divorce

1. bonaventure ( 11/08/2006 14:20)
Hono hoa ry reto a, dia maharitra amantaona ve ny valiny divorce vao manomboka. izany hoe nisy aloha ilay fampodiana efa ho heritaona izay tsy fantatro intsony hoe aiza no tohiny,divorce francais io an,miezaka ihany aho manoratra any @ tribunal fa sady tsy mivaly no tsy misy tohiny,ka inona no tokony hataoko ,ny avocat moa hanontaniana toa vola foana no nalainy isaky ny mankany aho ,ny ankizy @ io tsy hitako efa ho roa taona na adresse na telephone ka mba omeo sopapa ry reto an
novalian'i fijo ny 28/09/2006 21:59
2. Fiffi ( 11/08/2006 14:54)
heu....miankina @ le raison'le divorce hiany io ! misy hoe nisaraka fa tsy mifankatia intsony ohatra zany an! de io elaela vao mivaly , fa raha toa kosa ka misy ankizy na ady de toa aingana hiany ! Fa arakarakin'ny toerana misy anao koh ! Raha ohatra hoe toerana lehibe paris ohatra io an! tena faran'zay ela indrindra satria tsy maharaka ny mpitsara !
3. Vaika ( 11/08/2006 15:41)
Raha mifanaiky ny roa tonta dia iray volana dia vita fa raha tsy izany nôrma tsara mihintsy zany roa taona izany. Tediavo ny ankizy dia tonga dia asio fifanekena tsara amin'ilay ilany koa dia vita haingana sy tsy lany vola i toi e !
4. booboo ( 11/08/2006 18:07)
tsy afaka toriana angaha ilay ramatoa ? sa na ny misy aza moa tsy fantatra ? :/

5. Fiffi ( 11/08/2006 18:12)
le hoe efa 2 taoan kosa aloha toa .....:wink: satria raha vao vita ny fampodihana de rehefa negatif ny valiny de zay de vita !
6. fijo ( 11/08/2006 20:52)
rehefa tsy misy tohiny ny fampodiana ,dia efa midika izany ,fa miroso ny divorce.maharitra iray taona sy tapany eo io,raha haingana indrindra
7. booboo ( 12/08/2006 09:55)
8O elaaaaaaaa !
8. Mitah ( 12/08/2006 21:51)
bonaventure:

Hono hoa ry reto a, dia maharitra amantaona ve ny valiny divorce vao manomboka. izany hoe nisy aloha ilay fampodiana efa ho heritaona izay tsy fantatro intsony hoe aiza no tohiny,divorce francais io an,miezaka ihany aho manoratra any @ tribunal fa sady tsy mivaly no tsy misy tohiny,ka inona no tokony hataoko ,ny avocat moa hanontaniana toa vola foana no nalainy isaky ny mankany aho ,ny ankizy @ io tsy hitako efa ho roa taona na adresse na telephone ka mba omeo sopapa ry reto an


Ampidiro @ fikarohana olona @ internet ny anarany dia hita eo ny toerana misy azy sy ny phone raha toa ka olona ara-dalana misoratra @ phone book.Raha any france ianao dia ho hitanao mora foana izany raha manofa trano izy .Tsy maintsy enregistrer daholo ny olona izao.mahereza e!
9. Fiffi ( 13/08/2006 15:34)
tena mbola ela be zany an!
10. HESHA ( 21/08/2006 11:16)
tsy afaka manao avis de recherche ve am le zaza na mametraka requete am juge des enfants ?????????
ireny tsinona no tena mampalahelo fa sur fa mba malahelo anao kou izi zao
11. prime ( 25/08/2006 12:08)
Normal raha ilay durée fa ilay tsy misy signes mihitsy mikasika ny zanakao sy ny andaniny no tena tokony hifotoranao fa ny divorce izany prononcer ho'azy eo iny...
12. booboo ( 25/08/2006 13:14)
hum...
13. prime ( 25/08/2006 13:28)
booboo> :roll::-D:-D
14. fijo ( 12/09/2006 21:08)
hesha hafaka manao io fikarohan aio tokoa ka.
15. HESHA ( 18/09/2006 09:24)
zay zany ry bonaventure a, manaova avis de recherche an le zaza alou de am zay ko hita ho azi ni misi ni renini hanaovanao ni demarche mikasika ni divorce rehetra.
De ataovy izay hiverenan ny confiance ny zaza aminao fa mety efa nisy tsindry bokotra maromaro koa nandritry zay fotoana elabe tsy nihaonanareo zay

za kosa hoatrany tsy d'accord am le fomba hoatran zany an ny vadinao zany hoe nareo no miady sy hisaraka de ny zaza no atao tsy mahita ny rainy, misy fiantraikany be am zaza io tsinn ka hitarika fankahalany ny RAD ny ny hiafarany rehefa lehibe izy.

Mahereza e
16. fijo ( 19/09/2006 22:45)
ka izay le sipa e
17. sipagasy ( 24/09/2006 12:36)
mr le virja maninn injay ny sipa e!!!
18. HESHA ( 25/09/2006 15:42)
eny hoa ry sipagasy, mitady hanao safobemantsina fotsini njay razoky io zani kle
19. fijo ( 26/09/2006 22:14)
ka ny sipa wa misy banga e.
20. HESHA ( 27/09/2006 13:11)
banga aona kou zani ????????:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1278