Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 10/08/2006 17:39)
namana vaovao
hihihihi somary gaga be zah nahita an'ireto namana vao2 ireto an! heu... tongasoa aloha ianareo ! sera15 (10/08/2006) sera14 (10/08/2006) sera13 (10/08/2006) sera12 (10/08/2006) sera11 (... tohiny
novalian'i arson ny 17/08/2006 06:50
gille ( 10/08/2006 16:41)
akory iaby
aona tsara oe ny ato @ serasera Forum ato.mba azavao kely eo... tohiny
novalian'i arson ny 18/08/2006 07:07
maintsokely ( 10/08/2006 15:21)
Hody
Salut ianareo an Izaho ry zareo a! mba maka hevitra aminareo; Izaho te hody any dago (retour définitif) alohan'ny hodiako dia te hitondra fitaovana aho ho entiko mamorona asa any. Sao dia mba mahita... tohiny
betay78 ( 10/08/2006 14:24)
tena efa ela mihintsy...
tena efa ela mihintsy izany izahay no tsy nandeha tany dago tany mety@mois de juin @herintaona anbgambany vao mba mety handeha hoany misy famadihana mantsy any ka tsy maintsy mandeha.ary ahoana ny ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:37
xxx ( 10/08/2006 14:07)
regime
:roll:inona kay ry reto ny regime tena eficace fa tena tsy mety mahia mihitsy aho a... tohiny
novalian'i cathy ny 26/08/2006 00:36
papounette ( 10/08/2006 13:12)
Lhl manao string et Streap tease
Normal ve zà sa ahoana:oops:?Tena mahafinaritra ahy mihitsy ny mijery ny lhl manao string avy eo manao streaptease eo anoloako. Tamina film fa tsy porno le izy no nahitako an'io fa tena milay an!:t... tohiny
tsito ( 10/08/2006 12:49)
ombay mitady e
asa re olona raha mba misy mahalala ny momba ireto olona ireto ianareo dia mba valio aho BULLEN YVES et BULLEN PATRICK no anarany. Misy madama efa antitra zay mitady ireo any dago de mba nolazainy ta... tohiny
novalian'i Ralay ny 25/08/2006 17:08
betay78 ( 10/08/2006 12:31)
mitady fanazavana
ary ahoana ireto gasy miavona be eto paris eto e?misy ny sasany izany tena miavona mihintsy an!ny sasany hita fa gazy izao vao hanantonana hiresahana @teny gasy mody tsy mahay"je ne comprends pas ce q... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 13:38
cutie ( 10/08/2006 11:13)
ody may
In kay ny fanafody @ reny olona may reny,entina any @dokotera sa entina any @mpanao ody may. Aiza no haingaikaingana kokoa?... tohiny
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:16
betay78 ( 10/08/2006 07:48)
mitady info
manahoana daholo isika mianakavy. mba omeo vaovao izahay momba ny resaka politika ao dago ao fa efa tena tard mihintsi e misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i prime ny 17/08/2006 07:55
ravatorano ( 10/08/2006 06:50)
nanambara fa hilatsaka ho fidiana koa zany zao ny Gal FIDY
ELECTION PRESIDENTIELLE Le Général Fidy candidat Midi-Madagasikara 10/08/2006 La liste s’allonge. Et ils sont maintenant quatorze à s’être déclarés candidats à l’élection présid... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 07:35
TefySesel ( 10/08/2006 06:41)
Fangatahina tononkira
Ahoana daholo! Mba mila maika ny tononkiran'ny tarika Voninavoko, lohateny: Raozy mavokely. Lay misy hoe: Anakiray monja ity voninkazo ity ka iza no omeko azy e.... Na misy soso kevitra mety ahazah... tohiny
novalian'i hira72 ny 30/08/2006 07:56
jentilisa ( 10/08/2006 05:59)
Miaiky aho!
Misy ilay isa azo io moa rehefa miditra ato amin'ity serasera ity. Na rehefa avy mandefa hafatra na misy namana mijery momba ny tena koa ohatra. Fa izao: tamin'ny fanombohan'ny volana ihany aho nonaha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2006 12:09
lemenakely ( 10/08/2006 05:26)
10 aogostra, .... 15 taona lasa izay an'iza ny tsiny?
15 taona lasa tokoa izay iny raharaha mampalahelo iny ! Raha jerena @ zava-misy ankehitriny dia toa mampanontany tena ihany hoe fa dia ho atao sorona noho ny ambo- po pôlitika foana ve ny vahoaka ka... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 15:27
fraz ( 10/08/2006 05:01)
Manamboatra fiara
Sao dia misy mahay mamaha olana resaka fiara. Resaka injection na allumage , mitambokombokona be nedala dia nisy niteny hoe resaka arrivée d'essence hono dia efa nosoloina ny bougies sy ny filtre à ... tohiny
novalian'i Achia ny 14/08/2006 16:10
lo ( 10/08/2006 02:17)
Elia Ravelomanantsoa
Dia nilatsaka hofidiana ara-pomba ofisialy i ramatoa Elia Ravelomanantsoa. Ny hevitrao?... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:36
Herimiafina ( 09/08/2006 19:52)
CV (Resumee) mandehandeha!
Inona no tokony hatao amin'ireny CV-nao entin'nysasany hangalana marché etsy sy eroa ireny? [u][b]Hazavaiko ny hevitro:[/b][/u] -Maro fahiny ny ONG, Association, EURL mandefa antso hoe mitady olo... tohiny
novalian'i fijo ny 12/09/2006 21:02
Herimiafina ( 09/08/2006 19:05)
Fandokafana be loatra!
Maro ny zavatra ilana ny "fandokafana", toy ny zavatra tsara vita ny tanjona tratra, ny qualité, sns. Tandremo anefa fa ny fandokafana be loatra mitarika ny olona hanaovana azy tsy hivoatra intson... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/08/2006 12:25
zandikely ( 09/08/2006 18:47)
Mety hahaliana an'i Madagascar ity fikarohana ity
Waterproof rice gene identified Scientists say they have identified a gene that will allow rice plants to survive being completely submerged in water for up to two weeks. Most rice plants di... tohiny
novalian'i kitjo ny 22/08/2006 18:03
Vaika ( 09/08/2006 18:41)
TROJAN !
Trojan.win32.Qhost.hm application : verclsid.exe emplacement : C:\WINDOWS\system32 Sao dia mba misy afaka manampy fa mbola amatera e ? Ahoana ny fi-vérifier-na an'i leiry io fa tena voadio tsar... tohiny
novalian'i Vaika ny 08/09/2006 12:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.5034