006 05:11)
Ao amin'ny radiovazogasy.com ahitana artistes vao misondrotra vitsivitsy ao Frantsa. Misy mantsy ry zareo mifandray amin'ny radiovazogasy mba hanaparitahana ny hirany.

Jobily Weber http://jobilyweber.free.fr/
Mano http://ranamana.skyblog.com/
Hery J. http://radiovazogasy.com/?rub=news/news&newsid=n44cc1a0060847

Ny sisa dia azonareo tadiavina ao amin'ny radiovazogasy.com

Raha misy artista vao misondrotra maniry ny ho fantatra amin'ny alalan'ny internet dia afaka mifandray koa amin'ny radiovazogasy.com
11. boubounezy ( 12/08/2006 10:43)
ho avy ary za e!^:^^:^^:^=D=D=D
12. diamondra27 ( 12/08/2006 16:33)
bbnz: bonne chance e!
hoy fasaly izay: raha tsy manana revy de tsy ho tanteraka mihitsy ny tanjona fa ny azy ze zavatra reveny rehetra de tanteraka avokoa.
De mba manaova tahaka an'i fasaly akia a!
13. Fiffi ( 12/08/2006 19:32)
ary i Hery eto @ sera2 ? :-D
14. diamondra27 ( 13/08/2006 08:36)
hery akia any italie de tsy mety a!
15. Fiffi ( 13/08/2006 10:18)
hay tokoa moh ! :-D
16. diamondra27 ( 15/08/2006 17:45)
fa afaka manatrika fety izy atao invité d'honneur:wink:
17. Fiffi ( 16/08/2006 07:42)
hummm! de anadao hanao fetyzany de hatao invité d'honneur izy de hatao surprise ! :)
18. xxx ( 16/08/2006 14:40)
TSY FANTATRAREO VE I JONNY R'AFA?
19. Fiffi ( 17/08/2006 05:28)
zah aloha tsy mahafantatra an!
20. fiderana ( 12/09/2006 08:59)
tsy manana ambara aho satria tsy fantaro na marina na tsia hoe any i LALATIANA , fa i Njila koa angamba mba any raha tsy diso ny tenako.:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.0792