ody may
1. cutie
(
10/08/2006 11:13)
In kay ny fanafody @ reny olona may reny,entina any @dokotera sa entina any @mpanao ody may.
Aiza no haingaikaingana kokoa?
Aiza no haingaikaingana kokoa?
novalian'i fijo ny 29/08/2006 20:16
2. Fanja1
(
10/08/2006 11:26)
raha tany dago aloha cutie de tena misy mahay mihintsy , satria t@ za tany de nisy olona may nilatsahan'ny ranomfana ny kibony, de mpanao ody no nantson'ny olona de pendant 2 semaines isaky ny maraina tonga ilay ramatoa dia misy zvt tsakony de arorany @ ilay may, de zara raha nisy trace n'ilay may fa 2 semaines aloha ilay olona tsy afaka nandro fa de maimbo rora teo e...ka tsy haiko :)
3. Fiffi
(
10/08/2006 11:26)
totona ny ovy de hatao eo @ le may ! nisy zavatra henoko koh hoe misy an'zany olona mpandrora zany hono ! nefa reha tena heritreretina de le rora iny indrindra no feno mikiroba koh! de ho sitrana @ zany ve ?
Aleo hiany hentina eny @ hopital no hitako fa mety indrindra raha ohatra ka may "important" le izy ! fa raha tsy zany efa misy mivarotra an'le sparadrap special may mihintsy eny @ farmasia !
Aleo hiany hentina eny @ hopital no hitako fa mety indrindra raha ohatra ka may "important" le izy ! fa raha tsy zany efa misy mivarotra an'le sparadrap special may mihintsy eny @ farmasia !
5. soanja
(
10/08/2006 11:34)
Ny ody may tena mandaitra dia:
Raha vao may dia entina haingana eo amin'ny rano ny faritra may, zany hoe lemana dia amin'izay tsy mitohy intsony ny fandorana any anaty. Avy eo alaina diti-na vahona na Aloe ka iny no hosorana aminy in-3 isanandro. Ho hitanao fa zara raha hanolatra ny fery satria be vitamine E ny vahona. Fa raha kosa tena mitriatra ny hoditra zany hoe nofo no hita eo ambony rehefa may dia mila entina any amin'ny dokotera haingana mba tsy hampisy infection.

6. cutie
(
10/08/2006 11:40)
ka nentina tany @ hopitaly hono nefa mbola tsy mety sitrana ihany efa ho 1 volana zay , sady efa mandoaka zany koa ny lamosina, de raha entina any @mpanao ody may ve de mbola voavonjy ?
8. cutie
(
10/08/2006 11:53)
ie, za mieritreritra an'zay we andramana ka, fa nisy niteny za we tsy mety mandray tsony ny mpanao ody may refa avy tany @ dokotera, ka nihoatra ny herinandro .
9. Fanja1
(
10/08/2006 11:56)
maka ihany renseignement any @ ilay mpanao ody aloha fa aza @ olona tsotra
14. Fiffi
(
10/08/2006 12:14)
ny hopital hiany no mahay manasitrana an'zany efa mandoaka zany ! na koh hoe hafindra hopital raha tsy misy fahafaham-po tao @ le nitsabohina azy! Efa nahita olona may à 65% zah nefa de sitrana soamantsara sady tsy de hita firy le cicatrice!
16. Zina
(
10/08/2006 12:50)
fa raha tsy zany efa misy mivarotra an'le sparadrap special may mihintsy eny @ farmasia
Ie misy otran'ny bande feno fanafody madity zay izy io (otran'ny tately) dia makarakara zay ilay fa tena efficace be,tena adiniko ny anarany.
Fa zao re reto a aza mihezana za an fa tena mandraitra ity rehefa misy may dia tonga dia asivo pipi fa tonga dia sitrana (bien sur ilay may tsy misy fery an.. ilay oe oditra efa afaka..) raha mbola tsy afaka ny oditra dia mety tsara zany oe may 1 degre moa izany...no sady tsy misy cicatrice mihitsy, azony ilay acide ao @ pipi mandaitra be.. za dia manao an'io fona...
18. papounette
(
10/08/2006 13:27)
Efa naheno an'io ko zà fa tena efficace be hono.
Ny olana ange ry Zina ny ahitavana pipi "frais" vetivety eo.
De raha ohatra,ohatra an,any @ tarehy le izy de atao aôna?
Ny olana ange ry Zina ny ahitavana pipi "frais" vetivety eo.
De raha ohatra,ohatra an,any @ tarehy le izy de atao aôna?
19. cutie
(
10/08/2006 13:45)
akipy fotsiny ny maso:-D
fa tsy maintsy mbola miampy an'le fanafody ody may alou, fa manamaivana fotsiny io pipi io e
fa tsy maintsy mbola miampy an'le fanafody ody may alou, fa manamaivana fotsiny io pipi io e
20. Herimiafina
(
10/08/2006 15:21)
Miankina amin'ny degré-n'ny fahamaizana io! Brulure premier sy deuxieme no mety avotr'izany odin'ovy sy savony ary pipi sy rora izany fa raha troisieme dai voatery tsy maintsy endahina ny hoditra! :-*