ody may

61. nenipita ( 12/08/2006 04:43)
manahona ianareo, efa may koa oa za tami'nny herintaona teo amin'ny tongotro ( ranjo) no may efa jours après va nahita mpanao ody may de entina any aminy fona isa-maraina dsy hariva de rorainy eo , fa herinandro fotsiny hoe de afaka ary tsy misy holatra intsony izy izao nefa tena ngeza be lay izy a. Ka na dia atao hoe rora aza akia no itsaboan'ireny mpanao ody may ireny de tena resy lahatra aho fa mahay izy, ary le hoe pipy indray amiko aloha de ny fahasalamana no zava dehibe fa refa tena tratry ny tsy azo anoharana ka te ho sitrana de tsy mieritreritra hoe maloto ny pipy na ahona fa de te ho sitrana e.
62. Fiffi ( 12/08/2006 04:55)
wata: tadidiko kah! :):*
63. cutie ( 12/08/2006 17:05)
Mpandefa : nenipita [ Valio ] 12-08-2006 09:43:17
Lohateny : Re : ody may
manahona ianareo, efa may koa oa za tami'nny herintaona teo amin'ny tongotro ( ranjo) no may efa jours après va nahita mpanao ody may de entina any aminy fona isa-maraina dsy hariva de rorainy eo , fa herinandro fotsiny hoe de afaka ary tsy misy holatra intsony izy izao nefa tena ngeza be lay izy a. Ka na dia atao hoe rora aza akia no itsaboan'ireny mpanao ody may ireny de tena resy lahatra aho fa mahay izy, ary le hoe pipy indray amiko aloha de ny fahasalamana no zava dehibe fa refa tena tratry ny tsy azo anoharana ka te ho sitrana de tsy mieritreritra hoe maloto ny pipy na ahona fa de te ho sitrana e.

Zay indrindra:wink:
64. watafon ( 13/08/2006 08:07)
cutie: bonjour k! :-D
Fiffi: :-*
nenipita: :wink:
65. nambina ( 13/08/2006 08:12)
fa naninon nga cutie sa namana izany may izany?
ary izay koa vao tonga i wata fa taiza fona hono e?:)
66. cutie ( 13/08/2006 10:39)
Mpandefa : nambina [ Valio ] 13-08-2006 13:12:24
Lohateny : Re : ody may
fa naninon nga cutie sa namana izany may izany?

olona akaiky ahy wa
watafon efa namaly ka:lol:
67. Fiffi ( 13/08/2006 12:20)
68. Fiffi ( 13/08/2006 15:10)
wata: merci :):*
69. nambina ( 13/08/2006 17:56)
:oops:
70. cutie ( 13/08/2006 18:09)
manin no :oops:
71. cutie ( 13/08/2006 19:04)
ary raha mamela tasy le may refa sitrana de mety mbola afaka ve refa any aoriana any sa mijanona eo foana?
72. watafon ( 13/08/2006 19:17)
io ndray ary le izy an : :*:*:*:*
73. cutie ( 13/08/2006 19:35)
Mpandefa : watafon [ Valio ] 14-08-2006 19:46:34
Lohateny : Re : ody may
plastik akia an !
cutie: oui ! ahoana akia ! sarotra ihany alou ny manal le cicatrice raha ngeza le izy !

ary raha kely?
74. watafon ( 13/08/2006 19:39)
raha kely d siora za fa afaka tsara tsy misy trace !
75. cutie ( 13/08/2006 19:42)
ok:lol::P
76. Fiffi ( 14/08/2006 05:02)
wata aahh ! misy % moa rehefa may io eh ? de possible hoe tsy avotra intsony ?
77. Fiffi ( 14/08/2006 05:21)
zah aloha efa nahita hoe le tasy may ireny mia-miala tsikelikely fa miankina @ "importance" n'le may kosa aloha io an! fa misy koh ny chirurgie hanalana azy! sa tsy zany akia wata ? estetika moh sa plastika ?
78. watafon ( 14/08/2006 08:29)
cutie::-*
tena misy tokoa k : raha sady brûlure profonde no étendue mihoatra ny 80 % d sarotra ihany ny hahavotra azy !
79. watafon ( 14/08/2006 08:46)
plastik akia an !
cutie: oui ! ahoana akia ! sarotra ihany alou ny manal le cicatrice raha ngeza le izy !
80. Fiffi ( 14/08/2006 09:22)
wata: merci :):*
Ary raha ohatra hoe le hoditra fotsiny no may ? fa betsaka an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9838