rome tsikera sy sosokevitra

21. fasaly ( 12/08/2006 06:49)
fijo: raha te hahazo vonikazo avyamiko na biz amiko de mila manao vazo kely e! hainjy ihany fa ambondrona lmazava ho azy:-D:-D:-D:-Dkay kay kay tsy taf ve fijo fa tsy mahay mivazo:-D:-D:-D
na tsy mahay aza rehefa mahalasa any fotsiny d'efa mahazo vonikazo beuhhh!:wink:


mbaliana: ka i colar ange mandalo kely fotsiny otran'ny tselatra tam fiaonnana e! sinon nomeko izy fa tsy niaraka tamitsika foana:wink:
22. mbaliana ( 12/08/2006 15:50)
grappa anga ry ralay... nefa taty amiko le izy :lol::lol:
fasaly efa azoko akia le sary anjana... fa le sarintsika 5 aleo ho antsika ihany kaa...misy ho torana tampoka rery eo eo am-pijerena azy =))=))
fiffi aleo ho anay rery ihany ka..:oops::oops:
23. fasaly ( 12/08/2006 15:59)
fiffi: raha sariko rery tsy maninona nomeko anjy tsisy olana fa misy ankizy hafa efa bavy de mila accord aminjareo:wink: tsy azoko kou anie ny olana ry mbaliana fa tena hummmm dool nareo kou maninona aza:wink::-D:-D:-D
24. mbaliana ( 12/08/2006 16:01)
fasaly hihhiihih tadiavinjy aonjana aiza njay ny sarintsika 5?:-D:-D:-D
25. fasaly ( 12/08/2006 16:05)
:-D:-D:-D:-Daonjana any amy fiffi hono:^):^):^):^):^):^)alaivo sary antsaina moramora ao ry fiffi a!:-D:-D:-D
26. booboo ( 12/08/2006 17:10)
euh...tsara kokoa raha asiana sary maromaro kokoa :°).
27. fasaly ( 12/08/2006 17:41)
miady varotsa beuh booboo an!:wink::°):°):°)
28. booboo ( 12/08/2006 17:49)
:°)iéééé ....na tsisy fantatro aza oe iza aby ny @ ilay sary hihihihihihihihihi
29. mbaliana ( 12/08/2006 17:49)
hihhiih fasaly lasa malaza tampoka eo tsika 5... aoka ihany kaa.. femo foana ny e-maila tsika ---=))=))
30. Fiffi ( 13/08/2006 15:29)
mbaliana: eka ouz :)
31. Ralay ( 13/08/2006 16:07)
mangidy: Njy tsy niteny fa nafenin'i mbaliana le grapa de fay daholo ny kofy :lol:
32. mangidy ( 13/08/2006 17:26)
re fasaly:njy tsy mamoa varavarana mintsy nefa za efa misika fona:Dtena hummm be daholo le sary teny @plage fa le mpanasa sary aza nangataka adresse lollvao noskaneko de alefako any @deba e!! de izy no manamparitaka sa ahoana ozizy njy!!!bisou

ralay: sady nisotro ihany anie izahay e!! de nahamenatra raha le kely ambiny no lazaiko anareo,zany no naha tara lava any sy mbaliana fona hahaha! chuttt fa sao bediny eo.
:-*:*
33. mangidy ( 13/08/2006 18:59)
re
tena tsy naharaka kely fa mijapy e!!! aleo klou ijery sary hummmm

mbaliana: tena drodroka foana akia atramizao an! rahampitso za vao miditra miasa de tonde karakaraiko le sary e!!!

fasaly:melsy akia efa maika ery aho hijery hummmm raha misy maka fone de ahoana sa tonde de adresse mintsy omena azy lolll

colar: melsy t@le vazo milay e!!! mbola atao milay be @manaraka!!

ralay hummm inn njay zany kozy grapa izany, zay ko mba omeo e!!! loll
:*:-*
34. Fiffi ( 13/08/2006 19:15)
:-D kay nisy nisotro inona aloha ? :-D
35. fasaly ( 14/08/2006 03:58)
mangidy,ferrari, cathy: alefako ato ihany lay sary e!
i mbaliana efa tsy nahandry ny andro atalata de efa azony doly ny sary tsika taty amiko:wink::-D:-D:-D

alefaso mailaka aky fa tsy andriko lay tena sary mangidy a! zà mantsy tsy de nanao sary firy:?
i cathy kou mbo alefaso aky eeeee!:wink::-*
36. mbaliana ( 14/08/2006 04:49)
fiffi grappe akia...:-D:-D
ralay aza manao alehelo-na grapa eee... nareo tsy manome an'le joba miitsy refa mahazo koa.ze azonay aloha dia tsy omenay ee....:-D:-D:-D
mangidy za koa mba omeo direct amin'le sary e :-D:-D
37. Ralay ( 14/08/2006 05:15)
Efa nafoinay ho anareo iny fa izahay sy colar efa natsaka tao atsimotrano e :-D
38. Fiffi ( 14/08/2006 05:28)
te-hahita an'le sary koh eh!:)
39. Fiffi ( 14/08/2006 05:37)
hummm! Ralay: tsy ratsy kosa an! :wink::-D:-D
40. mbaliana ( 14/08/2006 05:41)
fasaly hihiihi... ho azao sabotsy ve andrasana talata ... tsy misy ny fiovana...
mangidy & cathy mainjy an'le taeny amoron-jano akia...
fiffi & boboo tongava akia amin'ny manaraka aaa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6969