ody may
89. cutie
(
14/08/2006 09:31)
fa vaza ve :-D:-D:-D:-D
heverioko fa @ lakamisy vo assumption ka, heveriko fa lakamisy foana,mitovy le ray ry :lol:
heverioko fa @ lakamisy vo assumption ka, heveriko fa lakamisy foana,mitovy le ray ry :lol:
92. fijo
(
15/08/2006 19:00)
ary raha mba manome eto ny adresin'ireo mahayody may kosa moa izay efa mba tany e.ilaina mantsy izay raha sendra ny tampoka
93. watafon
(
15/08/2006 19:25)
'hita oa ry fijo !
Fiffi: raha ny hoditra ftsn zany d premier degré zany , na lehibe aza ny faritra tokony ho sitrana ihany k !
Fiffi: raha ny hoditra ftsn zany d premier degré zany , na lehibe aza ny faritra tokony ho sitrana ihany k !
95. Fiffi
(
15/08/2006 19:28)
fijo: eny tokoa hoa ? na koh hoe mba omena an'ny fianakaviana any dago ? tsy fantatra tsinona zay zavatra mety hitranga an!
wata: fa raha misy zavatra tena tsy sahiko jerena ngamba de le may ireny fa tena ..mampatahotra be!
wata: fa raha misy zavatra tena tsy sahiko jerena ngamba de le may ireny fa tena ..mampatahotra be!
96. watafon
(
15/08/2006 19:30)
za moa akia na tsy sahy za tsy maintsy an ! :-D:-D:-D
fijo: tsy voatery k ! ireo profonde matetika no manome holatra b ! fa io kou miankina @ ilay olona e!
fijo: tsy voatery k ! ireo profonde matetika no manome holatra b ! fa io kou miankina @ ilay olona e!
97. fijo
(
15/08/2006 19:34)
hay;misy bandy havako izay mantsy may,de nony sitrana de lasa nisy holatra nibontsina be.ka io ve mety mbola hiena?
98. watafon
(
15/08/2006 19:41)
tsy mihena iny raha tsy traiter-na ; infiltration na corticoide aloha no atao d avy eo esorina @ alalan'ny fandidiana e ! chirurgie plastique ! cicatrice Chéloide no fiantso an'ireny !