Lunettes déshabilleuse tena misy tokoa ve?
1. lemenakely
(
10/08/2006 19:06)
Asa izay efa nahita ny filmn'i JAMES BOND 007 :" le monde ne suffit pas". Misy ilay gadget, ilay solomaso iny dia rehefa anaovana dia hita miboridana ny olona.
Tsy mbola nanana confirmation aloha aho hoe tena miéxiste tokoa iny gadget iny! fa mety hahafinaritra raha misy iny koah hi hi hi ! ...
Tsy mbola nanana confirmation aloha aho hoe tena miéxiste tokoa iny gadget iny! fa mety hahafinaritra raha misy iny koah hi hi hi ! ...
novalian'i lemenakely ny 29/09/2006 18:08
2. miangalyandria
(
10/08/2006 19:14)
hihihi raha ny bandy no manana mety tsy dia maninona fa eritrereto anie ry lemenakely hoe i miangalyandria izany manana an'io dia hitany daholo ny anatomien'ny bandy rehetra !!!! aleo tsy tohizako fa sao dia ... :-D:-D
3. Fiffi
(
10/08/2006 19:31)
tena mi-existe io an! fa tsy natao an'ny olona rehetra zay te-hanana azy ! sa top-secret ! :-D:-D:-D
6. jentilisa
(
11/08/2006 04:15)
tahatahaka ny misy fa tsy amin'ny endriny itadiavantsika azy! ilay hoe misy fitaovam-piadiana ve any amin'ity olona ity ihany no tena miasa aminy!
7. miangalyandria
(
11/08/2006 04:36)
hihihi aleo mihitsy izay ry jentilisa, amin'izay mba mahasoa kokoa ilay solomaso sa ahoana hoy ianareo :-D
8. Fiffi
(
11/08/2006 05:52)
cutie: tena marina akia io an! tena misy mihintsy ireny fa tsy natao ho an'ny be sy ny maro !
ireny no hampihasaina rehefa misy fikarohana na fisavana momba ny terroriste ireny ! @ zao fotoana zao de eny @ aéroport no tena hampiasana azy fa misy bomba likida manko ho hentin'ny mpanao ratsy de tsy voa-detecté-ny laser rehefa mandalo @ io ny olona ! de io no hampihasaina! Ny olona mitondra an'ireny karazana bomba likida ireny tsy maneno le rehefa mi-passer an'le rayon de nampiana an'io solomaso io!

9. cutie
(
11/08/2006 18:41)
Mpandefa : miangalyandria [ Valio ] 11-08-2006 09:36:58
Lohateny : Re : Lunettes déshabilleuse tena misy tokoa ve?
hihihi aleo mihitsy izay ry jentilisa, amin'izay mba mahasoa kokoa ilay solomaso sa ahoana hoy ianareo
ie:-D:-D:-D:-D
10. Herimiafina
(
12/08/2006 16:50)
Fiffi:
tena mi-existe io an! fa tsy natao an'ny olona rehetra zay te-hanana azy ! sa top-secret ! :-D:-D:-D
Tena mi-exista io kah, fa tsy araka ny hiheverantsika azy tsy akory, tsy hoe miboridana ilay olona hita fa nudité virtuel no hita.
Misy mode anakiroa:
-visuel: hita maso direkta, tsy hita ny takona rehetra.
-misy mode virtuel: kisarisary avy amin'ny hafanana degager-n'ny vatana, dai mi-dessiner ny silhouette an'ilay olona toy ny tsy miakanjo.
-mode infra-rouge: mitovitovy ny virtuel ihany fa vision nocturene na amin,ny alina.
raha aty amerika avaratra aty dai amidy toy ny mivarotra kilalao izy ireny eo ho eo amin'ny US$400 eo ny vidiny! :wink:
11. Fiffi
(
14/08/2006 15:59)
Herimiafina:possible ! saingy tsy mitovy @ ireny ampiasain'ny brigady spéciale de détection d’explosifs ireny satria ny zavatra miseho ao ohatra hoe manao piercing @ fotra le olona hita avy hatrany mihavaka @ tenany rehetra lasa maintso fluo ny tenany io an! de ny ambiny lasa mena !
raha aty amerika avaratra aty dai amidy toy ny mivarotra kilalao izy ireny eo ho eo amin'ny US$400 eo ny vidiny! :wink:
12. Herimiafina
(
20/08/2006 21:29)
Lunette infra-rouge daholo irney kah, hijerevana vy na zavatra any amin'ny olona miakanjo, izay mihintsy ilay amidy ohatry ny anana aty aminay.
Aty mantsy ny fitaovan'ny miaramila azo varotana etsy sy ero ary magazay an'ny miaramila mihintsy no mivarotra azy! :-D
Aty mantsy ny fitaovan'ny miaramila azo varotana etsy sy ero ary magazay an'ny miaramila mihintsy no mivarotra azy! :-D