ody may
22. ttittie
(
10/08/2006 15:25)
asio biafine vidina any @ pharmacie ny zanako may be teo amin'ny ranjony fa sitrana haingana na ny olatra aza tsy betsaka mihintsy
23. Herimiafina
(
10/08/2006 15:27)
Tena may be mihintsy angaha? Ento any amin'ny dokotera aloha fa any no siora raha efa troisième!
Mahatsiaro ilay zandrin'ilay namako izay aho, zazakely vao mandady dai nandady tao andakozia dai tsy hitan'ity mpiasa ka niraraka teny aminy avokoa ny vary sosoa mangotraka iray vilany.
Avy hatrany dai nentina teny amin,ny hopitaly ary noesorina avokoa ny hodiny ary nofonosina bande sy poudre fotsifotsy saingy tsy avotra ny ain'ity zazakely satria may hatramin'ny taovany mihintsy.:snif::snif:

24. cutie
(
10/08/2006 15:30)
efa tany @ hopitaly wa fa sady efa nivoaka fa mbola tsy sitrana foana.
25. Herimiafina
(
10/08/2006 15:31)
Elaela iny vao sitrana kah, ny cicatrisation no somary elaela, misy fanafody tokony omen'ny dokotera, creme izy izay ary mihinana na mitsindrona antibiotique koa.
Ny an'ilay olona izay naharitra telo volana ny cicatrisation fa nisy fotoana maimbo mihintsy ilay fery! tandremo fotsiny sao lasa gangraine. :-*
Ny an'ilay olona izay naharitra telo volana ny cicatrisation fa nisy fotoana maimbo mihintsy ilay fery! tandremo fotsiny sao lasa gangraine. :-*
27. fijo
(
10/08/2006 15:43)
cutie an,sarotrabe izany raha 3eme,fa aleo hafangaro ny doko sy ny mpitsabo gasy.
30. Herimiafina
(
10/08/2006 15:47)
Tandremo fotsiny ny mpitsabo gasy fa raha tsy mahay akory dai lasa misy infection bacterienne be dirandoza ny fery avy eo noho ny loto ho entiny! :-*
35. Herimiafina
(
10/08/2006 16:10)
Tsy hitanay raha tsy niteny ianao kah, fa iza no may ry cutie? :-*
37. Zina
(
10/08/2006 17:36)
Ny olana ange ry Zina ny ahitavana pipi "frais" vetivety eo.
De raha ohatra,ohatra an,any @ tarehy le izy de atao aôna?
mahavita fona ka, tsy dia betsaka koa anie no ilaina e.
Ny any @ tarehy dia ampiasaho ny vouvou ka
38. watafon
(
10/08/2006 17:56)
Iny za fa tonga e! misy mpanao ody may tena mahay ary mampiaiky dr mihitsy k ! samy mahasitrana doly izy roa ireo k ! raha troisième degré zany kosa ndray aloha d tsy misy afatsy ny pansement isan'andro @ Tulle gras miaraka @ antibiotika matanjaka ihany ny fanafodiny e! mila maharitra fa elela ny cicatrisation an'izany aloha e!
Fa ny geste atao voalohany aloha raha vao may d sasana haingana @ rano mangatsiaka ilay faritra may! iny mantsy sady mampihena ny fananintainana no tsy mampitatra ny faritra may ! raha misy pipi frais koa d azo atao !