rome tsikera sy sosokevitra

41. mamzelkely ( 14/08/2006 06:48)
ny tsikerako zao de tokony nihira mafimafy colar de henonay hatraty dago zany feon'i kix zany :-D:-D
42. diamondra27 ( 14/08/2006 07:25)
za tsy tany fa ny tsikera de 'zao: ataovy mialoha ny annonce fa zahay ve nama tsy naheno raha tsy efa taty aoriana efa akaiky le dates vao hoe: misy an'izao sy izao.
De norevena manja teo le izy, manaraka sary sns...

Mba ataovy toy ny annonce an'i Maina , de afaka manamboatra progany tsara @izay, ny azy tena lasa aloha be ny annonce =D=D=D=D:-*:-*


43. fijo ( 15/08/2006 20:21)
ny tsikera dia hoe "aiza le sary e"
44. mangidy ( 15/08/2006 22:23)
:*re efa nalefako any @deba le sary fa de mahaiza mangataka any o!!!

mbaliana: andalo any antrano za anatitra lay izy e!! :-*:*
45. fasaly ( 16/08/2006 05:15)
fijo: k'fa we amby aty amiko de hasehoko dool mitry ny sary rehetra:wink::-D:-D:-$
46. fasaly ( 16/08/2006 05:19)
mangidy a! efa tafiditra ao antranoko njy e! efa ao antrano mitsy njy fa handramo dondomina njay e!:wink:efa nahazo autorisation:-D:-D:-D:-D andramo nge ky e!...
alefaso aky mou laysary mangidy a! alefaso mail e! tsy mahandry anzany tena sary zany aho, alefako anjy kou lay taty amiko wa! fa teo tsy afaka nandefa tovana ! milay be tsika dimy otran'ny miss:^):^):^):-D:-D lay teo amorondrano mou aky alefaso ato fotiny an!:wink::-*
47. mbaliana ( 16/08/2006 06:59)
aza adino fotriny aho ee... :-D:-D
fijo anga sary tsikera eee
48. mbaliana ( 16/08/2006 07:13)
fasaly hihihi le sika 5 ve... tsara le sary ka... misy miss be mihitsy kay ato amin'ny serasera ato hummm
49. mangidy ( 16/08/2006 09:39)
:Dfasaly: mbola miasa akia za de tsy afaka mandefa azy fa rariva todne omany ny tsaky fa ho avy aho andombaravarana hitondra hasambarana loll sady hummm be daholo isika 5vavy, fa naika tapaka lalandrivotra hono le mpanasa sary :D::*:
mbaliana: ny antsika 2 njay an!! naka adresse le mpanasa sary ka awon omena?ny ahy aloha le teo ampanjina no tena tiko e!! le mitsangana manjary mitovy @le tany anaty rano hahahahah sa awon ozizy njy?
:-*:*
50. mbaliana ( 16/08/2006 12:46)
mangidy inn tsara hoe ty lazainjy ... mianjy an'le sarintsika 2 sekret be za.. e zany izy sekret koa mpaka sary aiza zany ?:^):^)
51. fijo ( 16/08/2006 21:32)
kiiiiii izahay izany tsy mba ahita sary mihintsy le
52. Angie ( 17/08/2006 08:36)

Za kou zareo mba handefaso lay sary original fa le any @ deba efa lasa serasera doly kou. Lay teny @ rano aloha dia mbola tsy misy hitako e

Diamondra> @ manaraka atao aloha mihintsy fa dia aza manahy ho aloha loatra mihintsy aza.

Raha manao Fihaoanana Rome 2 aloha dia mois d'aout ihany no hitako fa tsara no mety betsaka no afaka.

53. mbaliana ( 17/08/2006 09:09)
Angie :lol::lol::lol:
54. fijo ( 17/08/2006 19:55)
saryyyyyyyyyyyy eeeeeeeeeeeeee
55. fasaly ( 18/08/2006 05:38)
hummmmm! palelo be i fijo zany ts mety mahita sary:?:-D:-D

saliii! angie zay njay vao hita an! fa angie kosa kalou en bikini kou tena hummmmm sexy be e!:wink::°):°) hevitra tsara marina lay hatao lavalava afaka manararaotra koukou ....
56. Angie ( 18/08/2006 05:47)

Za eto ihany fa mamaky ihany alou no tena milay. dia mijery an'i fijo mitady sary milay be hihihi ka efa misy aza ao kou nga elah tsy mahita?

fijo>@ fihaonana 2 dia efa miomana ary kou
57. fijo ( 18/08/2006 22:16)
angie ka za tsy ampy ahy raha vao kelyle sary ko
58. mbaliana ( 19/08/2006 06:42)
fijo tsy ampy inn?:{:{
59. Angie ( 20/08/2006 06:05)

Fijo> zay ange no ataoko we mba tongava ihany refa misy fihaoanana, aza matahotra fa tsy misy mikitika virja ange e :-D
:-*
60. papounette ( 22/08/2006 14:40)
fasaly:

fijo: de mila mianatra mihira zany tsika oviana ny cours intensif :wink::-D:-D

Manaova cahier de chants aky a.De mba manaraka aniny.Zay ny fanaonay refa manao fety de samy manatabava mihira daholo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3413