rome tsikera sy sosokevitra

1. colar ( 11/08/2006 18:33)
otran we vinonkazo daol no natolotra ,misaotra anareo rehetra ,fa mba teneno eto daol njay kosa zay mba indro kely sy zay mba sosokevitra avy aminareo hanatsarana ny ho avy,misotraooooooooooooooooo
novalian'i fijo ny 22/08/2006 20:29
2. cutie ( 11/08/2006 18:35)
tsy tany ka tsy mahita tsikera:-D
3. colar ( 11/08/2006 18:37)
ny ana alo zao de tena reraka zay 3 lahy nande tongotra hatrany am lac e,tokony tsy hisy ntsony ny otran reny fa alamina tsara,zao ralay nanjary nidongy tsy nilomano,hihihiihihih,oka zoky aaaa,mifona e,
4. colar ( 11/08/2006 18:38)
mila mitady toerana ahafahana mivazavaza mihira tsara ko fa tena le eto am ville to tena tssssssss
5. Fiffi ( 11/08/2006 19:11)
hummmmm ! de aleo aloha hanaraka eto ny zavatra niseho tany fa tena liana be hahafantatra zah an! :D
6. fasaly ( 11/08/2006 20:00)
zà mou zany tany fa ny tokony mba hatsaraina am manaraka de izaho mitsy no mila mianatra tonokira fa tsy mahay mivazo, refrain fotrony ny haiko de lalalaalala!:roll::-D:-D de mila mihaino radio vazogasy foana kalou amzay miara miavazoam colar :wink::-D
7. fijo ( 11/08/2006 20:12)
de mitovy izany tsika sy ndry.za koa tsy mahay mihira mihintsy,na dia tia hira aza
8. fasaly ( 11/08/2006 20:17)
fijo: de mila mianatra mihira zany tsika oviana ny cours intensif :wink::-D:-D
9. fasaly ( 11/08/2006 20:21)
hummm! fa lay vazon'i colar ilay nihiran'ambondrona iny kosa aloha tena nahalasalasa ahy mitsy e!
otsan'ny hoe i kix mitsy no enoko teo anoloako teo :P
fa de nangataka bis ny tenanay fa tsy nahazo:cry::cry::cry::-D:-Dmerci colar an!:-*:-*
10. cathy ( 12/08/2006 00:50)
colar
tena tsy nisy nahay ilay hirany volana kou zay no tsikera fa akoatarn izay milay be :)
11. fijo ( 12/08/2006 03:18)
fasaly an,rehefa tsy mahazo bis de mangataha biz fa sura fa azo io
12. mbaliana ( 12/08/2006 04:48)
fasaly omeko ny mp3 ny hiran'ambondrona ve?nanonofy an'ambondrona mihitsy ve akia njy ny alina hay mbola mitohy hatramin'zao =))=))
13. fasaly ( 12/08/2006 04:54)
mbaliana: ka zà manana vcd bdb an'i ambondrona fa lay moment teo ampenoina an'i colar nivazo an'ambondrona mitsy no nahalasa ahy e!:lol: tiko lotra mantsy aky:-D:-D:-D:-D hummmm! tsara feo izy ka tena tafavoakany lay hira tena i kix no teo anoloako tamin"'iny:-D:-D:-D:-D

fijo: ary marina zany.....tsy tao antsaiko zany sinon efa nahazo ny bzou be i colar:wink:
14. fasaly ( 12/08/2006 04:56)
mbaliana: sady zay njay i ambondrona no nanokafan'i colar ny soirée tsika hummmm! merci colar an!:-*:-*:-*:-D
15. mbaliana ( 12/08/2006 05:00)
fasaly hay ve njy ao ee... zao njy vao bizou colar tssss...hmmm nefa izy ary nampirevy be anjy tamin'ny vazony...:-D:-D
16. mbaliana ( 12/08/2006 05:01)
fasaly mianjy an'le izy aho e
17. fasaly ( 12/08/2006 05:39)
mbaliana efa lasa any aminjy e! alefako ato kou ve lay saritsika dimy nanao bikini e!:wink::-D
18. colar ( 12/08/2006 05:47)
misaotra betsaka am vonikazo fa ra miverina aty njy de averiko im polo mintsy ry fasaly iny vazo iny a,tiko b ko mantsy izy iny,ihihhihihih
19. Ralay ( 12/08/2006 06:32)
Colar: tongava elà aty @ tanàna de resaka grapa njay ny fihaonana @ io :-$ fa iny no tsy ampy teny amorondrano
20. Fiffi ( 12/08/2006 06:42)
fasaly: mba zarazarao eh! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4123